Ho an'izay tsy manan-katao (2)
22. ikaretsaka
(
19/02/2008 18:58)
Hisy raha indray eto androany
eo le vandro eo le vandro... glasy o le aourt am sache.....
eo le vandro eo le vandro... glasy o le aourt am sache.....
23. antigone
(
19/02/2008 20:16)
ikaretsaka:
Hisy raha indray eto androany
eo le vandro eo le vandro... glasy o le aourt am sache.....
asio zi natirel fa le vandrô namono antoka tatsy avaratra :-D:-D:lol:
24. zamanoro
(
20/02/2008 01:52)
antigone:
asio zi natirel fa le vandrô namono antoka tatsy avaratra :-D:-D:lol:
Mila vera le mpivarotra zi, fa ny vera ato mora eh
28. antigone
(
20/02/2008 14:16)
zamanoro:
antigone:
asio zi natirel fa le vandrô namono antoka tatsy avaratra :-D:-D:lol:
Mila vera le mpivarotra zi, fa ny vera ato mora eh
Ka tsa nety Tonga De Mivelatra ty ry ika aaa maty antoka mintsy za sady vo may tsisy atao :-D:-D za ko try manana parasita Tonga De Mifotetaka @tany za=))=))=)):miam:
29. Veloo
(
20/02/2008 14:43)
Papoose [ Valio ] 20-02-2008 12:40:11
Lohateny : Re : Ho an'izay tsy manan-katao (2)
Tonga De Mivaro-pananana zany ko!
ie retsy a Tonga De Mahantra ka hihihihih:-*
30. Papoose
(
21/02/2008 04:59)
Tonga De Mivaro-pananana dia TOnga De Manao Tour Du Monde de Tonga De Mahantra rehefa tonga avy any TDM
37. antigone
(
23/02/2008 11:25)
zamanoro:
SHSHSHSH
Ataovy moramora ry reto fa bedin'i Cazatoandro eto an
:-D:-D:-D:-D iny ndray no tsy hitako
39. yonikafopl
(
25/02/2008 09:12)
veloo , ari hihih tsy aleo Tonga De Midaina :@:@:@ Tonga De Mahatsiaro an ddb
40. sasa
(
26/02/2008 04:43)
yonikafopl Tonga De Mimaina :-D:-D:-D Tonga De Mahatsiaro an-dry zalahy isany