NY fijaliana eo amin ny fianana kristiana
23. fijo
(
15/02/2008 23:55)
mbola tsy hain'ialahy fa misy torapasika fotsy mibotsiaka,sy lanitra manga ary farany tarafin'ny vodilanitra mena mody masoandro.hummmm
25. niryna
(
16/02/2008 04:33)
ravakamalala:
Raha zohiana ny tantaran ny ankamaroan ny olomasina dia maro ireo nijaly tamin ny fiainany teto an tany.
Dia ny mampieritreritra ahy dia ny hoe raha ohatra izany ianao ka tsy mijaly eto antany, dia mila mailomailo ihany hoe "ao raha"?
marina tanteraka izany,tsy mora ny mitory ny tenin'Atra fa maro no hanohitra ilay teniny,tsy isika anefa no toheriny fa ilay Atra dia Kristy izay nanome antsika ilay Fanahy Masina . Izay no tsy fantan'ireo olona manohitra ny tenin'ATra .
=D=D
Raha kristiana tsy manam-pahavalo hoy ilay olona izay dia mihevera tena .Ary ao anaty baiboly ny fanazavana nomen'ny kristy hoe "enjehin'ny olona hianareo noho ny Anarako".Izy aza tsy nanao na inona na inona,tsy namaly na dia noesohina,nitsahina ,nokapohina, nisy sahy nijoro vavalombelona mpandainga ny Aminy ,novonoina :cry::cry:
Mitranga ihany koa izany ary misy sahy manosi-potaka sy manao lainga masaka mihitsy aza ,mba tsy hinoan'ny olona ilay Kristy,saingy omen'ATra ny Fanahy Masina foana ireny olona ireny rehefa miezaka ny mino Azy.
.Dia izao foana koa no ataovy ao an-tsaina hoe "na iza manohitra ny tenin'ATra,tsy misy miverin-dalana eo,ary tsy matahotra na iza na iza fa ATra irery ihany no atahorana".,Izy no tompon'ny aina.
Sady ity koa no tena mahafinaritra sy hisaorana Azy. :D ^:^ Vao maika mampitombo ny finoana Azy ilay ataon'ireo mpanohitra Azy.
Ny antony?Efa voasoratra "Aza matahotra fa homba anao mandrakariva aho (24/24 io ), miaraka amintsika foana ilay Fanahy Masina.:D:D
Aleo izany mijaly ety an-tany vetivety toy izay manda Azy ka hijaly mandrakizay. :cry::cry:
Ambava homana ,am-po mieritreritra,raiso izay fantatrao fa mifanandrify ny eritreritrao.
Tompo ATra Malalanay o,omeo hery izahay mba ahafantatra fa tsy mora ny miaraka sy manara-dia Anao.Nomenao fanantenana anefa izahay fa tsy andao anay Hianao ,na ahasaraka anay.Ampio ireo izay mbola variana mba hanatona Anao ,ary omeo hery izy ireo mba ahalala ny fahasoavana,ny fahagagana maro izay nasehonao anay ka mahatonga anay hijoro ho vavolombelona.Avy amin'ilay Zanaka Malalanao no anaovanay izany vavaka izany.
Misaotra Ray o ,amena ^:^^:^
26. ikaretsaka
(
16/02/2008 12:07)
dia hoe tsy maintsy hijaly foana ve dia ampandriana @ izay ny saina hoe za de condamned hijaly? raha miaina Ktianina?
27. ravakamalala
(
16/02/2008 12:28)
misy boky izay vakiako ato mahalasa saina ahy e! misy miteny hoe ny fijaliana eto antany dia isan ny endrika iray hanadiovana anao amin ny fahotanao, ka raha izay marina ve, satria moa isika tsisy nateraka tsy ho mpanota dia tsy aleo marina ve ety antany dia efa manadio ny fahotana, toy izay any aminny purgatoire na sanatria any amin ny afobe?
28. ikaretsaka
(
16/02/2008 12:45)
raha ho voadio aty moa maninona? fa tsy hoe te ho hadio dia mampijaly tena
mampatsiaro ahy ilay tantara anankiray izay
izay hoe misy lehilahy ascetic izay (ilay mpifady izao rehetra izao ireny ny atao hoe ascetic) dia ny soi disant hoe mission-ny hono dia hoe hitandro ny fahadiovany (ara tsexe) dia nanao karazana antoko kely izay mihitsy moa izy momba an'io
Tonga ny androny dia maty izy, ary nisy mpianany anankiray izay koa maty taorianany. Nony nifankahita hono izy mitsam tany@ fiainan-tsy hita tanytsy nino ilay mpianany fa ilay rangahy no hitany miaraka amina sipa manja beee eo ampofoany
de ho'zy lery hoe tena sambatra tokoa ianoa ry mpampianatra fa dia novalian'A/tra ny nataonao tany an-tany fa dia jere ity ianao izao...nahazo sipa milay be sns sns...
Dia namaly le mpampianatra hono nanao hoe , le vendran'ity... tsy aty an-danitra isika izao ary tsy ity izany ny valisoako, fa olona voasazy ity
Fehiny: Mety hoe izany fahamasinana iznay anie tsy voatery ho fampijaliana tena, fa ny fijoroana marimarina mampiseho hoe iza isika, iza marina no naharin'Atra antsika , Endrik'Andriamanitra isika ary izy no nataony modely hono, (andao isika hanao olona mitovy endrika amintsika) , donko amiko ny maha isika antsika tsy mitapoka dia efa tsara sy mendrika
Maybe holiness lies not so much in subjecting ourselves to austerities, but more in being true to who God created us to be. We're all created in God's image, so our genuine selves must be good and worthwhile. (Ikaretsaka)

