avia hanaraka ahy...
1. ari.malala
(
29/01/2008 14:22)
Mahalasa saina ahy ny fomba niantsoan'i Jesoa andry Piera sy André... teo am-panjonoana de hoe ndao manaraka ahy d lasa, d amzao fotoana izao, ankoatry ny relijiozy izay manokana ny fiainany @ fanarahana dia ny Tompo, misy olona ve sahy handao ny asany amzao fotoana izao de hoe hanao ohatrandry Piera sy ny namany hoe hande hitory ny vaovao mahafaly?
répondu par niryna le 01/02/2008 09:43
2. booboo
(
29/01/2008 14:45)
lé fitoriana vaovao mahafaly, amiko manokana a, tsy ilay " mandeha mitory " ihany no endrika isehoany. fa izy aby na ny fomba firesaka, fandraisana oul, fiteny, sns.
Dé lay antso hanaraka Azy sy hitory, samy mahazo aby ny tsirairay fa ny endrika hamaliana lay antso no samihafa... (nenà zao tsy miady amiko mitsy reny hitety trano sy mivaza² amoron-dalana reny !)
Dé lay antso hanaraka Azy sy hitory, samy mahazo aby ny tsirairay fa ny endrika hamaliana lay antso no samihafa... (nenà zao tsy miady amiko mitsy reny hitety trano sy mivaza² amoron-dalana reny !)
3. ikaretsaka
(
29/01/2008 17:09)
eka ouzz.
nony avy nanaraka azy i Piera sy andre, i Andre tsary nitory be izany loatra an.
mampatsiaro ilay tenin'i Md Francois d'Assise hoe "mitoria n'aiza n'aiza, dia rehefa ilaina vao miteny" (preach anytime, when necessary, use words)

4. ikaretsaka
(
29/01/2008 17:11)
http://www.youtube.com/watch?v=3G_lbXixZpA iretotanora avy any slovenie ireto. tsy mampiasa baiboly sns... fa mampanao ankizy fusee sy ponpon fotsiny anefa "mitory " sy tafita tsara ny hafatra
5. zizi
(
29/01/2008 20:55)
manamafy ny an'i booboo aho, miseho amin'ny endrika isan-karazany ilay fitoriana, ilay fanampianao olona, ilay torohevitrao sns e, ka tsy hoe hamela vady aman-janaka akory izy raha manambady fa afaka kosa mitory an'i Kristy amin'ny endrika hafa izay vitany amin'io toerana misy azy io sns e...
6. fijo
(
29/01/2008 22:16)
marina ny an'i booboo.ny asanao no fiantsoana maresy lahatra kokoa izao,fa tsy ny teny.
7. ikaretsaka
(
29/01/2008 22:19)
fijo> efa ela ialahy no henoko nivoy an'io .. fa lazao @ niryna sy ny namany izany fa mahazo elahy .. hi hi hi
8. fijo
(
29/01/2008 22:21)
ka alefa eto dia izay mihaino mihaino ,fa rah aresabe fotsiny izany;hoy samoela hoe "mody mitory teny de ndry mitaty rakitra"
9. rabingogilabanga
(
29/01/2008 23:02)
fijo
lis la bible leitsy a!
ilay hoe mpino: manaja ny reniko aho, mivavaka aho,etc...
jesus :amidio ny fanananao dia omeo malahelo
......
jesus:noana aho nomenareo sakafo izay nataonareo t@ ireo madinika ireo no nataonareo tamiko koa.
marina ny an'i booboo.ny asanao no fiantsoana maresy lahatra kokoa izao,fa tsy ny teny.
lis la bible leitsy a!
ilay hoe mpino: manaja ny reniko aho, mivavaka aho,etc...
jesus :amidio ny fanananao dia omeo malahelo
......
jesus:noana aho nomenareo sakafo izay nataonareo t@ ireo madinika ireo no nataonareo tamiko koa.
13. LazaDaddy
(
30/01/2008 05:05)
ari.malala:Misy betsaka ari.malala an. Ary mamnao sorona ny ainy mihitsy izy ireo fa tsy hoe "mandao ny asany" fotsiny. Ohatra amin'izany ireo mandeha any "moyen orient" sy Korea avaratra, Indonezia, Chine, Inde, Nepal, sns...
misy olona ve sahy handao ny asany amzao fotoana izao ... hande hitory ny vaovao mahafaly?
Raha liana ny andeha ho any Chine i ari.malala @ volana Jolay dia manatona ny GFA (Gospel For Asia) http://www.gfa.org/ na manatona ny Wycliffe raha liana ny ho any Philippines amin'ny Janoary 2009 http://www.wycliffe.org/, na koa manatona ny NAMB (North American Mission Board) http://www.namb.net/
Betsaka ny fikambanana mandeha mitory ny vaovao mahafaly maneran-tany fa ireo no fantatro ny fandaharan'asany isan-taona.
