Afaka mahafantatra ny fihavianao ve ny olona?
1. niryna
(
03/02/2008 06:15)
Rehefa mandeha ny resaka dia miafara amin'ny hoe avy aiza no fihavianareo.Dia miteny foana ny tena hoe avy any Afrika.Aiza? Madagasikara,Aiza izany ?....
Inona marina ry reto ny tena razambeantsika a?
Inona avy no fifangaro tao nahatonga ilay malagasy :D
Ataony olona hoe filipiana foana ny tena
Hianareo ataon'ny olona hoe inona na hoe avy aiza?
Raha toerana be gasy mipetraka aloha dia mety mahafantatra izy hoe malagasy io
Efa nahita ve hianareo,na nandeha toerana tsy misy gasy firy kanefa tonga dia fantatry ny olona hoe gasy hianao e ? :roll: :D ..eny tompoko 8)
niryna

répondu par niryna le 18/02/2008 06:57
2. ainaheri
(
03/02/2008 07:21)
Efa nandé teto ity resaka ity!!
Ny fiaviantsika ny avy any asiatika sy ny indianina no niditra tao amintsika voalohany!!
Nefa arajeografia araky ny mpikaroka taorian'ny fisarahan'ny zao tontolo zao,Mada hono nitambatra t@ Inde,ka tsika nidina ilay nosintsika nanantona an'ny Arfika fa Inde niakatra ka zay no nahateraka ilay mont Himalaya!! Avy teo niditra tsikelikely ny tao afrika!! Za refa misy manontany ,ka tsy hainy dago d zay eo akaikiny teneniko(la reunion,maurice,seychelle) Reo ngamba kosa mety ho fantany :lol:

3. ni81
(
03/02/2008 10:51)
Mba nijerijery kely koa aho ny momba ny fihaviantsika dia ity no mba hitako.
http://www.madagascar-guide.com/fr/Pages/culture/histoire.html

5. ni81
(
03/02/2008 11:57)
Iza aminay telo nanoratra eo ambony ireo no lazain'i xxx hoe complexé ka tsy sahy miteny oe afrikana ny gasy:?:
6. xxx
(
03/02/2008 12:26)
ni81> enoa moa dia tsy sahy niteny fa dia niala bala nanome lien fotsiny oe mba itako ito fa jereo ny fiavian
ny an'i ainahery ndray dia efa nataony mazava mintsy oe :

Za refa misy manontany ,ka tsy hainy dago d zay eo akaikiny teneniko(la reunion,maurice,seychelle) Reo ngamba kosa mety ho fantany
7. ni81
(
03/02/2008 12:37)
Noheverinao izany fa menatra aho milaza hoe afrikana:?: Tsy izay mihitsy fa mba nanome fanampi-panazavana fotsiny aho hoe ity no mba hitako. Mainty foana no filazana ahy eto na hoe hampiasa izao loko fanao @ tava isan-karazany rehetra misy izao aza tsy mampiova n'inon'inona izany akory. Tokony mba hanome fanazavana ianao hanampy an'i nirina fa tsy tonga dia faly hilaza anay sy ainahery hoe: complexé.
8. endrika01
(
03/02/2008 12:40)
ainaheri:
Efa nandé teto ity resaka ity!!
Ny fiaviantsika ny avy any asiatika sy ny indianina no niditra tao amintsika voalohany!!
Nefa arajeografia araky ny mpikaroka taorian'ny fisarahan'ny zao tontolo zao,Mada hono nitambatra t@ Inde,ka tsika nidina ilay nosintsika nanantona an'ny Arfika fa Inde niakatra ka zay no nahateraka ilay mont Himalaya!! Avy teo niditra tsikelikely ny tao afrika!! Za refa misy manontany ,ka tsy hainy dago d zay eo akaikiny teneniko(la reunion,maurice,seychelle) Reo ngamba kosa mety ho fantany :lol:
9. ainaheri
(
03/02/2008 14:38)
xxxxx ny antony nitenennako an'ireo tsy midika akory we complexé d tsy sahy nanonona afrkanina!! Fa ireo archipel nanodidina an'i dago no lazaiko,ny tao antsaiko zany we io no mba nosy malaza manakaiky antsika,fa rahai afrika no tononinao fantany fa tsy mety ho hainy we aiza ho aiza eo i mada mety ho teneniny akaikin'ny arabie saoudite na any Kenya:D,
Fa tsy we akory zay fieritreritrao zay,za re tompoko afrikanina.. fier d'etre:!:

