miaiky ve nareo fa????
21. ikaretsaka
(
09/02/2008 18:03)
Fa izay fotsiny ve no antony inoantsika an'Andriamanitra ? Mino Azy ve isika satria izay no hahazoana famonjena, na izay no hahafahantsika miala amin'ilay afo be atahorana mafy ? Sao manao Andriamanitra raha misy patsa fotsiny isika raha izany ? Fitiavana ny finoana - ka io fitiavana io no manesika antsika hamantatra an'Andriamanitra bebe kokoa hatrany. Io Andriamanitra - tsy voafehin'ny hoe MPAMONJY - io no tiantsika inoana, ary tsy voafehian'ny Baiboly Izy. Mahia loatra Andriamanitra raha voafehin'ny Baiboly.
xxx>ampiko kely ilay hoe Kristy maty sy tsy nitsangan-ko velona....
tsy hatreo tokoa fa mbola fototra lava be mihitsy ka... mbola misy koa ny fiakarana, sy ny Fandefasana ny Fanahy masina! ny fanorenana ny fiangonana (tantara lava be koa ireo ao)
amiko tsy ny fahafatesana sy ny fitsanganana fotsiny no atao heo famonjena.
Fa mbola misy ilay Fiangonana "ratsam-batana" mbola misy ilay "Fanahy Masina mamelon'aina" . Very fotsiny daholo koa ny nataon'i Lery raha tsy nahazo ireo isika... Sanatria lasa mandalo de miserana dia manome takaitra ohatran'ny cyclone sy ny Fanampiana (Vonjy) azo avy amin'izany izy!
Tsy taka-pesipesenina Andriamanitra, tsy voafehy sy faritana izany izy! tsy taratasy ny teniny fa fitiavana...
AMDG dia Find God in all Things!
Izay no mampihaiky ahy! (Mahia loatra tokoa A/tra raha voafehin'ny Baiboly)
22. xxx
(
10/02/2008 08:05)
booboo:
amiko manokana @ maha protestanta anà dia zay bla bla ao anatin'ny baiboly no fototry ny raha aby aby (io lé sola machin chose lazain'Ika). Lé trucs kely be dia be hafa ankoatra ny baiboly hanamafisana ny finoana dia hita ao aby ! fa compliqué loatra ndraindray (amiko a) lé raha tian'ny mpanoratra ahatongavana dia rehefa trangam-piainana sasany, na boky vakiako, na zavatra hafa @ fiainana andavan'andro mitranga vao azoko ny tian'ilay bla bla bla ao @ Baiboly lazaina.
ilay hoe "ampy ve ny baiboly" ny fanontaniana moa : raha efa matoky ianao fa marina izay lazain'ny baiboly fa te-handalina tsara ianao dia na hamaky boky hafa aza ianao amin'izay tanjona izay sy ireo tanisainao ireo dia "ampy tokoa izany ny baiboly". Fa raha hoe hitady boky hafa ianao na hanandrakandrana zavatra na religion hafa fa ohatran'ny tsy dia atokisanao ilay tenin'ny baiboly dia tsy hoe "tsy ampy ny baiboly" fa "tsy ny baiboly no fototry ny finoanao".
23. ikaretsaka
(
10/02/2008 13:00)
dia izay izany koa.. marina fa tsy ampy! sady tsy io no fototry ny finoana fa Andriamanitra. Tsy hoe mino baiboly no atao hoe Ktianina fa ny mino an'i Jesoa
24. xxx
(
10/02/2008 21:39)
ikaretsaka:
dia izay izany koa.. marina fa tsy ampy! sady tsy io no fototry ny finoana fa Andriamanitra. Tsy hoe mino baiboly no atao hoe Ktianina fa ny mino an\'i Jesoa
Ny Jiosy koa mino fa tonga tety Jesosy fa tsy mino Azy ho Mpamonjy!!!
Ilay baiboly resahiko eto dia ilay baiboly kristiana mitahiry ny Tenin\'Atra...! amiko izany ilay fanontaniana dia hoe \"ampy hanorenanao ny finoanao ve ny Tenin\'Atra?\". Raha mbola ilay Tenin\'Atra no halalininao sy hiainanao amin\'ny fomba maro dia ampy izany ny baiboly ! Raha ny tenin\'i X sy Y no tianao halalinina hanorenanao ny finoanao (finoana inona?) dia amiko efa zavatra hafa izany fa tsy resaka tsy fahampian\'ny baiboly intsony!ka eo mantsy no tiako hamalian\'ilay nametraka fanontaniana hoe \"inona ilay zavatra en plus ny katolika\"...
25. rakaroka
(
10/02/2008 22:05)
Ny ahy aloha ny fahitako azy dia boky tahaka ny boky hafa ny baiboly. Izaho tsy hanatsara na hanaratsy izany satria tsy hitako loatra ny "intéret"n'izany
tant que misy manao izany ho sampiny aza. Izaho dia be tanatin'ny sehatra protestant mahafantatra tsara ny fitaizana tampin-tsoavaly hoe:"baiboly irery ihany, finoana irery ihany,fahasoavana irery ihany, dia Jesoa irery ihany!" fa rehefa tena mandinika ny misy iainana aho dia mahatsapa fa tsy voafaritra na voafintin'ireo akory ny fiainana! Ary porofoin'ny zava-misy iainako andro aman'alina , indrindra amin'ny mondialisation izao ny fivoaram-piainana manalavitra ireo famintinana fomba fijery io. Be ny sehatra mila atrehina..., ary maro koa ny boky tokony heverina milaza
ny marina fa ireo tinaiza voafatopatotra no mangeza tena tsy hihevitra izany!

