Zaza ratsy vitana:kambana ,ny iray ariana,ny iray tazomina

21. xxx ( 28/12/2007 14:12)
niryna:

fa inona no atao anarany ry xxx?
Dia nisy indray ny lamaody nanao mpanjakabean'ny tany collier ny ankizy dia mba jenitra koa nanao,kanjo vao hitan'ny dadatoako dia nasainy hoe esory io,tsy misy antony tsy misy fanazavana a.Fa maninona hoy aho :roll:sady sanganehina aho.Inona hoy xxx no navaliny?
Io ny fasana malala eo an-drefan-trano.Ngay ,mbola tsy nisy toy izany ilay fananarana :D


Inona no hidiran'io amin'ilay zaza kambana aloha fa tsy azoko e !
22. fahamarinana ( 28/12/2007 17:15)
:arrow: xxx :raha nanaraka hatramin'ny 1er ianao dia efa vita ilay resaka zaza kambana fa miresaka ny fombafomba malagasy en general indray ny eto ary isan'izany io fanontanian'ny niryna io.Adihevitra izany e fa tsy voafaritra ny sujets,inona moa no mahadiso ,(l)
23. cutie ( 28/12/2007 17:47)
ny henoko ndray refa tereka ny zaza kambana de sarahina toerana ry zareo, any Mananjary no manao anzany :)
24. fahamarinana ( 28/12/2007 18:20)
cutie:

ny henoko ndray refa tereka ny zaza kambana de sarahina toerana ry zareo, any Mananjary no manao anzany :)



:arrow:ka avy any mananjary mihintsy ilay kambana nolazaiko hoe narian'ny RAR-ny dia nantsangan'olona tao fianara,izy roa vavy samby lasa daholo,ny tsy fantatro ndray dia hoe izy ireo vehivavy ve sa ilay kambana koa en plus n'izay.(l)
25. niryna ( 28/12/2007 18:55)
xxx:

niryna:

fa inona no atao anarany ry xxx?
Dia nisy indray ny lamaody nanao mpanjakabean'ny tany collier ny ankizy dia mba jenitra koa nanao,kanjo vao hitan'ny dadatoako dia nasainy hoe esory io,tsy misy antony tsy misy fanazavana a.Fa maninona hoy aho :roll:sady sanganehina aho.Inona hoy xxx no navaliny?
Io ny fasana malala eo an-drefan-trano.Ngay ,mbola tsy nisy toy izany ilay fananarana :D


Inona no hidiran'io amin'ilay zaza kambana aloha fa tsy azoko e !


xxx koa dia masika ery,efa hoe ity misy HS kely hoy aho :D

26. niryna ( 28/12/2007 18:56)
fahamarinana:

:arrow: xxx :raha nanaraka hatramin'ny 1er ianao dia efa vita ilay resaka zaza kambana fa miresaka ny fombafomba malagasy en general indray ny eto ary isan'izany io fanontanian'ny niryna io.Adihevitra izany e fa tsy voafaritra ny sujets,inona moa no mahadiso ,(l)

hitako :D =D

27. niryna ( 28/12/2007 18:59)
cutie:

ny henoko ndray refa tereka ny zaza kambana de sarahina toerana ry zareo, any Mananjary no manao anzany :)
mandra-pahovaiana ry cutie?
Fa ny toetran'izy ireny izay efa hitako indray dia na miara mitomany na miara-matory foana,misy toetra hitovizana ilay zaza kambana ary misy indray mifanipaka mihitsy ny toetrany.


28. fahamarinana ( 28/12/2007 19:37)
:arrow: ny efa hitako dia ny iray meneur be dia ny iray zany ilay mandefitra fa mifanavotra foana ry zareo ndray aloha(l)
29. cutie ( 28/12/2007 21:37)
niryna
tsa haiko fa zany fotsiny no henoko :)
30. niryna ( 31/12/2007 00:18)
cutie:

niryna
tsa haiko fa zany fotsiny no henoko :)

misaotra betsaka ary nizara e.:-*
Resaka kambana ity ry xxx a sao dia bedinao eto indray aho. :D
Ity misy tantara :Sendra teo am-piandrasana train aho dia nisy roa lahy kely kambana,tantanan-dreniny amin'ny tanana ilany avy izy ireo.Nipipy a cul ity iray ary nojeren'ny ramatoa koa fa namely ilay iray.Tsy nisy nifampiteny izy roa lahy a.Iza hianareo no andeha anao do-do na hi- kaka hoy ilay ramatoa.Izaho hoy ilay iray,izaho koa hoy ilay ilany,ary dia lasa nitady kabone ilay reny fa samy te hanao daholo izy mirahalahy :D

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2093