Zaza ratsy vitana:kambana ,ny iray ariana,ny iray tazomina
1. niryna
(
27/12/2007 07:22)
Mitombona ve izany fa misy hono raha miteraka ny olona any amintsika ka kambana dia ny iray ariana ary ny iray tazomina Nisy tantara izay nilaza fa tsy tia hierika an'i dago intsony hono ity lehilahy lasa nalaza be aty ivelany.Zaza nariana izy io fa manoto vitana hono ,ahoana no hanaova hoe ity zaza ity ratsy vitana dia arina na tsara vitana dia tazomina? Mitombona ve izany?
répondu par niryna le 31/12/2007 00:18
2. fahamarinana
(
27/12/2007 08:14)
:arrow: efa naheno ihany aho niryna,ny antony dia tsy fantatro marina aloha fa aleo ho avy ny namana hanazava.Tamin'izany nipetraka tany fianar dia nisy couple avy any ambanivohitra niteraka kambana roa vavy dia nariany izy roa ndray miaraka ,nantsangan'olona tao fianar tao izy roa.Ny antony reko dia hoe mahery vintana fa za koa moa tsy dia nanadihady loatra,mbola tanora dia sondriana teny.(l)
3. hery
(
27/12/2007 08:15)
Hmmm. Misy gasy tsy mahalala an'izany ve? :-)
Fomban'ny olona vitsivitsy any atsimo atsinanana any io manary zaza kambana io. Ho azy ireo dia ozona ny fisian'ny zaza kambana ka mila ariana ny iray na izy roa mihitsy fa tsy azo tezaina. Efa manomboka miova anefa izany ary efa vitsy dia vitsy ny manao izany amin'izao fotoana izao.
Misy ny fikambanandry Masera izay nandray hatrany ireo ilan-jaza ireo hanaporofoana amin'ny fianakaviany fa mety ho tafita koa ireny zaza ireny.
Mbola betsaka ny fomba malagasy izay mbola manafintohina noho izany kah. :-) Fa efa manomboka "mivoatra" tsikelikely.
Fantatrao ve ohatra ny momba ny zaza teraka alakaosy asaina dikain'ny omby na ahohoka eo ambony sahafa misy rano mangotraka? Satria hoe ratsy vintana?
Tsy azo omena tsiny avy hatrany izy ireo satria mbola miaina ao anaty fiaraha-monina... fa ilaina fantatra fotsiny ny antony mahatonga azy miaina izany.

4. fahamarinana
(
27/12/2007 08:30)
:arrow:Hery : ié mety misy gasy tsy mahalala kosa kah raha lehibe tao tanà ohatra na tsy ni-s'interresse tamin'izany fomba amam-panao izany na pour une autre raison dia possible ,asa anefa !Ohatra ahy manko zao dia nipetraka tany am provinces karazany betsaka ,vacance ihany aho no mba tao tanà hany ka mahita sy maheno ary niana tamin'ny fombafomba maro samihafa ,je veux dire nisy fomba dia najaiko na tsy fantatro aza pour le respect fa araka ny teninao hoe tsy azo omena tsiny satria efa izay no hiainana ;ny tsiniko fontsiny tamin'izany dia niheno fa tsy nandalina akory.(l)
5. xxx
(
27/12/2007 10:42)
Raha tsy diso koa aho, tao amin'ny Fanjakana Merina, nisy kambana dia nariana satria "mampizara fanjakana" hono. Fa taty aoriana nalaina indray, noho ny antony lava be, marihina fotsiny fa vehivavy izy ireo :wink:
6. fahamarinana
(
27/12/2007 11:57)
:arrow:zay zao dia eto aho vao maheno azy,betsaka tokoa ny fomba amam-panao malagasy tsy fantatra loatra.(l)
7. niryna
(
27/12/2007 13:51)
fahamarinana:
:arrow: efa naheno ihany aho niryna,ny antony dia tsy fantatro marina aloha fa aleo ho avy ny namana hanazava.Tamin'izany nipetraka tany fianar dia nisy couple avy any ambanivohitra niteraka kambana roa vavy dia nariany izy roa ndray miaraka ,nantsangan'olona tao fianar tao izy roa.Ny antony reko dia hoe mahery vintana fa za koa moa tsy dia nanadihady loatra,mbola tanora dia sondriana teny.(l)
dia eo koa no mipetraka ilay fanontaniana hoe ahoana izany mahery vitana izany?
