hono wa ry namana rehetra eto amin'ny sera2 ???
44. ANARIM
(
29/02/2008 07:47)
malalatinasoa:
Mampatsiahy ilay fitenenana fahiny hoe:
Tsy ny adala no adala, fa izay manadala ny adala no adala.
:-*:-*(l):P njiko malalatinasoa
ô rankizy malagasy.... reto isika e! ntônalé... marina mafy...
45. mmmhh
(
29/02/2008 13:57)
Tô tsy hita tsony lé acteur ppl? rajoelina aiza enao sa mbola misintona an'le fandehany hakana hvtra vaovao? :-D:-D
46. sakaizakely
(
29/02/2008 14:27)
lasa nitady hevitra hampandrosoana an'i Madagasikara izy ka :-D:-D:-D:-D:-D:-D
47. Veloo
(
29/02/2008 17:36)
ari.malala [ Valio ] 29-02-2008 07:26:20
Lohateny : Re : hono wa ry namana rehetra eto amin'ny sera2 ???
mahina ndray ra ika mpanao resaketotra le
^:^^:^^:^=))=))
49. Papoose
(
01/03/2008 06:22)
sakaizakely:
lasa nitady hevitra hampandrosoana an'i Madagasikara izy ka :-D:-D:-D:-D:-D:-D
hvt hampandrosoana an'i Madagasikara @ fomban'adala ve!=))=))=))
50. ikaretsaka
(
03/03/2008 06:33)
sakaizakely:
lasa nitady hevitra hampandrosoana an'i Madagasikara izy ka :-D:-D:-D:-D:-D:-D
atontona indray ny lohany dia tonga io hevitra io
51. ikaretsaka
(
03/03/2008 06:37)
ari.malala:
:-D:-D:-Dmahina ndray ra ika mpanao resaketotra le:-D:-D:-D
tsy hitako izay tokony haha mahana @ izany.. rehfa ilaina ny miresaka hetotra dia resahana hetotra ny fiaraha monina..
na @ le maneno na le maimbo be