miaiky ve nareo fa????
1. fijo
(
08/02/2008 21:26)
rehefa arahana ny fomba firesaka eto,dia izao no tsapa amianreo kristianina.
ny mpino kristianin aprotestanta dia tsy mijery ary tsy mamakafaka izay ivelan'ny baiboly.(ny ankamaroany wa an)sao booboo hanombo ahy eo.
ny mpino katolika kosa ,na dia mandray sy mampiasa io baiboly io aza ,dia manaiky koa fa misy ny loharano hafa izay azo handraisana ny finoana.
ka hoy aho.raha diniana izany dia tsy ampy ny fomba na fototra hakan'ny mpino protestanta ny finoany satria boby tokana ihnay.ka manaiky izay ve ianareo???sa dia io dia ampy sy hafaka hanazava ny rehetra hinoanareo??
tsy mitsara aho sanatria sao diso fandray indray ny protes.

répondu par ikaretsaka le 15/02/2008 15:28
2. ikaretsaka
(
08/02/2008 21:46)
Raha resaka Theologique tsotsotra dia io ilay Theologie an'ny Sola ra fijo an
Sola=Fotsiny=ihany=seul! (Teny latinina io fa tsy tiako alefa be sao kirizy eo indray i pissoa:P)
IO no fomba finoana noheverin'i Lotera sy ireo reformiste fa tena milay!
ny Propes sy ireo Evanjelika miaraka aminy dia io baiboly io ihany no matetika ifoterana (Sola scriptura, sola Fide)
Tsy hijery aho hoe iza no milay fa samy miaro ny rambony io moa "Varo-paison'Ampihaviana ka samy manao ny azy ho tsara" fa
Aleo ankinina @ fandinihantena sy ny fahatsapana ny zavatra mitranga eto sy ny vokany eo @ fiaraha monina ny fitsarana azy hoe mety ve sa tsia, ampy ve sa tsy ampy...:wink:

3. fijo
(
08/02/2008 21:49)
ka tsy natao hifanenjehan aity resak aity,fa fanontanian afotsiny hoe mahatsapa ve ireo protes fa io dia tena ampy azy?????sa mba tokony hofantatra koa ny soratra hafa???
4. rabingogilabanga
(
08/02/2008 22:17)
fijo:
tsy mitsara aho sanatria sao diso fandray indray ny protes.
fijo:
ka hoy aho.raha diniana izany dia tsy ampy ny fomba na fototra hakan'ny mpino protestanta ny finoany
tsy mitsara tokoa ve?
katsaka:
Sola=Fotsiny=ihany=seul!
aza manao resaka sola, tonton-sola a! sa?
ny hoe protestanta, ça veut rien dire, satria ny protestantisme ny lotera, no-proteter-ny calvin, ... no protester-ny baptiste, no-protester-ny envageliste, no proteer-ny pentecotiste,
de protestation sur protestation, donc interprétation be dia be, donc etude be dia be, doc inspiration be dia be, donc source e dia be, ary dia mbola hisy sy hitohy ny protestation, fa ny finoana reste tokana
mety hisy protestant fijo-iste, ikaretsaki-ste, toin'ny kibanguiste, sy ny hafa...
sa?
dia mampamangy any @ mompera, sy masera, sy ny serasera e!
6. ikaretsaka
(
08/02/2008 22:26)
Bingo> za tsy ni proteste ilay theologie ka donko tsy mitombona ny rezonmant anao
7. booboo
(
08/02/2008 22:53)
nampirimiko ndray lé noeud de pendaison milay beeeee
aaa.
eka ouz.
raha diniana izany dia tsy ampy ny fomba na fototra hakan'ny mpino protestanta ny finoany satria boby tokana ihnay.ka manaiky izay ve ianareo???
aaa.
sa dia io dia ampy sy hafaka hanazava ny rehetra hinoanareo??
eka ouz.
8. ikaretsaka
(
08/02/2008 23:18)
zavatra hafa hoa ahantona fa booboo koa...
donc.. mpino inona izany ilay rehefa vao mihetsika kely dia hoe la ho'zy ny boky hoe (de tsimpona laaaaavabe)
donc.. mpino inona izany ilay rehefa vao mihetsika kely dia hoe la ho'zy ny boky hoe (de tsimpona laaaaavabe)
9. xxx
(
08/02/2008 23:26)
fijo:
rehefa arahana ny fomba firesaka eto,dia izao no tsapa amianreo kristianina.
ny mpino kristianin aprotestanta dia tsy mijery ary tsy mamakafaka izay ivelan\'ny baiboly.(ny ankamaroany wa an)sao booboo hanombo ahy eo.
ny mpino katolika kosa ,na dia mandray sy mampiasa io baiboly io aza ,dia manaiky koa fa misy ny loharano hafa izay azo handraisana ny finoana.
ka hoy aho.raha diniana izany dia tsy ampy ny fomba na fototra hakan\'ny mpino protestanta ny finoany satria boby tokana ihnay.ka manaiky izay ve ianareo???sa dia io dia ampy sy hafaka hanazava ny rehetra hinoanareo??
