Otrany nilay ihany ny fiainana raha tsy nisy vevavy an !!!

21. sakaizakely ( 17/01/2008 08:45)
kala penina>

aza mi ty ty vehivavy eo ty an
ty nga tsy mahalala fomba ?
mampte
22. kiadi ( 17/01/2008 09:36)
tsy mety afaka ny devolin'ity! :-D:-D:-D
23. kiadi ( 17/01/2008 09:38)
sadômazô be zany tia mikaôka @ karavasy zany :-D:-D
24. diamondra27 ( 17/01/2008 09:54)
=))=))
25. kiadi ( 17/01/2008 09:56)
mikapoka no tiko soratana an! diso io
26. midjoh ( 17/01/2008 10:01)
diamondra27:

midjoh: tena siora ve ianao fa tena nilay ny fiainana raha tsy nisy ny vehivavy?

efa nanadrana ve ianao dia naharitra firy andro no zakanao,mba mila tantaraina aminay ny experience-nao raha azo atao sy tsy mahadiso.

Ny fizaranao izany aminay mety mba hampiova fijery fa sao dia fantasme fotsiny izany sy mba resaka eh entina hampiakatra ny mpi-forum eto :-P:-P

:-D:-D b aho mahita les raisons-nao





Za aloha tsy manana olana @ sipako e! fa tsikaritro ihany indraindray rehefa "MANDAGININA" ahy izay izy.

Andriamanitra ary efa saika tsy hamorona an'i Eva fa de tsy haiko alo fa de noforoniny tampotampoka teo. Mahagaga mihitsy !!!

Ny tokony ho izy tamin'izay an dia nanànan'ny lelahy avokoa ireo taovan'ny vevavy, amin'izay dia ny lelahy ihany no miteraka, mampinono, mitaiza fa tsy mila sex ambadik'izay.
Dia mety hanotany ianareo hoe ahoana no habevoka ny bandy? Tsotra ihany : "@ alalan'ny fanahy masina otrany natao an'i Maria".
Amin'izay fotoana izay, tsy misy intsony ny fampirafesana, ny mikôty sipa, ary ny mitady ny tsara tarehy, ... Zany hoe foana ny iray @ didy folo milaza mikasika ny fijangajangana (mba mihena ny didy tandremana amin'izay). Satria ny vevavy no fototr'io fijangajangana io !!! :evil:
Sady vô vetivety anie ny vevavy vao nisy dikany e !
Ka inona no maharatsy an'izany e ?

PS: Angamba raha nisy SEX mpanelanelana ny lahy sy ny vavy t@ olombelona dia asa fotsiny ! (zany hoe : sady tsy lahy no tsy vavy) :miam:
27. midjoh ( 17/01/2008 10:11)
sakaizakely:

de iza no niteraka an'ty ?




Marina koa iny !!! =D
Io de an'isan'ny fika fiarovan-tenan'ny vevavy mitsy !!!
Fa raha ny lelahy daholo no nanao an'izany !!! dia vita hatreo ny SEX FEMININ :-w


28. ari.malala ( 17/01/2008 10:11)
andrekaky o zany raisonnement!:-D:-D:-D:-D:-D:-Dataoko hoe adala enao ry midjoh ho tezitra marina!:-D:-D:-D:-D:-Dmba misy maharipery ohatran'ny vehivavy ve? samy marary iany ny lahy sy ny vavy, fa miteny anao za fa nareo lelà miferin'aina ohatrin'ny zazakely refa misy manjo... atao aza hoe afaka mitaiza sns ny lelà, mba maharitory v raha marary ny zaza? ntsssss! mba mieritreritra vo miteny fa ts entin'ny tsy fieritreretana d manoratsorapoana e!
29. andrea ( 17/01/2008 10:15)
midjoh:

Ny vevavy aloha hatramin'izao dia OLANA manokana ho an'ny bandy rehetra, satria :
1) - Tsy maintsy kôtina vao mahalala mitia.
2) - Tsy maintsy tambatambazina vô tamana
3) - Tsy maintsy hampihaingona vô mahafatifaty
4) - Tsy maintsy hividianana an'izao e !
5) - Manirikiry rehefa antitra
6) - Manirikiry rehefa ratsy volo
7) - Manirikiry rehefa mifosa
8) - Manirikiry rehefa vendrana
9) - Mangataka andro lava
10)- Mampitonatonana matetika
11)- Tsy mety amin'ry zareo ny mampirafy
12)- Tsy mendrika azy ny loham-pianakaviana
13)- Fanaka malemy sady mandreraka

Ka tsy nilay ve ny fiainana raha tsy nisy vevavy ???

Zavatra iray ihany aloha no ilavana azy e !!!


:roll: tsy voatery anié.. mahazotoa mandrato lehilany zany .
30. midjoh ( 17/01/2008 11:33)
ari.malala:

andrekaky o zany raisonnement!:-D:-D:-D:-D:-D:-Dataoko hoe adala enao ry midjoh ho tezitra marina!:-D:-D:-D:-D:-Dmba misy maharipery ohatran'ny vehivavy ve? samy marary iany ny lahy sy ny vavy, fa miteny anao za fa nareo lelà miferin'aina ohatrin'ny zazakely refa misy manjo... atao aza hoe afaka mitaiza sns ny lelà, mba maharitory v raha marary ny zaza? ntsssss! mba mieritreritra vo miteny fa ts entin'ny tsy fieritreretana d manoratsorapoana e!


Aza mba hoentim-po zany kia ry malala a! :-D
Miseho fôna ny toetra maha vevavy! Ty anie dinika fanehoana ny hevitra fa tsy fifamalina akory e!
Raisoko otrany hevitra daholo izay teneninao e satria za tsy vevavy ka ho mora tezitra izany! aiay aaaaah !=))


31. sakaizakely ( 17/01/2008 11:56)
ary ny an'i kiadi tsy ze resaka ny atao fa za fôna no arakarahany

vade retro solalou
32. sakaizakely ( 17/01/2008 12:00)
midjoh:
Fa raha ny lelahy daholo no nanao an'izany !!! dia vita hatreo ny SEX FEMININ


de vita hatreo kou ny lavapiringanao fa hitsovaka tao ny hemoroida =))=))=))

samia mifampitsofotsofoka samy lhl zany :-D
33. kiadi ( 17/01/2008 12:03)
sakaizakely:

ary ny an'i kiadi tsy ze resaka ny atao fa za fôna no arakarahany

vade retro solalou



:-D:-D:-D
34. lancia ( 17/01/2008 12:10)
sakaizakely:

kala penina>

aza mi ty ty vehivavy eo ty an
ty nga tsy mahalala fomba ?
mampte



ôk'izay fa sô maty,hihihi
35. kiadi ( 17/01/2008 12:19)
be devoly wa io! :-D:-D:-D
36. sakaizakely ( 17/01/2008 12:38)
sady am zay izy refa miresaka de devoly fôna no ao ambavany
tena izy no nilatsahan'ny devoly marina fa tsy mba za an
ououououououououo
37. sakaizakely ( 17/01/2008 12:43)
lancia>

38. midjoh ( 17/01/2008 13:08)
sakaizakely:


de vita hatreo kou ny lavapiringanao fa hitsovaka tao ny hemoroida =))=))=))

samia mifampitsofotsofoka samy lhl zany :-D



Ka efa amboarin'Andriamanitra manaraka an'izay koa anie izy amzay e :^)

Tsy misy lhl mifampitsofotsofoka zany kosa alou e o^o
39. kiadi ( 17/01/2008 15:26)
tsy mety afaka ry reto le losifera kely ao @ sakaiza ao fa ampio zah an! :-D:-D:-D:-D
40. midjoh ( 19/01/2008 13:30)
Oento any ampiangonana letsy e ! :-/
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6537