Mahereza :)
14. Rasiligaoma
(
30/01/2008 05:59)
ari> Maro. na ireo relijiozy tera-tany any amintsika aza, maro ireo efa tsara asa tany no nandao ny asany!
miovaova araka ny fitoriana sy heveriny ho dikan'izay ataony hoe mitory ilay izy , ilay pilipitra sa ilay tabataba sa asa fanasoavana ny ampiara-belona
ny zava-bitany no hitsarana azy
miovaova araka ny fitoriana sy heveriny ho dikan'izay ataony hoe mitory ilay izy , ilay pilipitra sa ilay tabataba sa asa fanasoavana ny ampiara-belona
ny zava-bitany no hitsarana azy
15. niryna
(
30/01/2008 07:58)
Tsy hianao no nifidy ahy hoy ny tompo fa Izaho no nifidy anao .Raha ny herin'ny tenany irery dia mety tsy andeha izy.Rehefa nomen'Atra hery kosa izy satria maro ny fomba hiantsoana ny tsirairay dia mandeha ary Atra no miharo azy ireo na inona mitranga na inona ataon'ny tsy mpino,momba azy hatramin'ny farany ny Tompo.Tsy misy mahafinaritra toy ny mizara ny tenin'Atra .Hitanao izany fiadanantsaina izany,tsampanao izany fanahy masina miaraka aminao izany.Satria mametraka azy ambony noho ny zavatra rehetra ilay olona ka raha vao misy olana dia mivavaka fotsiny izy dia Atra no manao ny rehetra.
Isika kristiana tsirairay avy dia nomena fahasoavana hitory ny tenin'Atra ary arakaran'ny tsirairay io.
Zaraina maromaro ny asan'ny fanahy masina kanefa dia fanahy masina iray ihany no miasa ao amintsika tsirairay avy.
Raha manana fahasoavana mizara hianao,dia mizara,raha manana fahasoavana mahalala tanana dia manaova toy izany,mitia,manohana hevitra,mihaino,mivavaka,mandray tanana ny marary sns,fantaro fa samy manana avy isika tsy aby ka ampiasao fa aza atao ao ambata fotsiny :D

16. mpamonjy
(
30/01/2008 12:05)
raha subventionnerny fanjakana na antoko-pivavahana ny sakafo sahaza ny olona,
dia handao ny fiainany andavan'andro tokoa izy ka hanompo fotsiny sisa
saingy indrisy fa mbola hoavy ilay maraina
dia handao ny fiainany andavan'andro tokoa izy ka hanompo fotsiny sisa
saingy indrisy fa mbola hoavy ilay maraina
17. LazaDaddy
(
30/01/2008 12:14)
mpamonjy> ilay "asa fanompoana" anie ka asa be fa tsy "fitsangatsanganana" araka ny mety ho fieritreretan'ny olona azy e...tena mandondona "eo am-baravaran'ny liona" araka ny fiteny mihitsy: any amin'ny tany mpanao mosavy sy ny toy izany no mizara "Ilay Fitiavana Agape" :). Soa fa misy ny mivavaka ho azy ireny andro aman'alina :)
19. ikaretsaka
(
30/01/2008 13:39)
misy koa ilay mieritreritra hoe rehefa backpaks sy jeans sy tennis no hanaovany fa tsy komplet sy cravatte sy kitapo hoditra sy kiraro vernis sy zipo lava...
dia "hitsangatsangana" izay8) fa rehefa mitondra boky maintimainty de "hiasa"izay
mivavaha ho an'ireny olona mieritreritra tery ireny
dia "hitsangatsangana" izay8) fa rehefa mitondra boky maintimainty de "hiasa"izay
mivavaha ho an'ireny olona mieritreritra tery ireny
20. rijadolly
(
30/01/2008 17:08)
ikaretsaka:Ika à ity ndray ary ny faha roa
miala any ary ny 1
fijo:Raha ny fazahoko an'io ry ika dia asa tsy fanomezam-boninahitra an'Anandriamanitra satria fantatsika loatra raha i fijo.Tsy mandaha ny fahamarinan'io teniny io aho noho izany.Fa ra diso ny fiheritreretako mitsara izany dia arabaiko tanteraka fijo ka manaiky ny fahadisoko aho fa izaho indray ity no nanosika an'i fijo(tsy kivy aho fa mbola misy fotoana tsy apozina tsy hampatsiahy akory ny lasany teto).
marina ny an'i booboo.ny asanao no fiantsoana maresy lahatra kokoa izao,fa tsy ny teny.
ikaretsaka:Marina izany,anisany naman'niryna aho;na inona na inona entin'Mpino eto ka manome voninahitra an'Anandriamanitra sy Jesoa Kristy,na amin'ASA aza dia namako nareo.Fa maninona koa anefa i ika no manangana atoko ohatran'io é.sady manonina anarana mihitsy ve ry sé.Jesoa Kristy re jerena a!Io Zanakondry n'Andriamanitra io anie ka nihezaka hanambatra(hanangona)ny mpino ho iray e.Ka tsy anisany faha telo ary ve ika,ra tsy,diso daolo ireo teniko ireo fa asa araky ny hevitry fijo no marina.:wink:
fijo> efa ela ialahy no henoko nivoy an'io .. fa lazao @ niryna sy ny namany izany fa mahazo elahy .. hi hi hi