bonne anniversaire i kelly13

1. bitrokel ( 02/01/2008 08:55)
miarahaba andry tratrany taona vaovao sy tratry ny tsingeren-taona aky kelly13 tohizo hatrany ny fety aloha fa mbola anatiny tsara izao e!:-*:-*:-*:-*:-*
répondu par bilakarenjy le 11/01/2008 17:51
2. kelly13 ( 02/01/2008 09:42)
misoatra betsaka nahatsiaro ôôôô!!! tena mbola dizin'ny fety fôna, hihihihi, d mbolami digère kou fa tena nanararaotra b lôtra hahahahah
3. tess ( 02/01/2008 10:01)
bonnanif kelly13 de mba zarao ny gatô wa fa aza hanina rery ao zany sady efa dizn ny fety ihany koa:?:wink::-*:-*:-*:-*:-*:-*
4. sakaizakely ( 02/01/2008 10:50)
njy

ngôde namely sôsy be t@ fety lasa ôtranay ôtrizao

5. tywa68 ( 02/01/2008 10:52)
bon anniv kelly13 a :-*:-*
6. ravatorano ( 02/01/2008 11:39)
bonne année akia njy ah
bon anniversaire koa e
d mirary soa fahombiazana fifalina fiadanana fahasalamana sy izay rehetra mahasoa ho an dry e
=D=D=D
7. ari.malala ( 02/01/2008 11:48)
bonanif de bonané de pleine de bonne choses dans ta vie, kiss d iza tsara alou zanpol de iza i robera e! aiza ny gatô? za ts anaiky ra ts ô sôkolà:-D:-D:-D:-D:-D
8. tslem ( 02/01/2008 12:25)
bônaniversera :wink: d bônané kounkou :-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
9. ratonga ( 02/01/2008 13:44)
bônaniversera dé bônané dé bla bla bla...:-*
10. mbaliana ( 02/01/2008 14:18)
bonne année dia bon aniversera kounkou akia ry kelly 13:-*:-*:-*:-*
11. kelly13 ( 02/01/2008 14:50)
o rey oul a, d misaotra betsaka fa tena tsy hitako tsony ze lazaina :oops::oops::oops:

ari.malala>aza odivanjy tsy fantatra indray i rôbera sy zanpôl an! hahahahaha
12. penina ( 02/01/2008 16:09)
hahaha tara ndray aho tamin'iny

:°)
13. kelly13 ( 02/01/2008 16:23)
penina hahahaha niova filamatra nga elah? :°)
14. penina ( 02/01/2008 16:26)
vaovao ny taona koa :°)
15. fasaly ( 02/01/2008 17:00)
:°):°):°)niova filamatra:°)
16. penina ( 02/01/2008 17:28)
17. penina ( 02/01/2008 17:32)
tena tsy nandeha fa zafady oh
18. penina ( 02/01/2008 18:10)
tsy haiko ndray koa ity raha handeha na tsia

bonne annee am tanana

mazotoa
19. penina ( 02/01/2008 18:12)
lol :? am manaraka eh
20. diamondra27 ( 02/01/2008 18:12)
bonne anniversaire aky de manaova fety sambatra a

de lasa kelly14 io sa otran'ny ahy ihany?
ny ahy 27 de boka manko hiii
:-*:-*:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2534