10. niryna
(
04/02/2008 06:47)
ainaheri:
Efa nandé teto ity resaka ity!!
Ny fiaviantsika ny avy any asiatika sy ny indianina no niditra tao amintsika voalohany!!
Nefa arajeografia araky ny mpikaroka taorian'ny fisarahan'ny zao tontolo zao,Mada hono nitambatra t@ Inde,ka tsika nidina ilay nosintsika nanantona an'ny Arfika fa Inde niakatra ka zay no nahateraka ilay mont Himalaya!! Avy teo niditra tsikelikely ny tao afrika!! Za refa misy manontany ,ka tsy hainy dago d zay eo akaikiny teneniko(la reunion,maurice,seychelle) Reo ngamba kosa mety ho fantany :lol:
nga,ny efa nalefa dia hoe ahoana no fijerin'ny vahiny anao.
misaotra nanazava.:-*
11. niryna
(
04/02/2008 06:56)
ni81:
Mba nijerijery kely koa aho ny momba ny fihaviantsika dia ity no mba hitako.
http://www.madagascar-guide.com/fr/Pages/culture/histoire.html
misaotra betsaka fa tena mazava ilay izy.Taloha ny olona miresaka ilay vazimba dia noheveriny fa olona fohy kely kanefa ahy olona tsotra toy ny rehetra hono ilay izy.Ary toa tsy mahita hoe Afrikana?sa taty aoriana ilay izy.Rehefa miteny mantsy ny tena hoe Afrikana dia ny ao anatin'ny sain'ny olona dia olona be molotra na be voto-tongotra na mainty be ...izay foana no fomba fieritreretany azy :cry:
:-*
12. niryna
(
04/02/2008 06:58)
xxx:
misy complexé ndray dia tsy sahy miteny oe afrikana ny gasy tssss
i xxx izany satria i xxx no niteny an'izany.Tsy tokony ho menatra isika ka.Samy namboarin'Atra ho olona iray samy hafa ny rehetra ka dia anjarantsika no mianatra mitia ny maha isika antsika.:D Mijery fitaratra dia misaotra Azy.Atao ahoana tokoa no ho fitia ny olon-kafa raha ny tenako aza tsy ho tiako. :D
13. niryna
(
04/02/2008 06:59)
ni81:
Iza aminay telo nanoratra eo ambony ireo no lazain'i xxx hoe complexé ka tsy sahy miteny oe afrikana ny gasy:?:
=D=))
14. niryna
(
04/02/2008 07:01)
xxx:
ni81> enoa moa dia tsy sahy niteny fa dia niala bala nanome lien fotsiny oe mba itako ito fa jereo ny fiavian
ny an'i ainahery ndray dia efa nataony mazava mintsy oe :
Za refa misy manontany ,ka tsy hainy dago d zay eo akaikiny teneniko(la reunion,maurice,seychelle) Reo ngamba kosa mety ho fantany
asa aloha xxx a,maro ny olona tsy mahalala ny misy antsika ary tsy azo atao ny mampitaha ny firenena kely fa malahelo ny tena.Angamba tsy ilay olona kosa no tsy te hiteny hoe malagasy e ,ilay fihaviantsika mihitsy no tsy dia misy mahalala firy.
15. niryna
(
04/02/2008 07:03)
ni81:
Noheverinao izany fa menatra aho milaza hoe afrikana:?: Tsy izay mihitsy fa mba nanome fanampi-panazavana fotsiny aho hoe ity no mba hitako. Mainty foana no filazana ahy eto na hoe hampiasa izao loko fanao @ tava isan-karazany rehetra misy izao aza tsy mampiova n'inon'inona izany akory. Tokony mba hanome fanazavana ianao hanampy an'i nirina fa tsy tonga dia faly hilaza anay sy ainahery hoe: complexé.
sady na misotro ronona isan'andro aza isika dia mainty hoditra foana no filazan'ny olona antsika e.
Ary ahoana tokoa ry ni81 no nahazoana ilay fiteny rehetra? Tena tsy hita hatraiza mihitsy ilay izy na dia misy mifangaro kely eo aza?
misaotra mialoha :D
16. niryna
(
04/02/2008 07:05)
ainaheri:
xxxxx ny antony nitenennako an'ireo tsy midika akory we complexé d tsy sahy nanonona afrkanina!! Fa ireo archipel nanodidina an'i dago no lazaiko,ny tao antsaiko zany we io no mba nosy malaza manakaiky antsika,fa rahai afrika no tononinao fantany fa tsy mety ho hainy we aiza ho aiza eo i mada mety ho teneniny akaikin'ny arabie saoudite na any Kenya:D,
Fa tsy we akory zay fieritreritrao zay,za re tompoko afrikanina.. fier d'etre:!:
marina tokoa izany,tsiky dia ampy e. :-*:-*
17. ni81
(
04/02/2008 08:32)
Tsy fantatro na ampy hanazava ny tian'i niryna ho fantatra ity fa toy izao indray no hitako.
http://fr.wikipedia.org/wiki/Malgache
http://fr.wikipedia.org/wiki/Malgache
18. ni81
(
04/02/2008 08:36)
Raha toa ka misy olona tia hianatra teny malagasy koa dia http://fr.wikipedia.org/wiki/Malgache
19. niryna
(
05/02/2008 07:44)
ni81:
Tsy fantatro na ampy hanazava ny tian'i niryna ho fantatra ity fa toy izao indray no hitako.
http://fr.wikipedia.org/wiki/Malgache
misaotra betsaka,mankasitraka e :-*
20. niryna
(
05/02/2008 07:48)
ni81:
Raha toa ka misy olona tia hianatra teny malagasy koa dia http://fr.wikipedia.org/wiki/Malgache
:D tsy ratsy,mihomehy aho mijery an'ireo satria mahita teny toa izao izahay,tsy teny gasy fa teny amerikana tsotra: vary ,aloha,belantra,sns dia variana hoe avy aiza ireny? :lol: