Mirary Soa sy fahombiazana ho antsika rehetra 2008
21. rijadolly
(
03/01/2008 15:28)
Ika>>>fa maninona anefa no tsy fafan'Hery ilay ataon'sé hoe mitoriteny é! Satria fantany fa manaradalana tsara.Soa fa tsy isé ny tao fa hery,misy hevitry sé tsy ao anatin'sain'hery mihitsy.Misaotra hery à!:-*:-*:-*
Tsy izaho mihitsy ry ika no anonina ny anaram-piangonako tsia!tsinotsinona izany eo amin'Ilay inoako.Izay hirodana rampitso ve?
Hatramin'izay nidirako teto dia mbola tsy fantatro hatrami'izao ny atoko mpinoan'Niryna,fa ny fantatro aloha dia tsy katolika izy,nohon'firesany fotsiny an.Ary ny atokom-pinoako dia inoako fa tsy misy mahafantatra nefa ataovy hoe sekta tsy maninona raha izay ny tin'sé.
Aza miala ao amin'fiangonan'sé fa kosa tazomy mafy ilay Famonjena,fa tsy ny Fiangonana no manome an'io.
Hitarika ny olona tsy mpino ho mpino ny ilako ity pilopitra nomen'hery ahy ity fa tsy hitarika ny hafa ho aty amin'fiangonako,na hanambarako fa ny fiangonako no tsara sy mahavonjy na ny anay no tsy sekta,indrindra hoe ny an'hafa tsy izy.

nandrianina1:Misaotra Nandrianina à!:-*:-*
enga anie mba tsy hifamaly tsony ika sy rijadolly ary niryna @ty taona ity.amena
22. ikaretsaka
(
03/01/2008 15:33)
satria tsy manam-potoana izy:wink: sady tsy mpamafa tableau no asany:wink:
fa miandry ny fahatsapan-tenanao
fa miandry ny fahatsapan-tenanao
23. rijadolly
(
03/01/2008 16:11)
Noho ny fivavaky namako eto amin'ity serasera ity dia manaiky aho,ary hanome voninahitra ilay NAHARY sy Jesoa Kristy Zanany.Tonga ny fivavakao rahavako.Noho ny Fanahy Masina izay miasa dia tsaroko diso tokoa ny tenako.Misaotranao aho Nandrianina1.Menatr'aho.:-*:-*:-*:-*:-*
26. rijadolly
(
03/01/2008 16:54)
Marina ny tenin'sé.Tsy azo atao tokoa ny manafina ny fahamarinana ao amban'latabatra fa tsy maintsy ambara na iza faly na iza marary ny fanenjehana.
27. ikaretsaka
(
03/01/2008 17:05)
izay indrindra manko ry nandrianina
"ny isavorovoroan-kilantoana" hoy ny Ntaolo (hendry)
"nanao discussions phlilosophiques ry socrates sy ny namany..
i Jesoa koa nifampiresaka sy "nifampitapatapak'ahitra sy nifamaly t@ mpianany"
Hitan'i nandrianina? ny olona hendry tia mifanakalo hevitra sy mifamaly rehefa maneho ny heviny!
fa tsy manaiky izay amboakan'i pasitera fotsiny:wink:
diniho sy saintsaino, Mieritrereta lalina. dia critiquer-o aho fa aza menatra... raha tsy mety izany!

28. booboo
(
03/01/2008 17:23)
diniho sy saintsaino, Mieritrereta lalina. dia critiquer-o(...)
eka ouz ! notapahako lay phrase f'aza tsiny a, fa marina io @ lafiny rehetra eo @ fiainana mihitsy raha te handroso sy hihatsara hatrany hatrany.
29. fijo
(
03/01/2008 22:28)
ary elahy izany anie efa ho mpianatri jodasy e ry ika e. "fa tsy manaiky izay amboakan'i pasitera fotsiny"
30. ikaretsaka
(
03/01/2008 22:35)
za letsy ohatran'i Piera aza letsy le.. le nanda in-telo aloha mandra pa... sy le manontany foana
31. fijo
(
03/01/2008 22:56)
raha ny voalazan'ny "codex" mantsy dia ianao ihany no mahita ny lalana mankany amin'andriamanitra fa tsymila mpitarika"pasitera sy mopera "izany.
i soanja itako manakaiky be an'io finoana io
i soanja itako manakaiky be an'io finoana io
32. ikaretsaka
(
03/01/2008 23:02)
izay: arofanina aby ireny.. rehefa tady ho ary dia iny no ampiasaina de rehefa ary de hafa no ampiasaina!
izay no maha arofanina an'ireny fa tsy tady famaharana... izay ilay heo tsy option 1 fotsiny (tahaka ny baibolista: iny ihany) fa options maro be tokoa, (asa vavaka arahin-tosika sns....)
izay no maha arofanina an'ireny fa tsy tady famaharana... izay ilay heo tsy option 1 fotsiny (tahaka ny baibolista: iny ihany) fa options maro be tokoa, (asa vavaka arahin-tosika sns....)
33. fijo
(
03/01/2008 23:12)
ary aleo aho no hitory teny hoan'ireny fa efa mety ny ahy izany an.le sosy manaraka ihany hoy samoela izay
35. ikaretsaka
(
03/01/2008 23:17)
le paozy nen la no tsy mety.. mila manao :roll: "ry havana malala"
36. nandrianina1
(
04/01/2008 04:32)
:-* ika sy rijadolly ve reo? efa milamina v nareo?
tohizo @zay ary ny adihevitra, tsy ny gidragidra an sao de hisy hamoahana demonia eo eto @sera²:wink:
tohizo @zay ary ny adihevitra, tsy ny gidragidra an sao de hisy hamoahana demonia eo eto @sera²:wink:
38. nandrianina1
(
04/01/2008 16:04)
ikaretsaka:
nga i nandrianina mahay demonia? eeee voa ko ty!
f'anga moa zany tsy voambolana gasy misy sady manankery ko nahoana no tsy ho haiko
de voa'ny inn kay za ry ika?