26. ikaretsaka
(
11/02/2008 00:54)
Ilay baiboly resahiko eto dia ilay baiboly kristiana mitahiry ny Tenin'Atra...! amiko izany ilay fanontaniana dia hoe "ampy hanorenanao ny finoanao ve ny Tenin'Atra?".
amiko tsy ao anaty baiboly ihany ny tenin'Atra satria ny teny rehetra dia tsy ary voasoratra...
ny zavatra teneninao rehetra aza tsy ary ho voasoratrao aby (vao ianao fotsiny izany an)
mainka fa Atra tsy taka-pesipesenina:roll:
27. xxx
(
11/02/2008 14:38)

Mba ivereno kely aloha ilay sujet e :
Hoy ilay nametraka ny sujet :
"ka hoy aho.raha diniana izany dia tsy ampy ny fomba na fototra hakan'ny mpino protestanta ny finoany satria boby tokana ihnay.ka manaiky izay ve ianareo???sa dia io dia ampy sy hafaka hanazava ny rehetra hinoanareo??"
Ny tianao tenenina, angamba, dia hoe ny témoignage, ny discussions, ny étude biblique...tsy ao anaty baiboly. Ny fototry ny finoan'ny protestanta no resahina eo am-boalohany. Na hanao témoignage ianao na hanao discussion na hanao étude biblique ve tsy hiainga na hanambara Tenin'ny baiboly foana? raha hitady fanazavana fanampiny momba ny teny iray avy ao amin'ny baiboly ve ianao dia midika izany fa tsy ampy ny baiboly ? ny tsy azonao mety azon'ny sasany...!
ka ity resaka ity mi-tourne en rond fa izao aloha e : ianao mamaly io ve protestanta sa tsia ? raha tsia dia logique ny valim-panontanianao; raha eny dia tsy dia logique loatra...!
28. ikaretsaka
(
11/02/2008 14:46)
Na hanao témoignage ianao na hanao discussion na hanao étude biblique ve tsy hiainga na hanambara Tenin'ny baiboly foana? raha hitady fanazavana fanampiny momba ny teny iray avy ao amin'ny baiboly ve ianao dia midika izany fa tsy ampy ny baiboly ? ny tsy azonao mety azon'ny sasany...!
tsy voatery....
ny ahy ny baiboly tsanatria tsy vary ao anaty sahafa ka hitsimponana teny iray ohatran'ny akotry iznay kle
29. xxx
(
11/02/2008 17:29)

