NY ANGEZANA

21. kallie ( 24/01/2008 13:41)
...:?
Mikotrana ko ky mapa enorme beuuu a
oh we micross in2 isankerinandro,milomano,manaraka le aerobic mande@ tele reny akia! de avy eo ndry minana AOURT b de matory be lasa ngozab ra manam-potoana daholo zany retraretra zany an

fa ty no tandremo ra vo sty mikotrana tsony na tsy mikaly b tson de miverna mince ndray

d ande tsy ikotrana trony a zany fa mbô t hahia :-P
22. tess ( 24/01/2008 13:49)
kallie:

diso be izany ry kallie fa aza minomino foana!
aiza koa ny hoe sport mampangeza izany
ngeza ny muscle angaha ka ekeko! fa io
arakakaraka ny sport ataonao ihany!
raha manabokona be ve tsy ho ngeza ny muscle
ny regime sport tsara ampiarahina raha hanahia tena
fa raha mahia kalitaka kely manaova sport ihany koa fa mba mbokobokona tsy mitsingidina ftsn refa voadona
fa raha mahia fotsiny ireny tsy tsara
,ny tena tsara anie mahia mba misy muscle e!
atao in matavy?????

23. kallie ( 24/01/2008 14:56)
tess> :-D asa ko, sô d mety, hihihi
24. ikaretsaka ( 24/01/2008 16:58)
vondrake tsa mete
saozane tsa mete!
25. kallie ( 25/01/2008 09:52)
fa in no mety ry ika?
26. tess ( 26/01/2008 08:24)
ny antonony aky no mety ry kallie ah! otranjy zao ao tsara:wink:
27. ikaretsaka ( 26/01/2008 18:32)
tsy mete afapo ty olombelo:-D
28. tess ( 27/01/2008 08:57)
izay ilay fianinana ety an-tany:°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2774