Otrany nilay ihany ny fiainana raha tsy nisy vevavy an !!!

1. midjoh ( 16/01/2008 16:14)
Ny vevavy aloha hatramin'izao dia OLANA manokana ho an'ny bandy rehetra, satria :
1) - Tsy maintsy kôtina vao mahalala mitia.
2) - Tsy maintsy tambatambazina vô tamana
3) - Tsy maintsy hampihaingona vô mahafatifaty
4) - Tsy maintsy hividianana an'izao e !
5) - Manirikiry rehefa antitra
6) - Manirikiry rehefa ratsy volo
7) - Manirikiry rehefa mifosa
8) - Manirikiry rehefa vendrana
9) - Mangataka andro lava
10)- Mampitonatonana matetika
11)- Tsy mety amin'ry zareo ny mampirafy
12)- Tsy mendrika azy ny loham-pianakaviana
13)- Fanaka malemy sady mandreraka

Ka tsy nilay ve ny fiainana raha tsy nisy vevavy ???

Zavatra iray ihany aloha no ilavana azy e !!!
répondu par anja123 le 30/01/2008 11:43
2. sakaizakely ( 16/01/2008 16:26)
de iza no niteraka an'ty ?

3. simplex ( 16/01/2008 17:24)
:-D:-D:-D

lelah ndray andramana refa tena tsy miady @ piesinareo mintsy izy e :)
4. rabingogilabanga ( 16/01/2008 17:24)
de mitovy @ izay namako izay mihintsy ialahy, razoky,

manirikiry hono ny olona fa mangery!

tsy misy ilana azy hono ny lehilahy, fa juste ny jus fotsiny mba hiterahana, fa dia vehivavy hono no manao ny rehetra momban'ny ankizy, toin'ny tantely hono, vonoina ny mâle rehefa avy nanaranaka!

mety ho marina ve?

non samy misy ilana azy ka, en plus aza atao provoc ny hevitrao, de @ izay be ny mandray anjara, fa raha io lazainao io dia provocation vao mifoha, de toa manahirana
sa ahoana, nefa asa!
5. simplex ( 16/01/2008 17:26)

ary mety varatra be kosa izany ra i midjoh sy le akaman'la no tafaraka kle :°)8):P

;-)
6. ikaretsaka ( 16/01/2008 17:41)
sakaizakely:

de iza no niteraka an'ty ?





nataon'andriamanitra design hafa ohatra...
nivoaka t@ vato aman-kazo ohatra na tsy haiko:-D
7. kiadi ( 16/01/2008 17:47)
sakaizakely:

de iza no niteraka an'ty ?




anjekakiko ohh ty fiteny!!miala tao @ sakaiza tao wa ny devoly ! miala @ anaran'i ....... miala devoly! =))=))=))=))
8. sakaizakely ( 16/01/2008 18:00)
kiadi>

okan'zay mou ry bultex kely a :P
9. kiadi ( 16/01/2008 18:09)
sakaizakely> in injay zany bultex?:-D:-D:-D
10. kiadi ( 16/01/2008 18:14)
nenah aloha ny indro kely hitako @ vevavy de le fitaovampananahana sy ny lavapiringa mifanakaiky lotra eh !:-D:-D:-D
11. lancia ( 16/01/2008 19:15)
midjoh:

Ny vevavy aloha hatramin'izao dia OLANA manokana ho an'ny bandy rehetra, satria :
1) - Tsy maintsy kôtina vao mahalala mitia.
2) - Tsy maintsy tambatambazina vô tamana
3) - Tsy maintsy hampihaingona vô mahafatifaty
4) - Tsy maintsy hividianana an'izao e !
5) - Manirikiry rehefa antitra
6) - Manirikiry rehefa ratsy volo
7) - Manirikiry rehefa mifosa
8) - Manirikiry rehefa vendrana
9) - Mangataka andro lava
10)- Mampitonatonana matetika
11)- Tsy mety amin'ry zareo ny mampirafy
12)- Tsy mendrika azy ny loham-pianakaviana
13)- Fanaka malemy sady mandreraka

Ka tsy nilay ve ny fiainana raha tsy nisy vevavy ???

