Vady atolotra,mbola maro ihany ve io?
1. niryna
(
14/12/2007 06:19)
Mbola maro ihany ve ry ireto ireo vady atolotra amin'izao fotoana izao? Izany hoe ny ray aman-dreny no misafidy ny ankizy hivady ary mifanaraka ny lehibe.Maharitra kosa aloha ilay fananambadiana na dia tsy misy firy aza ny fifankatiavan'ny sasany.Raha tsara vitana moa dia mifankatia fa raha ratsy tsy mahazo misaraka ve?
Nisy karana vavy izay taty ary dia nanana fikasana ny ray aman-dreniny ny hakana vady azy any amin'ny taniny.Telo samy hafa ny lisitra niandry ary ilay vehivavy dia tsy nazoto amin'izany intsony fa efa nilaozan'ny toetr'andro hono.Tsy te-andaha ny rar anefa izy kanefa koa tsy te-hanambady olona tsy tiany izany.Indrindra moa tsy tany izy no teraka fa tany amin'ny firenena hafa.Nandeha tany amin'ny taniny ihany ry zareo ary nahita ireo lehilahy telo samy vonona ny hanambady azy.Niandrandra daholo ny tanora toa azy fa tsy anaiky ny vady amboarina izany intsony.Ny roa tsy tiany ary ilay iray dia niaraka teny ka farany nanampitiavana azy ihany ilay tovovavy ary dia natao ny raharaha.
Mbola maro ve izany amin'izao fotoana izao ary ahoana no fipetrany any amintsika na firenena hafa?
Inona no lafi-tsarany ary ny lafi-ratsiny raha amin'izao fotoana mandroso izao mbola terena na tsy mifidy ny tiany ny ankizy?
Misaotra anareo .

répondu par Levy le 18/01/2008 17:19
2. salmo1
(
14/12/2007 10:31)
niryna:
ra misy ray amand'reny manolotra vady ho ahy zany, ka ra hitako manja be sy tsara fanahy be le sipa, no sady mbola ti ahy fatratra... mmM za tsy handa, fa tonga de hanaiky avy hatrany.:°)
Amin'izao fotoana izao, raha aty Europa no jerentsika, dia ny akabeazany tanora dia manao fitiavana rehefa, fa samy raiki-piti amin'ny (l) daholo.
Na dia vady natolotra aza, dia mbola samy tsy manaiky aloha fa dia samy mpianamana daholo.. mba hijerena ny tena toetrany ny anakiray.
Lay vady atolotra matetika dia hataonireo finoana hafa toin'ny: silamo, gitanos etc... fombafomba ihany koa izy io amin'ny sasany.
Ny olona mijaly vao mahita olo-tiana ihany koa dia mihevitra hitady vady ôtrizany... fa averiko indray, ''mpinamana aloha vao pi-sipa''
;-)

4. Levy
(
14/12/2007 12:04)
Maro be ny hevitra azo aroso raha ity loha-hevitra ity no jerena, indrindra ihany koa ny fomba fijerin'ny fiaraha-monina malagasy ny fanmbadiana nentim-parazana na ny amin'zao, ohatra maro be ireo karazana endrika fanambadiana nisy , ny endriny, votoatiny, ny fetrany ary koa ny tombony...
Rah ity loha-nevitra naroso 'ty dia hita am'zao fa mihavitsy ity resaka vady amboarina ity, fa mbola misy anefa ny mampihatra azy ny toerana sasany aty amintsika. Tsy afaka mitsara velively isika hoe tsara na tsy mahomby zany, satria samy misy lafiny tsara sy ny fetrany daholo izay endrika itondrana ny fanmbadiana. Mety hilaza isika hoe tsy manaja ny fahafahana io fanmbadiana amboarina io...Nefa raha dinihina ny salan'isa ny fisaraham-bady dia maro kokoa ny am'zao, izay lazaina hoe mandeha am'safidin'ny tanora...no misaraka raha oharina amin'ireo mariazy amboarina. Ny fomba fijery dia hoe fanambadiana ve no aloha sa ny fifankatiavana, sa dia mifankatia aloha dia miroso am'fanambadiana ( vie conjugal, amour). Amintsika anefa dia lamban'akoho ny fanambadiana ka faty no hisarahana, efa voafetra koa izny am'zao, satria am'zao refaha tsy mifanaraka dia mirava. Ka sarotra ihany ity resaka ity. Fa ny fanontaniana dia hoe mbola ao ve ilay soatovin'ny fanambadiana ? idd raha miainga am'fomba fijery malagasy ny fanambadiana.
