Mirary Soa sy fahombiazana ho antsika rehetra 2008

1. xl ( 31/12/2007 07:33)
Hitondra ambavaka ny taona vaovao 2008 isika rehetra
ho hambinina, sy ho salama ary ho ela velona daholo
xl
répondu par nandrianina1 le 04/01/2008 16:57
2. prime ( 31/12/2007 07:51)
Mankasitraka tanteraka izany soso-kevitra tena tsara izany...

Andriamanitra anie hamaly fitia antsika tsirairay avy ka hitahy sy homba antsika amin'ny taona 2008...
3. tywa68 ( 31/12/2007 08:12)
Ho tanteraka anie izany vavaka izany ! amen :-*
4. niryna ( 31/12/2007 11:39)
prime>Ho tanteraka tokona anie izany .amena
Misaotra ny namana rehetra nizara ny tenin'Atra taminay. 8)
5. rijadolly ( 31/12/2007 17:42)
Manaova fety finaritra daholo.dia samy ho tratry ny rampitso aby .:-*:-*
6. ikaretsaka ( 31/12/2007 17:44)
enga anie ka hahazo pilopitra any am-piangonana daholo ny "mpitory" tsy ampy pilopitra t@ 2007 rehetra(l)
7. rijadolly ( 31/12/2007 17:48)
ika= mpananihany =mpanala azy =mpampiresaka=mpanomé lagy.
8. ikaretsaka ( 31/12/2007 17:54)
porofoy ... ika mila porofo (tsy tsimpona) vao vonvaincu:wink:
zavatra marina anie io lazaiko io saingy avantako fontsiny e
e la verite ki blesse ho'zy ny faran'ny tsy hay!
mieritrereta lalina fa aza manonofy fa izany no marina sy miseho eto!
9. rijadolly ( 31/12/2007 17:55)
izay fotsiny é
10. ikaretsaka ( 31/12/2007 17:57)
tonga dia manorena pilopitra aloha homena ireo naman'ialahy e...:wink:
11. rijadolly ( 31/12/2007 18:07)
ka inona ary hoy sé ny tokony atao ato é?
12. ikaretsaka ( 31/12/2007 21:27)
miady hevitra fa tsy mitory teny..eny ambony pilopitra ny fitoriana teny
13. rijadolly ( 01/01/2008 06:20)
Tratry ny taona isika rehetra dia manaova fety mahafinaritra daoly

Ika>>Ratsy angaha ny mitory sa mankaleo:wink:Efa nomen'hery pilopitra aho ka.Tsy hoentiko hitory ny Fahalehibiazan'Ilay Andriamanitrika sy Jesoa Kristy zanany izay inoantsika fotsina fa ampiasaiko hanomeza-mboninahitra Azireo iany koa dia ny lohahevitra Fivavahana sy Finoana izany.Ary nampiasain'sé amin'inona indray io pilopitra nomen'hery antsika io hatramin'izay?Mifanohitra amin'izany?
14. cutie ( 01/01/2008 17:19)
Ho ambinintsoa daholo isika rehetra @ ty taona ty.Amen
15. fijo ( 01/01/2008 21:33)
isaorana anie ity taona ity ary antenaina hitondra soa sy fahasalamana hoantsika.
16. ari.malala ( 02/01/2008 12:17)
tratry ny taona daolo o!

ika, :-D:-D:-D
17. fijo ( 02/01/2008 21:30)
:-D:-D:-D:-D
18. ikaretsaka ( 03/01/2008 00:10)
mba hahazo pilopitra aby anie ireo "mpitory teny" fa lasa ady hevitra no hanjaka ato kokoa

rijadolly:
>Ratsy angaha ny mitory sa mankaleoEfa nomen'hery pilopitra aho ka.Tsy hoentiko hitory ny Fahalehibiazan'Ilay Andriamanitrika sy Jesoa Kristy zanany izay inoantsika fotsina fa ampiasaiko hanomeza-mboninahitra Azireo iany koa dia ny lohahevitra Fivavahana sy Finoana izany.Ary nampiasain'sé amin'inona indray io pilopitra nomen'hery antsika io hatramin'izay?Mifanohitra amin'izany?


Misy teny fitsimponareo izay hoe " samy manana ny toerany tsirairay avy ny zava-drehetra"
Izany hoe samy manana ny sehatra sahaza azy. Azo atao tsara ny mitory teny : saingy aza adino:

-fa sady efa nanaovan'i Hery fitoerana manokana sahaza azy koa izany: any @ blaogy ohatra na any @ sehatra hafa (jereo fa ny katolika efa manana ny katolika.org ohatra)

tsy mandoka an'i hery aho fa nareo koa anie raha tsy hainareo dia efa nomena pilopitra maimaim-poana.. maninona no tsy any no manao sekta .org na toritenin'i niryna sy rijadolly/blaogy.org
moa raha te hitambatra ianareo milaza tena ho "mpitory teny" (izay inoako fa impossible ihany @ le hoe nareo efa tia misaratsaraka) dia azo atao koa ny evanjelistra_miray/blaogy.com

Vaovao ny taona ry zareo an... manaova zavatra vaovao fa tsy ny fomba taloha no averina!
19. rijadolly ( 03/01/2008 14:42)
Ika>>>Famanino anefa no tsy fafan'
20. nandrianina1 ( 03/01/2008 14:49)
enga anie mba tsy hifamaly tsony ika sy rijadolly ary niryna @ty taona ity.amena
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.065