ny hitan'ny masoko aloha mbola kely aho dia maditra ilay zanany ary dia izao foana no notenenin'ilay reniny hoe raha nampoiziko toy izao ny ditranao mantsy ilay zanany mbola kely hianao dia efa nahoako.Dia nanontany tena aho hatramin'izao hoe inona koa izany tian'ity ramatoa tenenina ny zanany ity izany:roll:
8. niryna
(
27/12/2007 14:01)
hery::D:D izaho izao no iray koa raha tsy izany aho ve hanontany.:D
Hmmm. Misy gasy tsy mahalala an'izany ve? :-)
Fomban'ny olona vitsivitsy any atsimo atsinanana any io manary zaza kambana io. Ho azy ireo dia ozona ny fisian'ny zaza kambana ka mila ariana ny iray na izy roa mihitsy fa tsy azo tezaina. Efa manomboka miova anefa izany ary efa vitsy dia vitsy ny manao izany amin'izao fotoana izao.
hery a,finoanoam-poana ve ilay izy sa ahoana no hilazana hoe ity mahery vitana ity tsy mahery?
dia hisaorana azy ireo ny mitaiza ireo zaza kamboty marobe,sitrapon'ilay rar no nahatonga azy ireo tety kanefa dia avelany hitoreo.ndry,mampalahelo.
Misy ny fikambanandry Masera izay nandray hatrany ireo ilan-jaza ireo hanaporofoana amin'ny fianakaviany fa mety ho tafita koa ireny zaza ireny.
Izany mijery ireo ankizy manao akanjo mikorosofahina izany eny ambanivohitra anie ka tena mampalahelo e.
iza loatra re no namorina azy ireo e,ao ny mandaka rindrina mahafaty renibe,mihinan-kanina mitsangana maha-lava nify,misatroka an-trano mahasola,mamafa trano amin'ny alina hidiran-trosa :roll: inona koa moa ny sasany ? fa maninona tokoa re no tsy tonga dia tenenina ilay marina fa aholakolaka sy asiana fampitahorana kely e
Mbola betsaka ny fomba malagasy izay mbola manafintohina noho izany kah. :-) Fa efa manomboka "mivoatra" tsikelikely.
:roll: maty aho zanako.
Fantatrao ve ohatra ny momba ny zaza teraka alakaosy asaina dikain'ny omby na ahohoka eo ambony sahafa misy rano mangotraka? Satria hoe ratsy vintana?
Tsy azo omena tsiny avy hatrany izy ireo satria mbola miaina ao anaty fiaraha-monina... fa ilaina fantatra fotsiny ny antony mahatonga azy miaina izany.
inona tokoa no antony? ary ilay fianakaviana mifamotitra? ny omby no vonoina dia ny lohany no atao eny amin'ny vodiny ary ny rambony no atao eny amin'ny lohany? mitombona koa ve izany?
misaotra mialoha:-*
9. niryna
(
27/12/2007 14:05)
hery:asa aloha atao hoe mbola tsy mahafantatra ara-tsiansa angamba ilay olona? kanefa misy manan-tsaina toy ny taholo ve (izao moa no fanoratra azy,sa taolo? :D mahamenatra :cry:)
Hmmm. Misy gasy tsy mahalala an'izany ve? :-)
Fomban'ny olona vitsivitsy any atsimo atsinanana any io manary zaza kambana io. Ho azy ireo dia ozona ny fisian'ny zaza kambana ka mila ariana ny iray na izy roa mihitsy fa tsy azo tezaina. Efa manomboka miova anefa izany ary efa vitsy dia vitsy ny manao izany amin'izao fotoana izao.
Ny fianakaviana manana zanaka kambana anefa dia misy fitrangany fa tsy maintsy misy miteraka kambana ny taranak'ireo any aoriana any.Dia ahoana ariana foana,foana izany e.ndry loza izany,ny olona aza tsy manana te-hitady fa tsy mahazo.
10. niryna
(
27/12/2007 14:06)
fahamarinana:
:arrow:Hery : ié mety misy gasy tsy mahalala kosa kah raha lehibe tao tanà ohatra na tsy ni-s'interresse tamin'izany fomba amam-panao izany na pour une autre raison dia possible ,asa anefa !Ohatra ahy manko zao dia nipetraka tany am provinces karazany betsaka ,vacance ihany aho no mba tao tanà hany ka mahita sy maheno ary niana tamin'ny fombafomba maro samihafa ,je veux dire nisy fomba dia najaiko na tsy fantatro aza pour le respect fa araka ny teninao hoe tsy azo omena tsiny satria efa izay no hiainana ;ny tsiniko fontsiny tamin'izany dia niheno fa tsy nandalina akory.(l)
marina izany sady izay tsy mahay fatram-bary hono mahay misorona kitay :D
11. niryna
(
27/12/2007 14:07)
niryna:

mahay sotro be no izy ry fahamarinana a,tiako hihomehy kely fotsiny indry.:D
12. niryna
(
27/12/2007 14:11)
xxx:
Raha tsy diso koa aho, tao amin'ny Fanjakana Merina, nisy kambana dia nariana satria "mampizara fanjakana" hono. Fa taty aoriana nalaina indray, noho ny antony lava be, marihina fotsiny fa vehivavy izy ireo :wink:
misaotra,any amin'ny faritra Ampefy toa misy anaran-tanana hoe Ikalanoarina? niteraka kamba hono izy mivady ary ny iray lahy ny iray vavy dia natsipin'ny rar tao anaty rano ilay zaza rehefa nandeha lakana ry zareo ka natao anaran-tanana ilay fiteny hoe i kalakely no andao ariana,avalan-drano eto :cry: dia lasa io anaran-drenindrano sa tanana ilay izy fa tsy tadidiko?