Misaotra ny mpanome loha-hevitra fa am'ity resaka ity mihitsy zao ny fikaroham-pandalinana atao'ny tenanay, saingy tsy aty an-toerana ka sarotra ny mitady loharanon-kevitra

5. niryna
(
14/12/2007 22:40)
salmo1::roll: :D:D
niryna:
ra misy ray amand'reny manolotra vady ho ahy zany, ka ra hitako manja be sy tsara fanahy be le sipa, no sady mbola ti ahy fatratra... mmM za tsy handa, fa tonga de hanaiky avy hatrany.:°)
Amin'izao fotoana izao, raha aty Europa no jerentsika, dia ny akabeazany tanora dia manao fitiavana rehefa, fa samy raiki-piti amin'ny (l) daholo.
koa ao mihitsy no mahavariana ahy,hoy ny sasany hoe nalefany nody tany dago ny zanany fa nahita vady ho azy izy kanjo nony tonga taty nanalika.Arakaraky ny olona angamba io e.
Na dia vady natolotra aza, dia mbola samy tsy manaiky aloha fa dia samy mpianamana daholo.. mba hijerena ny tena toetrany ny anakiray.
marina izany iza no tonga dia hiditra eo :D
Lay vady atolotra matetika dia hataonireo finoana hafa toin'ny: silamo, gitanos etc... fombafomba ihany koa izy io amin'ny sasany.
fa tsy hita mifankatia ilay izy an,toa voton-draharaha daholo ny ankabeazan'ireo vady koa,sady tanora kely avy ary ilay rangahy efa zokinjokiny avokoa. Raharaha izany,manaraka ny arabe.Sakafo efa misy karazany firy ary atao isan'andro daholo. :roll:
Ny olona mijaly vao mahita olo-tiana ihany koa dia mihevitra hitady vady ôtrizany... fa averiko indray, ''mpinamana aloha vao pi-sipa''
Efa misy koa izao hoe fandaharana na orin'asa mampitady vady ireny olona ireny dia ataony hoe mitovitovy ilay ampiarahany. :lol:
6. niryna
(
14/12/2007 22:43)
xxx:
ny ahy izao vady natolotra fa tsy maninona e hi hi hi
Dia ahoana ry xxx,mba tantarao hoe? Tonga ve dia tia hianao sa niezaka. :D:D sa ahoana,dia ahoana ilay fitiavana amin'izao fotoana izao? (l) Tafaray ny tia sy ny manina ve ? :lol:
7. ikaretsaka
(
14/12/2007 22:43)
le any @ le sekta sekta (na evanjelika na tsia) ka fanatika be ireny koa matetika dia saika vady atolotra foana!
Le hoe tsy mahazo manambady afa tsy ry zareo!
ohatra hoe Mormonism, Amish, misy sekta evanjelika hafa koa, Rhema sns...
Le hoe tsy mahazo manambady afa tsy ry zareo!
ohatra hoe Mormonism, Amish, misy sekta evanjelika hafa koa, Rhema sns...
8. niryna
(
14/12/2007 23:00)
Levy:
Maro be ny hevitra azo aroso raha ity loha-hevitra ity no jerena, indrindra ihany koa ny fomba fijerin'ny fiaraha-monina malagasy ny fanmbadiana nentim-parazana na ny amin'zao, ohatra maro be ireo karazana endrika fanambadiana nisy , ny endriny, votoatiny, ny fetrany ary koa ny tombony...
Rah ity loha-nevitra naroso 'ty dia hita am'zao fa mihavitsy ity resaka vady amboarina ity, fa mbola misy anefa ny mampihatra azy ny toerana sasany aty amintsika.
Ka mila mijery taratra kosa aloha na ny rar aman-dreny aza e,misy maro ny tsy hifanarahana na dia eo amin'ny volon-koditra fotsiny ihany aza na samy tia aza izy roa ka raha misy manipaka ny andaniny iray dia efa misy fiantraikany izany raha tsy mailo ireo hivady.
Mety vokatry ny fiainana izay miova(civilisation ) marobe sy vokatry ny zava-misy miditra amin'ilay firenena na ny toerana misy ilay olona na ny fari-piainana na fari-pahaizana dia ahitana olana maro mahatonga ilay fanambadiana misavorivory raha tsy mahay mandanjalanja azy izy roa.Ilay fidiran'ny fianakaviana ao anatin'ny tokan-trano ihany koa(ny rar na ny rafozana ) dia efa mampiova zavatra betsaka.
