NY fijaliana eo amin ny fianana kristiana

1. ravakamalala ( 15/02/2008 21:33)
Raha zohiana ny tantaran ny ankamaroan ny olomasina dia maro ireo nijaly tamin ny fiainany teto an tany.
Ary nisy olomasina iray izay aza tena nangataka tamin Andriamanitra mihitsy hoe ampijalio aho eto antany fa aleo ho fiadanana no azoko amin ny fiainana mandrakizay "Seigneur, brûlez, cautérisez, taillez ici bas, mais épargnez moi dans l'étérnité"

Dia ny mampieritreritra ahy dia ny hoe raha ohatra izany ianao ka tsy mijaly eto antany, dia mila mailomailo ihany hoe "ao raha"?
répondu par ikaretsaka le 23/02/2008 01:04
2. pissoa ( 15/02/2008 21:58)
Tsy voatery hoe "ao raha" na dia tsy mijaly aza. Ny antson'Andriamanitra ho antsika olombelona rehetra mantsy dia ny ho Sambatra sy ho Masina. Na izany aza nefa, Andriamanitra toa tsy nampanantena fiainana tsisy olana. Noho izany, samy mety ho hita amin'ny fiainan'ny Kristianina ety an-tany na ny hafaliana na ny fahoriana ! Ny fiatrehantsika ireo hafaliana na fahoriana no mety hitarika antsika amin'ny "ao raha" :-D:-D:-D
3. fijo ( 15/02/2008 22:10)
mijalia ianareo mpino ety,fa aleo hoanay ny fahasambarana e.avy eo ho ita eo ihany ny hifanarahana rehefa any,raha hiaona
4. ikaretsaka ( 15/02/2008 22:36)
misy olombelona tsy nijaly hoe niharan'izao sy izao sy izao... fa fiainana andavan'andro ohatry ny fiainan'andavanandron'ny olona rehetsa ihany ny fiainany teto an-tany ka..
5. fijo ( 15/02/2008 22:40)
izay ahay.
6. ikaretsaka ( 15/02/2008 22:42)
nefa lasa olomasina ireny olombelona ireny nohon'ny oha piainana nasehony, fa fomba fiady daholo io hoe mijaly eee sns io...
misy ilay izy ... fa tsy voatery
7. ikaretsaka ( 15/02/2008 22:46)
otran-dry Ignace sy ry augustin sy ry aquinas, SFX ohatra. nga reny nijaly be de manahoana

JP2 sy ry theresa ohatra ... nanana ny nuit obscur ny i theresa... fa tsy nitabataba izy ho rentany ho rendanitra hoe nijaly aho eeeeeeee
8. rabilabila ( 15/02/2008 22:49)

Fehezanteny nindramiko :

Tous nos actes visent à écarter de nous la souffrance et la peur.(Epicure)

Il n'y a rien à redouter dans le fait de vivre, pour qui a authentiquement compris qu'il n'y a rien à redouter dans le fait de ne pas vivre (Epicure)
9. ikaretsaka ( 15/02/2008 22:53)
Karl Rahner:
Only knowledge gained through experience, the fruit of living and suffering, fills the heart with the wisdom of love, instead of crushing it with the disappointment of boredom and final oblivion. It is not the results of our own speculation, but the golden harvest of what we have lived through and suffered through, that has the power to enrich the heart and nourish the spirit. And all the knowledge we have acquired through study can do no more than give us some little help in meeting the problems of life with an alert and ready mind.

10. fijo ( 15/02/2008 22:54)
tiako be le farany io
11. ikaretsaka ( 15/02/2008 23:07)
efa hanao Exercices miaraka amiko ihany ialahy ity atsy ho atsy ka... lasa misaina ignatian koa:wink:
12. rabilabila ( 15/02/2008 23:11)
hi!hi!hi! 'lé Epicure no noteneniny kooo!!
13. fijo ( 15/02/2008 23:13)
epicure ka,tena mitombona tsara.ary hoampiariko manomboka izao ao amin'ny firaisana hiombonana.
14. cutie ( 15/02/2008 23:14)
:-D:-D:-D:-D
15. rabilabila ( 15/02/2008 23:15)
Tonga sinoa i Cutie!!:-D:-D:-D
16. ikaretsaka ( 15/02/2008 23:17)
tandremo fotsiny voan'ny piqures ary
17. fijo ( 15/02/2008 23:20)
aretina zaraina hono maivana
18. cutie ( 15/02/2008 23:21)
refa misy an'ty :-D::-D:-D:-D de za zay
19. fijo ( 15/02/2008 23:22)
efa haiko ka,vao itako anie ilay vody....lanitra dia haiko e
20. ikaretsaka ( 15/02/2008 23:39)
nga koa i cutie milanitra fa tsy mi str... euh.....mitady???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0664