tsy mitsara aho sanatria sao diso fandray indray ny protes.
tena faly aho raha izay ny hitanao am ny protestanta eto : ny tenin\'Andriamanitra ihany no hanorenan\'ny protestanta ny finoany amin\'ny maha protestanta azy. Izay no tena base n\'ny protestantisme. Koa satria izany tsy fantatrao angamba dia tsy mahagaga ianao raha mihevitra fa tsy ampy ny fototra hakan\'ny mpino protestanta ny finoany. inona moa ilay finoana hoe tadiavina ? mino ny protest fa Jesosy dia mpamonjy azy koa inona ankoatran\'ny baiboly no hanampiana izany fa ny baiboly aza tsy ho voavaky manontolo !! izany no anisan\'ny nialan\'ny protest tamin\'ny katolika ! iainana koa anie ilay teny fa tsy hoe vakiana fotsiny ka ny miaina atao hoe teny 10 ao amin\'ny baiboly aza mety tsy ho vita ao anatin\'ity fiainana mandalo ity ! izany akory tsy manakana hamaky zavatra hafa (toriteny na famakafakan\'olona mpino...izany hoe miverina am tenin\'Atra foana! izaho manokana aloha manana ny finoako hoe Jesosy no hamonjy ahy ka tsy hitako izay andaniako andro hamaky coran izay fantatro fa tsy hiresaka an\'i Jesosy ohatra ! raha mbola tsy mino ny famonjen\'i Jesosy aho, izany hoe tsy kristiana, dia izay no mety mitarika ahy hitady zavatra hafa !fa ny katolika moa no nampitovianao taminy : inona ilay zavatra en plus \'ny katolika ?
10. ikaretsaka
(
08/02/2008 23:40)
angamba ny hanampiana azy dia hoe tsy tsimponina ao anaty baiboly ny fanaporofoana ny Finoana an'i jesosy ho an'y katolika.. fa @ fiainana rehera
11. rakapy
(
08/02/2008 23:41)
Hampirehitra ny any Ireland indray ialahy ty Ra Fijo!
Mbola ady mangatsika anie letsy io resaka io e!
Mbola ady mangatsika anie letsy io resaka io e!
12. kiranil
(
08/02/2008 23:50)
Miarahaba,
http://www.dailymotion.com/relevance/search/catholique%2Bvs%2Bbible/video/x3buy7_la-religion-catholique-romaine-vs-l
Dia ho avy ny fanazavana hafa raha mbola ilaina.
Misaotra.
http://www.dailymotion.com/relevance/search/catholique%2Bvs%2Bbible/video/x3buy7_la-religion-catholique-romaine-vs-l
Dia ho avy ny fanazavana hafa raha mbola ilaina.
Misaotra.
13. ikaretsaka
(
09/02/2008 02:45)
nisy commentaire nilay be teo ambanin'ilay link noemn'i kiranilo io fa tsy napoitra intsony .... asa nanakory angaha
14. soanja
(
09/02/2008 04:20)
fijo:
rehefa arahana ny fomba firesaka eto,dia izao no tsapa amianreo kristianina.
ny mpino kristianin aprotestanta dia tsy mijery ary tsy mamakafaka izay ivelan'ny baiboly.(ny ankamaroany wa an)sao booboo hanombo ahy eo.
ny mpino katolika kosa ,na dia mandray sy mampiasa io baiboly io aza ,dia manaiky koa fa misy ny loharano hafa izay azo handraisana ny finoana.
ka hoy aho.raha diniana izany dia tsy ampy ny fomba na fototra hakan'ny mpino protestanta ny finoany satria boby tokana ihnay.ka manaiky izay ve ianareo???sa dia io dia ampy sy hafaka hanazava ny rehetra hinoanareo??
tsy mitsara aho sanatria sao diso fandray indray ny protes.
Tsara petraka ny remarka nomenao.
Ny boky baiboly Katolika no boky niaingana. Nahoana no nasiana nanesorana ny an'i Protestanta sns... iny anefa ilay boky nentina nitondra ilay fahafantarana an'i Kristy. Iny ihany koa ilay boky vakiana sy fikirana tahaka ny sampy.
Amiko izay nahametimety azy toy ny anaovako ny ahy ihany no fahitako an'io fa ry zareo Lotera sy ny namany no nandidy ny azy fa ny ahy ny tenako no naka ny fanapahan-kevitra ny hinoako miankina amin'ilay fitaritan'ny Fanahy.
Samy manana ny fijeriny azy ka. Tsy misy maharatsy izany akory fa ny manome tsiny ny hafa mino ny tsy hinoany no tsy mety.