Ilay toerana ara-pitiavana eo amin'ny mpiara-belona koa dia tena zava-dehibe eo amin'izany fanambadiana izany,raha mahay mitia ny mpiara-belona aminao hianao dia moramora kokoa ny mifandray azy ireo ary io dia olana misy foana eo amin'ny fanambadiana.
Ny fianarana taty aoriana dia miova,tsy mampianatra ilay morale firy intsony ary vokatry ny toetr'andro mandalo dia mifangala-tahaka ny tanora.Efa be loatra ny video mampiseho ireo karazana sary mahamoa fady ireo ary dia lasa maro ny tanora no mivarilavo.Vitsy ny tanora manaraka ny hanatry ny ray aman-dreny(rabofy sy rabaina koa dia be serimona lava).Izay dia efa hita taratra ihany koa fa vokatry ny fiainana mirotoroto lava dia mihena ny fifankatiavan'ny fianakaviana ary mbola vokatry ny fahantrana sy ny fiainana miakatra andro aman'alina dia tsy mahaleo ny sarany ny tanora izay mba te-hiaingo ka lasa mivari-lavo.Maro ary ankehitriny ny rar no manome vahana ny zanany hanao izay sitrapony sitrany ahay mihena ny vary arotsaka ao an-trano:cry:.
9. salmo1
(
14/12/2007 23:07)
Ika:
le any @ le sekta sekta (na evanjelika na tsia) ka fanatika be ireny koa matetika dia saika vady atolotra foana!
Le hoe tsy mahazo manambady afa tsy ry zareo!
ohatra hoe Mormonism, Amish, misy sekta evanjelika hafa koa, Rhema sns...
Efa taona 2007 zao isika fa tsy taona 18 ntsony.
Ny kôziko amin'elah fotsiny de zao: samy manao zay tiany ny olona, fa ny takian-tsika mitsam fotsiny dia tokony hifanaja.
Tsy fantatry elah mantsy fa am'izao mbola misy lay manambady ranandralahy na zanakanabavy ireny sns... manahirana be ny mifankahazo amin'ireny olona ireny matetika.
Satri, amiko mety: ratsy dia ratsy ny hataony, fa aminy kosa izaho mety: ratsy dia ratsy ny hataoko... dia haleo mangina amin'izay samy mifanaja.
;-)
10. ikaretsaka
(
14/12/2007 23:16)
mbol amisy lety izany fa sokafy ny maso an.. na taona 2007 aza izao.. diniho fa boooobaka be mihitsy ny manao izany
11. ikaretsaka
(
14/12/2007 23:18)
dia izao koa.. tsy hisy idiran'ny fisian'izany @ aoka isika hifanaja!
asio plomb ny coco ry zandrikely an!
asio plomb ny coco ry zandrikely an!
12. niryna
(
14/12/2007 23:40)
Levy:
Tsy afaka mitsara velively isika hoe tsara na tsy mahomby zany, satria samy misy lafiny tsara sy ny fetrany daholo izay endrika itondrana ny fanmbadiana.
marina izany toy ny fiainana rehetra ihany.
Mety hilaza isika hoe tsy manaja ny fahafahana io fanmbadiana amboarina io...
Manaja ka,satria raha sitrapon'ilay olona dia miditra izy sa tsy maintsy miditra raha tsy tiany ?
Toa maro ihany ny nenitoa sy dadatoa no namboarina ry zareo ary na dia misy olana aza ao an-tokantrano dia tsy misaraka ry zareo. Io ilay lamban'akoho.
Misy aza efa manitsakitsaka izao nandritra ny fotoana nanambadiany ka mandrak'antitra fa ie,ie.Mifikitra ao ihany izy.Iza hoy izy no ahazaka ahy? indray andro,roa andro? Mino aho fa raha ankoatr'izay dia tsy misy.Dia iny izy fa na mijaly aza dia mijanona eo ihany.
Ny taty aoriana angamba vokatry ny fitiavana no miredareda ka hoe hiara-maty anay tsy misy farany kanefa nony tonga ny ady sy tsy fisiam-bola dia lasa mitsoaka mandositra adidy.
Ny ankizy no mijaly ary nisy hira nilaza izany hoe "tonga teto an-tany aho noho ny sitraponareo kanefa dia navelanareo mitoreo..."
