bonne anniversaire i kelly13

21. Veloo ( 02/01/2008 18:20)
bonane sy bone fety aky ndry a..........:-*:-*(l)
22. kelly13 ( 02/01/2008 19:12)
13 d boka iany za ry diamondra27 ka,hihihi

veloo>ela² ankia zay,mahatsiaro anjy mintsy za io fa aty parsa, hahahahahahaha

encore merci rankizy a :-*:-*:-*

penina ô>tsy maninn na tsy mande aza fa hitako fa ngôda b le fonao nanolotra :-*:-*
23. penina ( 02/01/2008 19:41)
hmmmm
fo be hahaha
24. tracy ( 02/01/2008 19:57)
bon anniversaire akia njy de hotratra antitra koa hi hi hi
25. fasaly ( 02/01/2008 20:17)
[quote=penina]
tsy haiko ndray koa ity raha handeha na tsia

bonne annee am tanana


zà ne gaga toa nahita hoe sitlo aho tao fa tsy nisy nin nin mitsy8-)




26. vale ( 02/01/2008 21:16)
bon'anniv ndry kelly13,d mbo zarao aminay oe ny menu tao, lol, bon'anniv aky ndry ah!:P:-*:-*:-*:-*
27. ari.malala ( 03/01/2008 06:00)
kelly13, de aona izany mitombo taona izany e, mha antitsa veu? lol:P
28. kelly13 ( 03/01/2008 09:59)
zamé dé la vie zany antitsa zany ka :°),+ mitombo ny taona + mitombo adalana :-P
29. ravatorano ( 03/01/2008 10:15)
fa izay miadaladala zany tsy mety antitra ry kelly13
:{:{:{
30. tess ( 03/01/2008 11:01)
kelly13:

zamé dé la vie zany antitsa zany ka :°),+ mitombo ny taona + mitombo adalana :-P
:-D:-D:-D:-D:-D:wink: marina ny anjy aky ah!:-D:-D:-D tapaka ny tsinaiko zamé de la vie e! me tanora lalandava mou o!:-P


31. karinah ( 03/01/2008 11:38)
kelly13,tess: yessss:lol:
32. endrika01 ( 03/01/2008 13:04)
Joyeux anniversaire akia,dia arabaina tratry ny tao:-na vavao 2008!:-*:-*:-*:-*
33. ari.malala ( 03/01/2008 13:06)
=))=))manadala andry ky za ry kelly13 a
34. kelly13 ( 03/01/2008 13:36)
ravatorano>zay mintsy ka :°)

tess>zany "antitra" zany tsy tafiditra @ "vôkabilerako" hihihihih

karinah> :)

endrika01>miciiii ankia d bonané kou njy a


ari.malala>hum,d nafenina aiza klou i zanpôl sy rôbera e? :°)
35. fasaly ( 03/01/2008 14:06)
fa iza klou lay zanpoôl sy robera izany e!???:-P lay angalisy ve izany sa ahoana fa sady nahazo sms angalisy be manadala avy amin'i ari.malala sy mamz aho tamity taona ity:-w
36. kelly13 ( 03/01/2008 17:37)
za nahazo fa t@ teny gasy mazava, hahahaha!!

i rôbera le mpanao sôkôlà d i zanpôl anontaniana an'i ratonga :wink: :-D:-D
37. penina ( 03/01/2008 17:39)
tsy mahay teny gasy kala kelly nefa mba efa nelebe ihany
38. kelly13 ( 03/01/2008 17:44)
ampenaro
39. penina ( 03/01/2008 18:00)
an-dratonga fa tsy an'i ratonga :°)
40. tess ( 03/01/2008 18:25)
:-D:-D:-D aoka nareo ny an'i ratonga ary:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1967