Accueil
Sujets
Inscription
Connexion
ho atsika rehetra
21. Papoose
( 14/02/2008 05:13)
iza ndray hono no manao tsy mety ato e! le mpi-forum sa le vavaka mihitsy:?:
Répondre
22. rush
( 14/02/2008 09:48)
diso aho zany fa vitsy ny mpino eto !
Répondre
23. Papoose
( 18/02/2008 12:12)
satria?
Répondre
24. yonikafopl
( 25/02/2008 09:30)
Tonga De Minoa fotsiny ihany eeeee=))=))=)):@
Répondre
25. mimi
( 08/03/2008 07:55)
Misaotra ny nanome an'io hafatra io satria izaho manokana dia mahatsapa sy mino fa matoa aho nahavaky an'io hafatra io dia misy antony manokana tsy takatry ny saiko fa dia misaotra e! ary hiezaka hanome an'io ho an'ny hafa.
Répondre
1
2
Répondre
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.193