Ka safidy ilay fanambadiana fa raha an-tery dia efa mivoaka moramora ny iray,safidy ilay izy satria olon-droa no niara-dia sy nifanaiky saingy ilay tsy fieritreretana kely sy ilay fitiavan-tena indraindray no mibahana dia miafara amin'ny fisarahana raha tsy sitrapon'ny iray aza izany.
Io ilay lamban'akoho. Misy aza efa manitsakitsaka izao nandritra ny fotoana nanambadiany ka mandrak'antitra fa ie,ie.Mifikitra ao ihany izy.Iza hoy izy no ahazaka ahy? indray andro,roa andro? Mino aho fa raha ankoatr'izay dia tsy misy.Dia iny izy fa na mijaly aza dia mijanona eo ihany. Ny taty aoriana angamba vokatry ny fitiavana no miredareda ka hoe hiara-maty anay tsy misy farany kanefa nony tonga ny ady sy tsy fisiam-bola dia lasa mitsoaka mandositra adidy.:oops: Ny ankizy no mijaly ary nisy hira nilaza izany hoe "tonga teto an-tany aho noho ny sitraponareo kanefa dia navelanareo mitoreo..." Ka safidy ilay fananmbadiana fa raha an-tery dia efa mivoaka moramora ny iray,safidy ilay izy satria olon-droa no niara-dia sy nifanaiky saingy ilay tsy fieritreretana kely sy ilay fitiavan-tena indraindray no mibahana.:cry: dia miafara amin'ny fisarahana raha tsy sitrapon'ny iray amin'izy roa aza izany.
13. ikaretsaka
(
14/12/2007 23:47)
dia ahoana ry niryna ireny le secte ireny ohatra MRE samy MRE na Rhema samy Rhema dia tsy mahazo manambady hafa afa-tsy Rhema...
tsy maintsy ry zareo av'ao soatanana ihany sns
tsy maintsy ry zareo av'ao soatanana ihany sns
14. niryna
(
15/12/2007 00:09)
Levy:mitovy fijery aminao koa aho.
Nefa raha dinihina ny salan'isa ny fisaraham-bady dia maro kokoa ny am'zao, izay lazaina hoe mandeha am'safidin'ny tanora...no misaraka raha oharina amin'ireo mariazy amboarina. Ny fomba fijery dia hoe fanambadiana ve no aloha sa ny fifankatiavana, sa dia mifankatia aloha dia miroso am'fanambadiana ( vie conjugal, amour). Amintsika anefa dia lamban'akoho ny fanambadiana ka faty no hisarahana, efa voafetra koa izny am'zao, satria am'zao refaha tsy mifanaraka dia mirava.
Ka sarotra ihany ity resaka ity. Fa ny fanontaniana dia hoe mbola ao ve ilay soatovin'ny fanambadiana ? idd raha miainga am'fomba fijery malagasy ny fanambadiana.
inona izany soatovin'ny fanambadiana izany?
Misaotra ny mpanome loha-hevitra fa am'ity resaka ity mihitsy zao ny fikaroham-pandalinana atao'ny tenanay, saingy tsy aty an-toerana ka sarotra ny mitady loharanon-kevitra
Tsy misy fisaorana ka,zarao izay fikarohana mety ahasoa ireo tanorantsika ankehitriny :D
15. niryna
(
15/12/2007 00:12)
ikaretsaka:
le any @ le sekta sekta (na evanjelika na tsia) ka fanatika be ireny koa matetika dia saika vady atolotra foana!
Le hoe tsy mahazo manambady afa tsy ry zareo!
ohatra hoe Mormonism, Amish, misy sekta evanjelika hafa koa, Rhema sns...
Izany ve ? misy aza tsy avy amin'ireo resahinao ireo fa finoana tsotra fotsiny dia tsy maintsy mivadika hono ilay vehivavy ary atao izay fomba ao amin'ilay fiangonana misy ilay rangahy koa.Izay zao dia efa olana ihany koa,lasa tsy ilay Andriamanitra no hinoana fa ilay finoan'ilay rangahy kanefa raha samy Atra iray ihany maninona raha mijanona dia mifandimby mandeha any amin'ny fiangonana :roll: sa tsy maintsy miova fiangonana?