15. niryna
(
09/02/2008 08:05)
=D
^:^^:^
xxx:
tena faly aho raha izay ny hitanao am ny protestanta eto : ny tenin'Andriamanitra ihany no hanorenan'ny protestanta ny finoany amin'ny maha protestanta azy. Izay no tena base n'ny protestantisme. Koa satria izany tsy fantatrao angamba dia tsy mahagaga ianao raha mihevitra fa tsy ampy ny fototra hakan'ny mpino protestanta ny finoany. inona moa ilay finoana hoe tadiavina ? mino ny protest fa Jesosy dia mpamonjy azy koa inona ankoatran'ny baiboly no hanampiana izany fa ny baiboly aza tsy ho voavaky manontolo !! izany no anisan'ny nialan'ny protest tamin'ny katolika ! iainana koa anie ilay teny fa tsy hoe vakiana fotsiny ka ny miaina atao hoe teny 10 ao amin'ny baiboly aza mety tsy ho vita ao anatin'ity fiainana mandalo ity ! izany akory tsy manakana hamaky zavatra hafa (toriteny na famakafakan'olona mpino...izany hoe miverina am tenin'Atra foana! izaho manokana aloha manana ny finoako hoe Jesosy no hamonjy ahy ka tsy hitako izay andaniako andro hamaky coran izay fantatro fa tsy hiresaka an'i Jesosy ohatra ! raha mbola tsy mino ny famonjen'i Jesosy aho, izany hoe tsy kristiana, dia izay no mety mitarika ahy hitady zavatra hafa !fa ny katolika moa no nampitovianao taminy : inona ilay zavatra en plus 'ny katolika ?
^:^^:^
16. booboo
(
09/02/2008 11:15)
amiko manokana @ maha protestanta anà dia zay bla bla ao anatin'ny baiboly no fototry ny raha aby aby (io lé sola machin chose lazain'Ika). Lé trucs kely be dia be hafa ankoatra ny baiboly hanamafisana ny finoana dia hita ao aby ! fa compliqué loatra ndraindray (amiko a) lé raha tian'ny mpanoratra ahatongavana dia rehefa trangam-piainana sasany, na boky vakiako, na zavatra hafa @ fiainana andavan'andro mitranga vao azoko ny tian'ilay bla bla bla ao @ Baiboly lazaina.
17. ikaretsaka
(
09/02/2008 16:31)
de tsy ampy izany izany le itompoana teny hoe sola de ampy koa !
raha izay no tian'i fijo ahatongavana
raha izay no tian'i fijo ahatongavana
18. soanja
(
09/02/2008 16:54)
Tsy ny boky baiboly akory anie no Ratsy sanatria fa ny hevitra ao anatiny betsaka no ilana fandalinana ety ivelany satria tsy ampy ny fanazavana omeny noho izy tsy lafatra.
Ny tsy lafatra akory tsy ratsy saingy tsy ahitana ny tena fahamarinana tanteraka raha tsy ampiasaina ny fanilon'ny fanahy masina manampy amin'ny fitadiavana ny tena hevitry ny tenin'Andriamanitra ao anaty Baiboly.
Diso mihitsy izay hilaza fa tsy mamaky boky na links hafa izy afa tsy ny baiboly na tsy nihaino olonkafa afa tsy namaky izay voalaza tao ihany. Ny toriteny isanalahady na ny andro sabata dia milaza izany tokoa hoe raisina ny voalazan'i baiboly ho Vaovao Mahafaly na tenin'Andriamanitra saingy ny toriteny no hitsilo ny fandraisana azy hazava kokoa izay hivoakan'ny vavan'i Mopera sy ny pasitera ary ny hafa tsy voatanisa.
Ilaina ny fandehanana any ampiangonana, toerana isan-karazany miresaka finoana sy mifandraika amin'ny zavatra inoana, vondron'ireo mpanao asasoa mba handraisana ny fampianarana sy ny hafa maro ifandraika amin'ny fandraisana ny fahamarinana.

20. xxx
(
09/02/2008 17:49)
I Kristy maty sy nitsangan-ko velona ony ny fototry ny Finoana Kristianina. Izany hoe efa ao anaty Baiboly ny fototra. Efa ao anaty Baiboly koa ny fomba fiainana tokony hiainan'ny Kristianina. Misy ny didy voalaza mivantana, misy ny tsy voalaza mivantana. Izany hoe raha resaka famonjena fotsiny dia efa voasoratra ao izay ilainao. Ary raha ny eto amin'ny serasera no jerena dia misy "tsy Katolika" mifantoka amin'ny "famonjena" fotsiny. Ilay karazany hoe raha tsy izao dia very any amin'ny afo be, izao no tokony atao mba ho voavonjy, etc.
Fa izay fotsiny ve no antony inoantsika an'Andriamanitra ? Mino Azy ve isika satria izay no hahazoana famonjena, na izay no hahafahantsika miala amin'ilay afo be atahorana mafy ? Sao manao Andriamanitra raha misy patsa fotsiny isika raha izany ? Fitiavana ny finoana - ka io fitiavana io no manesika antsika hamantatra an'Andriamanitra bebe kokoa hatrany. Io Andriamanitra - tsy voafehin'ny hoe MPAMONJY - io no tiantsika inoana, ary tsy voafehian'ny Baiboly Izy. Mahia loatra Andriamanitra raha voafehin'ny Baiboly.