Otrany nilay ihany ny fiainana raha tsy nisy vevavy an !!!
41. Papoose
(
20/01/2008 02:04)
taiza ho aiza tao anaty baiboly Andriamanitra no niteny hoe saika tsy hampisy an'i Eva le azaaaa!!!!aza mi bluff wa!
43. nandrianina1
(
20/01/2008 03:17)
=))=))=))=))=))=))=))=))
Mampme be ty forum ty fa tokony alefa any @ HATSIKANA SY LALAO
=))=))=))

44. naughtyboy
(
21/01/2008 12:49)
zao fotsiny less ry midjoh a efa nisy niteny tato ty taloha fa averiko kely ,vao teraka ela oh. tonga de avy any @ fangetorana no nivoaka :^):^)sembana avy atrany na arabatana na aratsaina .Avy eo ndray ny rehetra samy mahalala fa tsara ny zaza ra minono @ reniny nenla ndray tsara ela t@ mbola zaza ra ninono t@ rainla(azavao eto ary inn no fitaovana nononla t@ zany) ..aoka ihany saode tsy mety kle:-D:-D:-D
45. midjoh
(
24/01/2008 08:43)
Papoose:
taiza ho aiza tao anaty baiboly Andriamanitra no niteny hoe saika tsy hampisy an'i Eva le azaaaa!!!!aza mi bluff wa!
Aza hadino fa NY LEHILAHY NO NAMPISY NY VEVAVY ARAKA NY BAIBOLY SATRIA NOTSONGAIN'ANDRIAMANITRA AVY TEO AMIN'NY VALAHAN'NY ADAMA NY NAMORONANY AN'I EVA.
Ka hitanareo no tsy de nilana ny vevavy ???=))=))=))
Eny e! mba mamakia Baiboly ihany alo vô miresaky e!:-D:-D:-D:-D
Ao amin'ny GENESE na GENESISY ! (tsy tadidiko ny andininy) :b
46. rova30
(
24/01/2008 08:55)
:idea:Soloy mihintsy aloha ny Baibolin'i midjoh , sao kirina be ao indray :bedabe vehivavy manko ao izay .:-D
47. midjoh
(
24/01/2008 09:12)