NY ANGEZANA

1. bozinangatra ( 06/01/2008 08:57)
inona kay ny mampatavy?
répondu par tess le 27/01/2008 08:57
2. sipagasy ( 06/01/2008 09:07)
betsaka ny antony kann, anisany ohatra ny sakafo tsy zarizary, tsy ara dalàna, ary koa ny stresse isan-karazany....
3. bozinangatra ( 06/01/2008 09:10)
mb valio e!sklette vivante ny aty
4. pissoa ( 06/01/2008 12:27)
breakfast, lunch, supper : mandeha any amin'ny McDo ! raha tsy izany chips + coke.

brunch: cake + aourta

amin'ny tea-time: choco, high-fat cookies

Aza atao maharitra ela loatra fa sao dia marary eo ndray a ! :-D:-D:-D

(resaka sakafo ihany no novaliako satria toa ato amin'ny sakafo le dinika :oops:)
5. Bafota ( 06/01/2008 12:42)
Mikaly be dia be sans arret+sieste lavabe,de foanana ao an-tsaina dooly ny blem reetr
6. tynah ( 06/01/2008 16:50)
tsy miasa saina be d mikaly araka ny tokony ho izy , zany hoe ara pahasalamana.
7. rabilabila ( 07/01/2008 12:16)
Mety efa "vahana" mihitsy ilay "tsy matavy" ka! Tsy mitovy ny olombelona anoloan'ny sakafo :Misy misakafo im-polo isan'andro fa tsy mitombo mihitsy ,ary misy ny olona vao manao "ecart" kely dia tonga dia hita .
Ka raha ao amin'ilay sokajin'olona voalohany ianao dia izao :Ekeo ilay izy fa aza atao manahirana .Misy fomba hafa hanomezana valeur ny vatana .Ary raha tomady tsara moa ianao inona no olana ?
8. nandrianina1 ( 08/01/2008 15:08)
Mikotrana ko ky mapa enorme beuuu a
oh we micross in2 isankerinandro,milomano,manaraka le aerobic mande@ tele reny akia! de avy eo ndry minana AOURT b de matory be lasa ngozab ra manam-potoana daholo zany retraretra zany an:D

fa ty no tandremo ra vo sty mikotrana tsony na tsy mikaly b tson de miverna mince ndray
9. fahamarinana ( 08/01/2008 20:03)
:arrow::-D:-D serieux ve nandrianina , mba hikotrana aho zany kouh(l)
10. princiah ( 09/01/2008 11:48)
tsita mo izy ity fa itovizana e! za ko zao mitady ze hampatavy:D
11. nandrianina1 ( 09/01/2008 12:24)
fahamarinana> raha voa mikaly fotsin no atao de mivondraka fa ts le en form beuu reny e!
de ra manao sport fotsiny ndray de lasa taolan eo
12. nandrianina1 ( 09/01/2008 12:26)
raha tsy de mazoto omana ndray de mihinana le atsoin'ny olona we spiruline fa enjana ko ny effetny fa mampirangorango b
13. xxx ( 12/01/2008 06:50)
ny olona aza te hampahia tena.
14. soanja ( 12/01/2008 16:06)
bozinangatra:

inona kay ny mampatavy?


Misakafo tsara fotsiny sady sakafo ampy no atao; toy ny vary (mofo) sy laoka sady asiana tsindrin-tsakafo any amin'ny farany.
Aza hadino misotro rano eny anelanelan-tsakafo.
Misotroa ronono velona na mihinana yogurt koa atao snack na voanjo sns eny anelanelan-tsakafo.
Mikotrana ihany koa mba handamina ny fahasalamana.
Aza manao reraka loatra na miasa loha loatra amin'ny zavatra tsy dia ilana izany ary aza dia kizitina amin'ny fiainana fa io tena mampahia tokoa.
Mahaiza miala sasatra sy maka aina amin'ny weekend ary mifoha rivo-baovao lalandava rehefa tahak'izay: zany hoe manaova vacances fa aza mijanona loatra amin'ny toerana mahazatra rehefa mitombo ny sorisorin-tsaina indrindra indrindra.

Mivavaha mba hanana saina tony. Tsy ny zavatra ety ivelany mantsy no zava-dehibe amin'ny fiainana fa ny fahasambarana tsapa any anaty. Mahereza lalandava.


15. melody ( 19/01/2008 16:06)
Mivavaha mba hanana saina tony.


soanja: tsy misy hidirany fivavahana kosa ny hampatavy e.... betsaka ny olona tena mpivavaka be nefa tsy manana saina tony (tsy lainga io an!)

3. Mpandefa : pissoa [ Valio ] 06-01-2008 13:27:10
Lohateny : Re : NY ANGEZANA
breakfast, lunch, supper : mandeha any amin'ny McDo ! raha tsy izany chips + coke.


pissoa: :lol: io tokoa no tena mampatavy haigana fa saingy
1) tsy misy any dago
2) junk food dia tsy mahatsara ny fahasalamana
3) lafo kokoa nohony mahandro ao an-trano
16. Rasiligaoma ( 19/01/2008 17:58)
: tsy misy hidirany fivavahana kosa ny hampatavy e.... betsaka ny olona tena mpivavaka be nefa tsy manana saina tony (tsy lainga io an!)

rehefa manao karemy kosa mba mahavita regime e

17. melody ( 19/01/2008 18:44)
rasiligaoma: regime ara-nofo no tianao lazaina sa regime ara-panahy?:wink:
18. ikaretsaka ( 19/01/2008 19:13)
izy 2 mitambatra
...
19. sakamanja ( 22/01/2008 17:31)
mikaly bdbeuh d tsy miasa saina
20. soanja ( 22/01/2008 20:30)
[quote=melody]
Mivavaha mba hanana saina tony.


soanja: tsy misy hidirany fivavahana kosa ny hampatavy e.... betsaka ny olona tena mpivavaka be nefa tsy manana saina tony (tsy lainga io an!)



Asa aloha fa raha ny fivavahana amiko dia tokony hanome fahatoniana tokoa. Raha tsy izay no zavatra tsapa dia fivavahana diso izany.

Izay ilay MINOA FOTSINY IHANY! Tsy mila lasa adala mieritreritra hoe manja ve zah ato sa ratsy tarehy, gondabe sa mahia toy ny kifafa... ny fivavahana dia hilaza aminao fa TSARA IANAO amin'ny maha ianao anao ary Andriamanitra no nanome izany hatsarana izany ka isaory Izy. Be tokoa mantsy ny tsy mba mahalala fa zavatsoa no eny aminy.
Misaora an'Andriamanitra lalandava amin'izay misy sy ananana. Betsaka ny tsy manana ary betsaka ny mitady nefa tsy mahita!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9158