16. niryna
(
15/12/2007 00:19)
salmo1:dia avelao any ho any fa iza no hanambady azy raha tsy manambady ny hafa izy? Vao maika mahatsara fihavanana fa fantatra ny toetran'ireo olona alohany hidirana dia tsy miditra aho e.Ny vodin-tsobika aza manan-tandrify sa ahoana salmo1 ? :D
Ika:
le any @ le sekta sekta (na evanjelika na tsia) ka fanatika be ireny koa matetika dia saika vady atolotra foana!
Le hoe tsy mahazo manambady afa tsy ry zareo!
ohatra hoe Mormonism, Amish, misy sekta evanjelika hafa koa, Rhema sns...
Efa taona 2007 zao isika fa tsy taona 18 ntsony.
Ny kôziko amin'elah fotsiny de zao: samy manao zay tiany ny olona, fa ny takian-tsika mitsam fotsiny dia tokony hifanaja.
salmo1:firifiry koa no miteraka sampona amin'ireny?
Tsy fantatry elah mantsy fa am'izao mbola misy lay manambady ranandralahy na zanakanabavy ireny sns... manahirana be ny mifankahazo amin'ireny olona ireny matetika.
ary misy aza manao fandika sa inona no anarany dia atao mifamototra ny rambon'omby sy ny lohan'omby (ahoana tokoa io ry ireto? ireny olona mifamototra ireny,mifampiteraka kanefa tsy tokony hivady?)
salmo1:ahoana izany fa tsy azoko azafady e!
Satri, amiko mety: ratsy dia ratsy ny hataony, fa aminy kosa izaho mety: ratsy dia ratsy ny hataoko... dia haleo mangina amin'izay samy mifanaja.
17. salmo1
(
15/12/2007 00:27)
Ikaretsaka:
asio plomb ny coco ry zandrikely an!
Za tsy nahita plomb fa ity ihany no hitako:oops:
18. niryna
(
15/12/2007 00:30)
ikaretsaka:
dia ahoana ry niryna ireny le secte ireny ohatra MRE samy MRE na Rhema samy Rhema dia tsy mahazo manambady hafa afa-tsy Rhema...
tsy maintsy ry zareo av'ao soatanana ihany sns
Izaho aza mba manontany mitovy izany koa ka?
Izay ilay razana fahiny ary ny andriana no nanao an'io tany amintsika (lova tsy mifindra),ary mbola misy foana hatramin'izao saingy tsy mitovy ny taloha intsony.Tamin'izany dia nisy vohitra vitsivitsy izay tsy nanambady ny olona hova fa naleony nanambady ny mainty na ny andevony no novadivadiany ary dia maintingaly daholo ny zanaka taty aoriana kanefa Andriana ilay firazanana hono dia ny olondehibe no milaza sy mitantarara ny niandohan'ireo zanany noho ny fiandrianany sy noho ny hery teo aminy :roll:Toy ireo amerikana avy ao amin'ny faritra 13 izay feno fanandevozana (Georgia,Pen,Virg, sns) nisy ny fanandevozana ihany ry ika a. Nitsangana ny ankizy taty aoriana fa fotsy ny rainy ary olona nanana voninahitra ka tsy nahazo nolazaina raha tsy efa maty ilay rangahy vao nijoro ireo zanaka maro.:cry:
Ahoana ny tantaran'ny ao soatanana ry ika?
19. niryna
(
15/12/2007 00:39)
ikaretsaka:
tsy maintsy ry zareo av'ao soatanana ihany sns
Dia avelao izy hivady ao fa maka any an-kafa aho e :D Angaha ao irery no misy lehilahy sy hoe ahitana vehivavy
http://www.omanyeonline.com/assets/images/Love%20U%20forever.jpg
http://webstudio22.files.wordpress.com/2007/09/emanuele-barboni-webstudio22_love-is-forever-small.jpg
Love is forever. Toy ny lamban'akoho ny fanambadiana ka faty no hisarahana :roll:
I (l) You. You(l)Me.We are all one family !
20. ikaretsaka
(
15/12/2007 00:41)
dia ny sekta koa izany ..misy manano lova tsa mifindra o?
fa tena misy nge izany ry niryna e! tena ny masoko izao no naheno ilay pasitera nandritra ny toriteniny t@ tanora hoe "na ianareo hono tsy manambady an'ilay kala na bandy fa maka sipa ato @ mpivavaka ao am-piangonana ihany! na "tsy maintsy" ataonareoo izay hivadihan'io kalakely na bandikely io ho ohatrantsika "
Leo be aho dia nangoron'entana!