k'izay indrindra mantsy ! raha azonao ny atao hoe baiboly tenin'Atra, araka ny fahazoan'ny protestanta azy, dia tsy hiteny ianao hoe tsy ampy ny baiboly !
30. ikaretsaka
(
11/02/2008 17:56)
ka tsy ny baiboly irery ny tenin'andriamanitra ry xxx.. zavatra mazava be anie izany...
i xxx aza izao olona manampetra mihaiky fa izay notenenin'i xxx rehetra dia tsy ary voasoratra ao anaty 2000 pejy.... mainka fa Atra izay tsy manam-petra?8O
de za ve hamelabelatra momba an'i xxx na "hanao etude xxxika" momban'i xxx koa ohatra dia phrase 1 an'i xxx no hitariko adiny 2? aoka letsy le!

31. ikaretsaka
(
11/02/2008 18:00)
phrase 1 momban'i xxx, eny na biographie an'i xxx aza no atao hoe ho velabelariko sy itariko be sy interpreteko be dia tsy ampy ahy sy ny olona amelarako izany mihitsy hahalala ny momban'i xxx
i xxx aza anefa amin'io olona manam-petra an.... mety maty sns....
dia A/tra ve de phrase 1, dia bibliographie dia hoe ho ampy hamelabelarana ny momba Azy manontolo.???...
aiza re izany e!
i xxx aza anefa amin'io olona manam-petra an.... mety maty sns....
dia A/tra ve de phrase 1, dia bibliographie dia hoe ho ampy hamelabelarana ny momba Azy manontolo.???...
aiza re izany e!
32. nandrianina1
(
12/02/2008 02:05)
samy manana heviny daholo tsika zany
ty mba mis test kely we mba atovy de avy eo samy mahita nareo http://web.tickle.com/tests/religion/authorize/register.jsp?url=%2Ftests%2Freligion%2Findex.jsp we aona tokou za? tsy voaatery hino zez voalaza rehetra an ao@ valiny an

33. Rasiligaoma
(
12/02/2008 06:36)
misy manana ny heviny fa misy ihany ny lojika sy ny be mokony fotsiny.
jereo amin'ny filahatry ny arguments
jereo amin'ny filahatry ny arguments
34. Mandefitra
(
12/02/2008 09:23)
Zao no mahagaga ... tsy ampy hono ny Baiboly, nefa zay ela niseraserana teto zay, mbola tsy nahita aho, asa ny hafa hoe indreo fa nizara tenin'Andriamanitra ankoatr zay voalaza tao ny mpivoy ilay hevitra.
Sa ve tsy natao ho zaraina ilay izy?
Sa ve tsy natao ho zaraina ilay izy?
35. ikaretsaka
(
12/02/2008 13:37)
nisy ka... adihevitra momban'i Maria ohatra... jesoa voafora ve sa tsia ohatra..
ireo da vinci code ohatra...
ny nalehan'ny fiaran'ny fanekena sy ny kalisy ohatra..
ny tantaran'ny tenin'i St anona sy anona (ilay nuit obscure an'i mere theresa izao no vao resaka teo
efa resaka teto aby izany

36. fijo
(
14/02/2008 23:55)
mandefitra,efa voalaza teto fa misy ny apokrifa,ary efa nisy resaka nandea teto izany
38. Mandefitra
(
15/02/2008 05:36)
Tsy ho lany ady hevitra sady tsy vao izao fa ny teo ihany no teo:
- Ny katolika milaza fa tsy ampy ny Baiboly, mba hahafahany manamarina ny fampianarana hafa, tsy de mifandraika loatra @ filazan-tsara ...
- Ny sekta mandrirotra sombitsombiny ao anaty Baiboly mba hanamarinana ny fisiany (Apokalipsy oh ...)
- Ilay fivavahana vaovao entin ' Soanja, sady mahay atsy no mahay ary
etc ...
Samia ho tsilovin' ny Fanahy Masina, handeha araky ny fitiavan'i Kristy, hiara-tsambatra any @ fiainana mandrakizay e.

39. ikaretsaka
(
15/02/2008 15:28)
ka izao efa mivoaka aby ny raisons sy ny arguments ry mandefitra ... dia ahoana amin'izay?