Jerosalema

1. LazaDaddy ( 11/01/2008 00:44)
“Ary amin'izany andro izany Jerosalema dia hataoko vato mavesatra ho an'ny ny firenena rehetra, ka haràtra dia haràtra izay rehetra mivesatra azy; ary ho tafangona hamely azy ny firenena rehetra amin'ny tany” Zakaria 14:3

Rahoviana ary "izany andro izany" hoy ianao? Rahoviana i Jerosalema no ho tonga "vato mavesatra" manohitohina ny fandriam-pahaleman'ny firenen-drehetra? Rahoviana no hanohitra azy ny firenen-drehetra?

****************************************

Inona no hiseho manaraka an' izany?

“Amin'izany andro izany dia hitady handringana ny jentilisa rehetra izay avy hamely an'i Jerosalema Aho." Zakaria 12:9

"Jentilisa" izany ireo firenena hamely an'i Jerosalema voalaza etsy ambony. Inona ny dikan'izany hoe "jentilisa"?

****************************************

[i]"Ary haidiko amin'ny taranak'i Davida sy amin'ny mponina any Jerosalema ny fanahin'ny fahasoavana sy ny fifonana, ka hijery Ahy Izay nolefoniny izy, ary hisaona Azy toy ny fisaonana zanakalahy tokana izy sady halahelo Azy toy ny fahalahelovan'ny olona ny lahimatoany."[i] Zakaria 12:10

Iza moa io nolefonin'ny taranak'i Davida sy ny mponina ao Jerosalema io? Inona no ilana ilay "fanahin'ny fifonana"?

****************************************
répondu par LazaDaddy le 30/01/2008 12:27
2. cutie ( 11/01/2008 01:03)
tsy misy azoko
za tsy mahay :-D
3. LazaDaddy ( 11/01/2008 01:05)
cutie> mihomeheza eo ary aloha
4. cutie ( 11/01/2008 01:30)
refa tsy hanazava tsy miteny
miseo milay hoe xtiana eo fotsiny :-d
sady tsy hitako mitsy koa ny idiran'ny resaka xtiana @ resaka jerosalema.
5. yuka ( 11/01/2008 07:46)
LazaDaddy a!Ianao nonanokatra ilay resaka dia tsara raha azavainao aminay tsy mahafantatra le izy:lol:
mahalina le izy fa zavao hoe azafady:D
6. rabingogilabanga ( 11/01/2008 16:38)
azo raisina au 2è degréna3è degré ireo voalaza ireo, fa raha raisinao au 1erdegré kosa, dia ho ady foana no hisy,

sady i kristy dia tany galilia no nanaovany ny ankambeazan'ny asany, fa tsy tao jerosalema
7. fijo ( 11/01/2008 21:20)
de fantsio kristi e.de misaona dia vita.

ndao tsika hiala cutie fa tsy hanazava indray le laza io an
8. nandrianina1 ( 12/01/2008 03:14)
laza:
“Ary amin'izany andro izany Jerosalema dia hataoko vato mavesatra ho an'ny ny firenena rehetra, ka haràtra dia haràtra izay rehetra mivesatra azy; ary ho tafangona hamely azy ny firenena rehetra amin'ny tany” Zakaria 14:3

Rahoviana ary "izany andro izany" hoy ianao? Rahoviana i Jerosalema no ho tonga "vato mavesatra" manohitohina ny fandriam-pahaleman'ny firenen-drehetra? Rahoviana no hanohitra azy ny firenen-drehetra?


efa nanomboka ny amerikana tsy haiko zenamany hafa

rahoviana i Jerosalema no ho tonga "vato mavesatra" manohitohina ny fandriam-pahaleman'ny firenen-drehetra?


any aminy ny petrol no betsaka nefa zao tontolo zao mila de mifanjevo ny firenena maro we niakatra ndray ny baryl:x
9. nandrianina1 ( 12/01/2008 03:18)
Laza:
"Ary haidiko amin'ny taranak'i Davida sy amin'ny mponina any Jerosalema ny fanahin'ny fahasoavana sy ny fifonana, ka hijery Ahy Izay nolefoniny izy, ary hisaona Azy toy ny fisaonana zanakalahy tokana izy sady halahelo Azy toy ny fahalahelovan'ny olona ny lahimatoany." Zakaria 12:10

Iza moa io nolefonin'ny taranak'i Davida sy ny mponina ao Jerosalema io
? Inona no ilana ilay "fanahin'ny fifonana"?


lhl malaza iray antsoina we Jesoa

-----------------
laza> otrany we mamaly fantontanina @ sekoly alahady reny le izy:)
10. niryna ( 12/01/2008 04:35)
LazaDaddy:

“Ary amin'izany andro izany Jerosalema dia hataoko vato mavesatra ho an'ny ny firenena rehetra, ka haràtra dia haràtra izay rehetra mivesatra azy; ary ho tafangona hamely azy ny firenena rehetra amin'ny tany” Zakaria 14:3


Rahoviana ary "izany andro izany" hoy ianao? Rahoviana i Jerosalema no ho tonga "vato mavesatra" manohitohina ny fandriam-pahaleman'ny firenen-drehetra? Rahoviana no hanohitra azy ny firenen-drehetra?