13. niryna
(
27/12/2007 14:16)
fahamarinana:
:arrow:zay zao dia eto aho vao maheno azy,betsaka tokoa ny fomba amam-panao malagasy tsy fantatra loatra.(l)
hitovizana aky io an
HS kely ity an,tadidiko nanao Bacc aho dia nisy mpanadina izay nahita ahy nanao pantaloha sy nahita ny voloko misahondrahondra dia resaka "civilization" no nanontaniany ary rehefa nandeha ilay fanontaniana miholakolaka be tsy misy lohany sy vodiny,tafavoakako ihany ilay izy ary rehefa andeha hivoaka aho dia nataony hoe toy hianao manao pantaloha sy misarakorako volo io ,mbola afaka hiverina amin'ny salaka ihany ve isika :roll:
ngay.:D:D
14. xxx
(
27/12/2007 15:30)
fahamarinana:
:arrow:zay zao dia eto aho vao maheno azy,betsaka tokoa ny fomba amam-panao malagasy tsy fantatra loatra.(l)
mety tsy tena hoe "fomba" io ka. In-1 ihany mantsy io no nitranga raha ny fitadidiako. Vakio ny tantaran-dRazafindrahety (Lasa Ranavalona III ), fa ao no misy an'io raha tsy diso.
asiako hoe raha tsy diso foana, satria izaho namaky kely fotsiny fa tsy mpahay tantara :-P
15. fahamarinana
(
27/12/2007 15:47)

:arrow:hi!hi! aiza ndray ry nao no ahitako zany tantara zany ,kay zà koa tsy dia mpamaky hatramin'ny farany kou fa mitsimpona eny.(l)
16. fahamarinana
(
27/12/2007 15:55)
niryna:
iza loatra re no namorina azy ireo e,ao ny mandaka rindrina mahafaty renibe,mihinan-kanina mitsangana maha-lava nify,misatroka an-trano mahasola,mamafa trano amin'ny alina hidiran-trosa :roll: inona koa moa ny sasany ? fa maninona tokoa re no tsy tonga dia tenenina ilay marina fa aholakolaka sy asiana fampitahorana kely e
:arrow:niryna :tadidiko za taloha ilay be gafy sy mafiloha dia manao fananiana mihintsy manao izay nandraràna rehetra,ohatra hoe ilay manokatra elo,sns e...
Zay angamba ilay fomba fitaiza taloha,rahonana kely aloha fa mahazo tamby tsara kosa an.(l)
17. sarombidy
(
27/12/2007 20:47)
za koa aloha efa naheno fa any @ faritany betsileo any no manana fomba maro( fianarantsoa)
18. niryna
(
28/12/2007 05:22)

:D:D mampihomehy aky indry a. Ny ahy indray no tadidiko dia nanao saute a hauteur ireny ,alaiko ny elastika dia fatorako eo ambodin'ny hazo dia mitsambikina irery eo aho dia tena lany tokoa anie ny andro e.Nisy fotoana nahita fanahazan-damba aho dia nitsambikina bmmm,tonga saina rehefa nitotona teo amin'ny tany :D:D
19. niryna
(
28/12/2007 05:25)
xxx:
fahamarinana:
:arrow:zay zao dia eto aho vao maheno azy,betsaka tokoa ny fomba amam-panao malagasy tsy fantatra loatra.(l)
mety tsy tena hoe "fomba" io ka. In-1 ihany mantsy io no nitranga raha ny fitadidiako. Vakio ny tantaran-dRazafindrahety (Lasa Ranavalona III ), fa ao no misy an'io raha tsy diso.
asiako hoe raha tsy diso foana, satria izaho namaky kely fotsiny fa tsy mpahay tantara :-P
fa inona no atao anarany ry xxx?
Dia nisy indray ny lamaody nanao mpanjakabean'ny tany collier ny ankizy dia mba jenitra koa nanao,kanjo vao hitan'ny dadatoako dia nasainy hoe esory io,tsy misy antony tsy misy fanazavana a.Fa maninona hoy aho :roll:sady sanganehina aho.Inona hoy xxx no navaliny?
Io ny fasana malala eo an-drefan-trano.Ngay ,mbola tsy nisy toy izany ilay fananarana :D
20. niryna
(
28/12/2007 05:26)
sarombidy:
za koa aloha efa naheno fa any @ faritany betsileo any no manana fomba maro( fianarantsoa)
dia ahoana no ataony ry sarombidy?