ho atsika rehetra
1. paris10
(
04/02/2008 08:54)
(l)(l)Vavaka ho anao androany
Iza no mampamirapiratra ny kintana amin'ny hatsarany rehetra ?
Iza no mampikoriana ny renirano ?
Ianao koa, tsy mila miady mafy vao tafita amin'ny fiainana, satria ny tsara indrindra no mendrika ho anao sady voaomana ho anao .
Mifikira amin'izay irin'ny fonao, fa ho tanteraka izany. Amena !
Ny maso izay mamaky ity hafatra ity, tsy ho tojo amin'ny ratsy
Ny tanana izay handefa ity hafatra ity amin'ny hafa, tsy ho sasatra foana
Ny vava izay hanonona ny amena aorian'ity vavaka ity, hitsiky mandrakariva.
Miorena amin'ny fitiavan'Andriamanitra !
Tsy hanjavona ny nofinao
Tsy ho rava ny fikasanao
Tsy ho foana ny anjaranao
Izay irin'ny fonao, dia ho azonao tokoa, amin'ny anaran'i Jesoa.
Tonony mafy ny amena.
Hahafantatra ny anaranao sy ny adiresinao ny fanambinana alohan'ny faran'ity volana ity.
Raha mino ianao, alefaso amin'ny namanao rehetra ity.
Tsy misy mandeha mantsaka vao maraina ka mitondra rano maloto mody
Androany, hadio anie ny fiainanao, hiadana sy hanelatrelatra tahaka ny loharano vao maraina.
Ny fahasoavan'Ilay Tompo Tsitoha anie hanohana anao, hampaharitra ary hanome izay rehetra ilainao, araka ny hareny ao amin'ny voninahitra.Amena.
Ho andro tsara ho anao anie ity andro ity, amin'ny anaran'i Jesoa.
Ny sitrapon'Andriamanitra anie tsy hitondra anao na oviana na oviana
any amin'izay tsy hahitanao fahasoavana sy fiarovana.
Hisy zava-tsoa ho tonga aminao androany, zavatra izay efa
nantenainao.
Tsy vazivazy izany, fa handray ny Tompo ianao ary hampandroso ny
fiainanao amin-kery ny asan'Andriamanitra tsy azo sakanana.
Fitahiana maharesy ny ozona rehetra no ho azonao amin'ny anaran'I Jesoa.
Gaga ve ianao hoe nandefasako ity hafatra ity ?
Androany maraina, nandondona tao amin'ny varavaran'ny lanitra aho, ary nanontany ahy Andriamanitra : "anaka, inona no tianao hataoko aminao ?"
Dia hoy aho hoe : "Ray ô, arovy ary tsofirano ilay handray ity hafatra ity"
Nitsiky Andriamanitra ary namaly hoe : "tanteraka ny hatakao"
Izay nahazo maimaim-poana aoka hanome maimaimpoana, ka handefa ity vavaka ity amin'ny namany.
RAHANTAVOLOLONA Zo Lalaina
Institut de la Francophonie pour l'Entrepreneuriat
Niveau 6, Bâtiment MCA
Réduit, MAURICE
Tél +2307457283
naharay aho de mizara ho antsika

répondu par mimi le 08/03/2008 07:55
3. paris10
(
05/02/2008 15:04)
ie, io olona io no nandefa azy taty amiko d izy zany no nanoratra an'io sa aona hoy enao??????????
5. xxx
(
06/02/2008 08:32)
mba jereo ny lazain'ity momba an'io vavaka io
http://harilova.blaogy.com/post/182/4094
boh
karazam-bavaka io dia samia miaina ny finoany e

6. diamondra27
(
06/02/2008 11:31)
efa nanao an'io nareo de mba lazao anay aza we am faran'ny volana inon no tanteraka
za klou na tsy manao io aza de faly lalandava e!
de efa nahazo valimbavaka foana
ny finoana tsy arahina asa de zava-poana

7. Papoose
(
06/02/2008 11:38)
diams, tena marina tanteraka amiko koa io!
sady ohatran'ny fanakorontanana conscience ny marivo saina no tena tanjona satria raha tsy handefa le izy any @ ol dia tsy handry ny eritreriny!
Tena tsara le idee hoe mizara vavaka fa raha mifono fampanantenana programmee dia ohatran'ny tsy levoko loatra!
raha sanattria tsy tanteraka dia ohatran'ny le mpanao politika be kobaka am-bava dia tsy mivavaka tsony ny ol fa kivy satria tsy nivaly ara-potoana le izy!

8. diamondra27
(
06/02/2008 11:51)
Papoose: ka iny forcing iny mitsy le tsy mety amiko sady am zay lasa fatan'ol mandende any ny adresse mail
ra vao misy we alefaso am namana ty , katsaka tsaramaso voanjobory de efa tsy izy zay e
afaka manome versets enao na vavaka na mirary soa ho an'ny namanao manokana point
fa tsy we alefaso ty de manaova amen!
za tsy manome tsiny an'i paris10 an fa le resaka no lazaiko

9. fahamarinana
(
06/02/2008 12:40)
:arrow:mitovy hevitra amindry koa aho eto diams,ny ahy tonga dia poubelles fa mameno boite fontsiny.Sady ilay adresse mandehandeha mihintsy koa e,tsy hoe ilay vavaka no tsy tiako fa misy tsara sy mampisento aza fa ilay triterena zany.:wink:(l)
15. xxx
(
08/02/2008 09:07)
ny ahy valiko ompa vary raraka raha mi menacer ahy oe hisy hanjo anao raha tsy ataonao io. izany ihany no fanafodiny
19. rush
(
12/02/2008 18:57)
hita fa tsisy vitsy ny mpino amintsika,tokony manaja ny finoan'ny sasany kosa fa tsy mety zao!