Zavatra iray ihany aloha no ilavana azy e !!!



nefa toa ts afaka amin'io vhv io ianao na hoaiza na hoaiza,hihihi
nefa nge toa tsara voatra ihany ny vhv ry kiadi e,
12. kiadi ( 16/01/2008 19:39)
lancia> zah ange tsy mandaha wa eh ! fa ba indro kely io lazaiko io! hakaiky lotra ny filalaovako sy ny lavapiringa !:-D:-D:-D:-D:-D
13. Belle ( 16/01/2008 20:38)
Ity kosa ary ny valiny ho an'i midjoh:

Tsy fantatry ny lehilahy fa izy ireo dia OLANA ho an'ny vehivavy rehetra, satria:

1) - Tsy mahatan-damba raha vao mahita vehivavy.
2) - Tamamam-poana ohatran'ny alikan'avaradrano (fomba fiteny Malagasy io sao misy tezitra eo indray an!) rehefa tafaray amin'ny vehivavy.
3) - Tsy maintsy atoron'ny vehivavy vao mba mahalala ny fomba fihaingony.
4) - Tsy mba manolotra raha tsy omena amin'ny lafiny rehetra.
5) - Manoatra noho ny zazakely rehefa antitra.
6) - Ratsy tarehy rehefa sola.
7) - Manoatra (pire) noho ny vehivavy rehefa mifosa.
8) - Matetika dia vendrana amin'ny zavatra kely tsy ampoizin'ny vehivavy.
9) - Tsy mba mangataka andro lava akory fa tsy manao mihitsy.
:^) Malemy toy ny zaza rehefa tsy eo ny vehivaviny.
11)- Vokatry ny no. 1 dia tia mampirafy.
12)- Misy "complexe" raha vao sendra vehivavy manam-pahaizana sy tsara toerana noho izy.
13)- Milaza azy ho fanaka henjana nefa mitomany raha vao ilaozan'ny vehivavy.

Noho ireo voalaza ireo dia mandainga ary mamita-tena ny lehilahy izay milaza fa ho nilay ny fiainany raha tsy nisy vehivavy???

Sa ahoana ry vehivavy namako???
14. kiadi ( 16/01/2008 20:49)
loza fa zah zany ratsy tarehy be fa sola :-D:-D:-D
dejas efa ratsy t@ tsy sola :-D:-D:-D
15. ikalamako ( 16/01/2008 21:22)
oups, iza no nandona an'i midjoh vao maraina tao rey olona no dia aviavy mihitsy amin'ny filam-baniny a !:roll::roll:
Ka ny + sy ny - no mila miaraka fa dia marina sy simple raha :
simplex:
lelah ndray andramana refa tena tsy miady @ piesinareo mintsy izy e

mba matory tsara i toi amin'izay rehefa tsara tohana amin'ny alina dia tsy mila vaniny aminay vehivavy intsony
16. vololomanitra91 ( 17/01/2008 03:10)
lol ratsy be zany!
17. penina ( 17/01/2008 03:47)
belle> fa angah ty teraka raha tsy nisy lelah?
18. Valala ( 17/01/2008 04:29)
Samy ilaina daholo na ny vavy na ny lahy matoa natao nisy e! raha tsy ilaina ny 1 tamreo efa ela no tsy nisy tsony e!:-D:-D:-D:-D:-D
19. diamondra27 ( 17/01/2008 08:09)
midjoh: tena siora ve ianao fa tena nilay ny fiainana raha tsy nisy ny vehivavy?

efa nanadrana ve ianao dia naharitra firy andro no zakanao,mba mila tantaraina aminay ny experience-nao raha azo atao sy tsy mahadiso.

Ny fizaranao izany aminay mety mba hampiova fijery fa sao dia fantasme fotsiny izany sy mba resaka eh entina hampiakatra ny mpi-forum eto :-P:-P

:-D:-D b aho mahita les raisons-nao

20. bilakarenjy ( 17/01/2008 08:35)
midjoh > raha any @ monastera aloha de tena mety ho marina ireo kozy lazainao ireo .
Mety hitovy hevitra aminao koa ry zareo MAD MAX ireny satria tonga dia revy degany tsy misy angola sy tambitamby na dia misy sipa ihany aza .
Ny ao @ tafika sy miaramila ary ny fonja moa tonga de revy akandahy be ,ka mety any no tena masaka io hevitrao io .
Asa aloha ,fa tsentsin-kevitra ny ahy ireo .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2476