****************************************

Inona no hiseho manaraka an' izany?

“Amin'izany andro izany dia hitady handringana ny jentilisa rehetra izay avy hamely an'i Jerosalema Aho." Zakaria 12:9

"Jentilisa" izany ireo firenena hamely an'i Jerosalema voalaza etsy ambony. Inona ny dikan'izany hoe "jentilisa"?

****************************************

[i]"Ary haidiko amin'ny taranak'i Davida sy amin'ny mponina any Jerosalema ny fanahin'ny fahasoavana sy ny fifonana, ka hijery Ahy Izay nolefoniny izy, ary hisaona Azy toy ny fisaonana zanakalahy tokana izy sady halahelo Azy toy ny fahalahelovan'ny olona ny lahimatoany."[i] Zakaria 12:10


Iza moa io nolefonin'ny taranak'i Davida sy ny mponina ao Jerosalema io? Inona no ilana ilay "fanahin'ny fifonana"?

****************************************



http://baiboly.org/toko.asp?boky=ZAKARIA&toko=14&andininy=1-21&dika=

laza a fanoharana no tian'i kristy ho tenenina eto,ny fahatongavan'ny Jeresalema vaovao.
Isaraely dia firenena nofidian'Atra ,firenena masina ary ho tonga ao aminy daholo ny firenena rehetra hiady aminy.Ao ny efa nanampy ary dia niala ao ny mbola manampy dia mbola ao ihany,tsy hitsahatra akory ny ady,satria firenena efa voafidy izy kanefa mbola mitady sy miandry ilay Mesia ihany hatramin'izao.Efa maro anefa ireo Jiosy mino an'i Kristy(Jews for Jesus),saingy noho ny hamafin'ny fon'ny zanak'Isaraely dia ireny mivavaka eny amin'ny rindrina ireny izy ohatra raha efa nahita azy hianareo ,rindrina avo dia avo dia eo no miankohoka,aza manao vavaka lava reny toy ny an'ny Jiosy sy ny mpiantsaravelatsihy fa ataony ny hamaron'ny fivavany no hiaianoan'Atra azy.Mbola feno koa io,mamaky boky ary iny no haverimberina.
Ho tapitra hiady azy ny firenena maro,ary farany hirongatra sy hanafika azy koa ny anti-Christ,tapi-dalan-kalehy izy ary dia hitady an'ATra amin'izany,hitady an'ilay Mesia amin'izany ary dia ho tonga tokoa i Mesia a."Tribulation" no dikan'io tantara io ary ho avy ny" rapture "na i kristy ka haka ny olona izay mino azy,alohan'io tribulation io .
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&asa=add&parid=m4785c52d6f1ce"e=m4788412233163


Vita tompoko.
11. cutie ( 12/01/2008 17:00)
aza mba mampime wa :-D
in ny ifandraisan'ny resaka petrol sy jesoa sy xtiana sy jerosalema :-D:-D:-D
12. rabilabila ( 12/01/2008 17:42)
Ka i cutie ve tsy hilazàna e!!:-D:-D Tonga dia six feet vita oazy eto ndraindray ,tsy mila miarin-tory intsony :lol:
13. cutie ( 12/01/2008 20:30)
rabilabila
six feet under aza mbola hita misy mangirana :-D
14. menalamba ( 12/01/2008 21:18)
Rehefa alefa alavitra loatra any an-danitra ny saina dia adino aby ny eto an-tany.:roll:
15. pissoa ( 13/01/2008 21:55)
ie - refa amnezika :°):°):°)
16. nandrianina1 ( 14/01/2008 03:23)
cutie:

aza mba mampime wa :-D
in ny ifandraisan'ny resaka petrol sy jesoa sy xtiana sy jerosalema :-D:-D:-D


mangala carte du mnde mitsy de zoomeo moyen-orient> de zoomeo israel> ho itanjy ao jerosaleeeema!

de antanio Laza we inn no idiran'n Jesoa @ jerosalema,tsy mila manontany kay fa efa tokony ho fantatryndry zany raha zay forum vovakindry zay

de midira ndray google de tapeo we l'or noir du moyent-orient de voavaly daholy ny fantanindry

mba wa fetsifetsy fa aza varina mimwe lava eo! zany ihany tsy ahaizanareo zavatra
17. fijo ( 15/01/2008 22:19)
izany hoe izay avy ao jerosalema ao iznay dia natao hampiady fotsiny aby she akory?
18. ikaretsaka ( 16/01/2008 03:00)
menalamba:

Rehefa alefa alavitra loatra any an-danitra ny saina dia adino aby ny eto an-tany.:roll:

marina mihitsy izany ..
ny fivavahana sy ny filazana tena hoe "olona afaka" dia tsy sanatria fahafahana mivoana any anivon-danitra any akory fa santarina eto an-tany mba hampiadana ny olona rehetra

19. fijo ( 16/01/2008 22:00)
izay marina be izay le tsy hitiavan'ny sasany an'ialahy
20. ikaretsaka ( 16/01/2008 22:10)
:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.05