29. pissoa
(
16/02/2008 16:22)
ravakamalala:
misy boky izay vakiako ato mahalasa saina ahy e! misy miteny hoe ny fijaliana eto antany dia isan ny endrika iray hanadiovana anao amin ny fahotanao, ka raha izay marina ve, satria moa isika tsisy nateraka tsy ho mpanota dia tsy aleo marina ve ety antany dia efa manadio ny fahotana, toy izay any aminny purgatoire na sanatria any amin ny afobe?
Hi hi - rehefa any amin'ny afo be toa tsy mety "madio" intsony fa any dia any. :-D
Marina ny hoe ety an-tany dia efa miezaka mizotra amin'ny fahamasinana. Fa amiko aloha tsy ny "fijaliana" no manamasina antsika na manafaka antsika amin'ny fahotana fa ny ezaka/fijaliana miaraka amin'Andriamanitra sy ny fahasoavany. Izany hoe tsy izay fijaliana rehetra dia tombon-dalana handehanana any an-danitra. Raha mampijaly tena be loatra eo aza mety ho lasa mpamono olona ny farany.
Ny hoe aleo mijaly ety an-tany toy izay mijaly ao amin'ny afo fandiovana tsy haiko ! fa heveriko fa misy fahasambarana ihany koa ao amin'ny afo fandiovana ao satria efa mahafantatra hoe ho any an-danitra refa madio. :-D:-D:-D
Somary tsy mitovy amin'ilay voalohany ito (ilay nanombohan'i Ravaka ny lohahevitra). Raha ny fahazoako azy, ilay voalohany mantsy toa miteny hoe raha tsy mijaly ety an-tany dia tsy maitsy hijaly any ambadika. Iny heveriko fa tsy marina.
30. ikaretsaka
(
17/02/2008 12:48)
ilay fijaliana atao hoe fiononana sy ozona kosa tsy mety e
le hoe Mahaiza mioonona fa isika kristianina efa voaozona ny hijaly eto @ ity fiainana ity
le hoe Mahaiza mioonona fa isika kristianina efa voaozona ny hijaly eto @ ity fiainana ity
31. fijo
(
20/02/2008 22:24)
hoy ika:" 25. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 16-02-2008 13:07:36
Lohateny : Re : NY fijaliana eo amin ny fianana kristiana
dia hoe tsy maintsy hijaly foana ve dia ampandriana @ izay ny saina hoe za de condamned hijaly? raha miaina Ktianina?
marina tanteraka.izay le fomba nentina nandemena ny mainty de mbola izay ihany no tehirizin'ny sasany.

32. ikaretsaka
(
21/02/2008 00:27)
raha izany no eritreritry ny sasnay ra fijo de tena ho pire nohon'ny silamo ny kristianisma ... hanaiky ho lemena (satria voahozona hijaly)
33. ravakamalala
(
21/02/2008 17:50)
ny fieritreretako azy dia tsy ny hoe haniry hijaly fa ny fandraisana ilay fijaliana amin ny fianana ka!!!!
rehefa mijaly isika ohatra dia tsy tokony ho kivy, na tokony hanome tsiny an Andriamanitra.
pissoa > fantako hoe refa any am afobe dia vita hatreo ka , fa ny tiako tenenina tamin iny dia hoe na manadio any am purgatoire, na very tanteraka any amin ny afobe! :-*:-*

34. fijo
(
21/02/2008 21:51)
izay mihintsy ry ika;no tena ratsy.ilay mino anie tsy diso e.samy tsy nisy nahita io,ka izay hino mino,izay tsy te hino tsy mino.fa raha noterena hino no mbola manaiky hijaly koa afera goavana
35. ikaretsaka
(
21/02/2008 22:08)
io le hoe
misy evanjelistra anankiroa de nitory teny ilay 1 hoe hitako ianao tany an-trano filokana.... tsy tokony hankany ianao anefa.... wawawa....
nefa jereo akaiky fa nandeha TANY izy izay matoa nahita ilay namany tany aaa!
:-D:-D:-D:-D

37. ikaretsaka
(
23/02/2008 01:04)
mampihomehy mahamenatra ihany ange letsy ry fijo ity fivavahana ity rehefa le raisina facon extremisme sy fanatique mitampoka tsaravelatsihy e