Ho an'izay tsy manan-katao (2)

1. LazaDaddy ( 19/02/2008 03:40)
ilaozy mifampitsikera sy manadala olona eto amin'ny serasera :)
répondu par sasa le 26/02/2008 04:43
2. ainaheri ( 19/02/2008 04:12)
tsy we akory mitsikera na manadala oul fa refa diso eritreritra d any no itondrana azy
3. LazaDaddy ( 19/02/2008 04:20)
4. mitia04 ( 19/02/2008 04:26)
ka inn njay no atao ato zany? :-w=))
5. Papoose ( 19/02/2008 04:38)
miserasera= mifanadala, mifampila ady, mifampikritika, miresadresaka madio, miresadresaka maloto, mifanala baraka, mifampitory fitiavana, mifananihany, mifanaratsy, mifampitory, mifampikoty, mifanalika, mitory teny, mampiseho fananana, mampiseho ny mahaizy azy, mnangataka hira, manolotra hira, manoratra sy manolotra tononkalo, mitchat, mifandefa hafatra, mifandefa bizoroka, mifanome torohevitra,mampiseho sary, sns sns!!!

samy mijery zay tandrify azy fa na mandefa emoticone aza eto @ forum defa misera zay fa tsa manadala sy mitsikera fotsiny no atao eto koooo!!!
6. mitia04 ( 19/02/2008 04:41)
papozy! merci njy an!
7. ainaheri ( 19/02/2008 05:30)
papoose,za zao manana tany 400ha saika hamidiko ilay izy fa nomeko nampiasaindry lerony,in mba eritreritry papoose ho volena aminy:-D:-D:-D
8. LazaDaddy ( 19/02/2008 06:03)
mitia04:
ka inn njay no atao ato zany? :-w=))
mandany andro mitia...fa ilay zavatra na olona tiavina no samihafa...ao ny mitia mananihany, misehoseho, mihomehy, manenjika,...


9. mitia04 ( 19/02/2008 07:58)
LazaDaddy:


mandany andro mitia...fa ilay zavatra na olona tiavina no samihafa...ao ny mitia mananihany, misehoseho, mihomehy, manenjika,...



[/quote]
za mananiany fotsiny kou! d mandany andro, d mimémé,:-D:-D oay saika izy rehetra, zay iany ka!

10. ari.malala ( 19/02/2008 09:45)
misy adinondry ry papozy a! mikliky pub:P
11. antigone ( 19/02/2008 09:57)
Mba asiana humour ny fiainana eh Tonga De Mandany andro =))=))=))
12. jiolah ( 19/02/2008 10:37)
Tonga Daolo ny Mpandany andro zany.Ze mameno fiche ara-dalana ihany no aoka handany andro eto fa tsy izao :-P:-P=)):@ mana-katao rehetra izao
13. ainaheri ( 19/02/2008 10:39)
ekany Tonga De Manal'azy:-D:-D:lol:
14. Papoose ( 19/02/2008 11:26)
ari, zay le ao anatin'ny sns sns:-D

ainaheri, afaka Tonga DE Mamboly rongony naturellement tsika de vita ny bizna!:^):@
15. antigone ( 19/02/2008 11:54)
tsy aleo Tonga De Maôly fa tsy zany rongony zany [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Fume/canabis-tourne.gif[/IMG]
16. mitia04 ( 19/02/2008 12:24)
sûr doli eeee!
17. ainaheri ( 19/02/2008 14:07)
papoose,aleo tsy rongony njay no ambolena fa raozy tsisy tsilo,d zalazalaina ato refa St valentin sy anivolsela iny:-D:-D
18. penina ( 19/02/2008 15:09)
y a aucune rose sans pen

tsy misy raozy tsy misy sitlo
:lol:
19. Veloo ( 19/02/2008 18:13)
Tonga De Mifoka :@:@:@:@

ainaheri [ Valio ] 19-02-2008 05:12:54
Lohateny : Re : Ho an'izay tsy manan-katao (2)
tsy we akory mitsikera na manadala oul fa refa diso eritreritra d any no itondrana azy

eka ouzy

ainaheri [ Valio ] 19-02-2008 06:30:18
Lohateny : Re : Ho an'izay tsy manan-katao (2)
papoose,za zao manana tany 400ha saika hamidiko ilay izy fa nomeko nampiasaindry lerony,in mba eritreritry papoose ho volena aminy


VOANDRO hihihihih
20. cutie ( 19/02/2008 18:34)
veloo:-D:-D:-D:-D
aiza aza bedada @ io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.13