Afaka mahafantatra ny fihavianao ve ny olona?
22. niryna
(
06/02/2008 05:40)
fijo:
avy dia lazao hoe gasy ko.izay no fiavian'ny tena
=))=)) ilay fihaviana fijo eo ihany fa ilay toerana misy antsika no tsy misy mahalala a.Nisy film" Madagascar" an'ny ankizy izay dia nanao zavatra vita avy aty amintsika ry zareo fa vetivety dia nijanona. Tsy nahazo clients firy
23. ikaretsaka
(
06/02/2008 18:30)
ataovy heo vakinankaratra ko..
rehefa hifanalagy ihany..
aiza izany ho'zy..de velabelaro eo mandra-pa..
rehefa leo izy dia lazao heo .. ao queens no mipetraka :-P
rehefa hifanalagy ihany..
aiza izany ho'zy..de velabelaro eo mandra-pa..
rehefa leo izy dia lazao heo .. ao queens no mipetraka :-P
24. niryna
(
07/02/2008 06:37)
ikaretsaka:
ataovy heo vakinankaratra ko..
rehefa hifanalagy ihany..
aiza izany ho'zy..de velabelaro eo mandra-pa..
rehefa leo izy dia lazao heo .. ao queens no mipetraka :-P
:D
25. xxx
(
09/02/2008 13:14)
mievottra an'i Madagasikara ho tsinotsinona ianao ary menatra ny mahagasy anao raha toa ka milaza fa tsy misy mafantatra i Madagasikara
Misy complexé mampiome mintsy oa
Misy complexé mampiome mintsy oa
26. ni81
(
09/02/2008 16:57)
Mbola maro ny olona no tsy mahafantatra izany atao hoe madagasikara izany.
27. niryna
(
10/02/2008 06:43)
xxx:
mievottra an'i Madagasikara ho tsinotsinona ianao ary menatra ny mahagasy anao raha toa ka milaza fa tsy misy mafantatra i Madagasikara
Misy complexé mampiome mintsy oa
:D
29. ni81
(
10/02/2008 07:15)
Izaho aloha dia tsy ho mati-kambo ho mahay an'i madagasikara manontolo e! Fantatro izy satria tanindrazako fa maro ny toerana tsy mbola hitako sy tsy haiko ny tantarany, nefa izany akory tsy midika fa complexé ny mahagasy ahy aho sanatria.
30. niryna
(
10/02/2008 08:02)
ni81:
Izaho aloha dia tsy ho mati-kambo ho mahay an'i madagasikara manontolo e! Fantatro izy satria tanindrazako fa maro ny toerana tsy mbola hitako sy tsy haiko ny tantarany, nefa izany akory tsy midika fa complexé ny mahagasy ahy aho sanatria.
izaho koa mitovy hevitra aminao,inona koa no hiambona amin'ny tsy hay =))=)) rehefa tsy fantatra dia tsy fantatra e :-$
31. ronaldo09
(
14/02/2008 12:44)
Rehefa miteny an'i Madagasikara fotsiny dia be ny mahalala zany hoe ny 95 % ny olona eto ambonin'ny tany no mahafantatra an'i Madagasikara ,fa lainga zany hoe :aiza no misy an'izany Madagasikara izany rehefa milaza aman'olona ianao !!Malazabe i Madagasikara fa ompay ze tsy mahalala azy!!!
32. niryna
(
18/02/2008 06:57)
ronaldo09:
Rehefa miteny an'i Madagasikara fotsiny dia be ny mahalala zany hoe ny 95 % ny olona eto ambonin'ny tany no mahafantatra an'i Madagasikara ,fa lainga zany hoe :aiza no misy an'izany Madagasikara izany rehefa milaza aman'olona ianao !!Malazabe i Madagasikara fa ompay ze tsy mahalala azy!!!
=))=)) raha miteny hianao hoe mandainga ,dia hoentina makaiza ilay lainga =))=)) mivarotra vanila aza izao ny malagasy toa tsy misy mividy ilay izy ,asa izay anaovana azy ireo rehefa avy eo.
Nisy cartoon Madagasikara izay ,nivarotra serviette kely sy zavatra hafa fa tsy nisy nividy akory,rehefa mba miresaka sy faly ny tena mitantara ilay izy eo vao gaga ny olona fa hoe hay ve anaran-tanana ilay izy e.