Vady atolotra,mbola maro ihany ve io?

21. niryna ( 15/12/2007 00:41)
ikaretsaka:

dia izao koa.. tsy hisy idiran'ny fisian'izany @ aoka isika hifanaja!
asio plomb ny coco ry zandrikely an!

:roll:
22. niryna ( 15/12/2007 00:42)
salmo1:

Ikaretsaka:
asio plomb ny coco ry zandrikely an!

Za tsy nahita plomb fa ity ihany no hitako:oops:

inna no dikan'io :roll:
23. ikaretsaka ( 15/12/2007 00:43)
ka resaka tsy hisy fifampidirany kosa ve ry niryna!

salmola.. ialahy hoa rehefa miresaka dia mba zavatra matotra sy voafaritra resahana fa aza mitsingevana ohatran'ny misy kely!

Raha manaja io lalana io ialahy dia voahaja ho azy!
24. niryna ( 15/12/2007 00:44)
ikaretsaka:

dia ny sekta koa izany ..misy manano lova tsa mifindra o?
fa tena misy nge izany ry niryna e! tena ny masoko izao no naheno ilay pasitera nandritra ny toriteniny t@ tanora hoe "na ianareo hono tsy manambady an'ilay kala na bandy fa maka sipa ato @ mpivavaka ao am-piangonana ihany! na "tsy maintsy" ataonareoo izay hivadihan'io kalakely na bandikely io ho ohatrantsika "

Leo be aho dia nangoron'entana!

:roll:=))=)) fa ahoana angaha nisy tovovavy kely mba nafinaritra anao tao?
Koa raha samy vazo ihany ve dia hita rano indrindra fa samy mpiara-mivavaka?
25. salmo1 ( 15/12/2007 00:46)
niryna:
I (l) You. You(l)Me.

Kay! kay! Te (l). Me (l) ^:^^:^
Sôtra t@ lay frazy milay be niryna.

;-)
26. ikaretsaka ( 15/12/2007 00:48)
le pasitera ry niryna no mba niangavy hoe andao aty aminay "hijery ny fijoroanay vavolombelona momba ny fanambadiana"
zany ve de mijoro ho'a fa tsy toe tsaina mitsikasina!
27. niryna ( 15/12/2007 00:49)
ikaretsaka:

dia ny sekta koa izany ..misy manano lova tsa mifindra o?
dia tsy fantatro indray izany satria aho tsy ao ka tsy mahalala ka.

fa tena misy nge izany ry niryna e!
eny marina izany fa ilay fisiany no efa nisy hitako kely fa tsy mitovy ireo ao pensy ireo kosa e,tsy misy jiro ,tsy mijery TV ,misy fifaliana aho aminy fa isika mijery aty ivelany angamba no mety miteny hoe inona koa izany kanefa dia tsy afaka hitsara fa izay no mahafaly azy ireo.
tena ny masoko izao no naheno ilay pasitera nandritra ny toriteniny t@ tanora hoe "na ianareo hono tsy manambady an'ilay kala na bandy fa maka sipa ato @ mpivavaka ao am-piangonana ihany! na "tsy maintsy" ataonareoo izay hivadihan'io kalakely na bandikely io ho ohatrantsika "

Leo be aho dia nangoron'entana!

manaiky izay lazainao aho ka,indrindra moa fa ny masonao no nahita. finoana tsy mifindra indray izany no anarany e. :D

28. niryna ( 15/12/2007 00:50)
ikaretsaka:

ka resaka tsy hisy fifampidirany kosa ve ry niryna!

salmola.. ialahy hoa rehefa miresaka dia mba zavatra matotra sy voafaritra resahana fa aza mitsingevana ohatran'ny misy kely!

Raha manaja io lalana io ialahy dia voahaja ho azy!

ilay inona no resaka tsy misy hidirany? ilay coco ve?
29. salmo1 ( 15/12/2007 00:52)
Ika:
salmola.. ialahy hoa rehefa miresaka dia mba zavatra matotra sy voafaritra resahana fa aza mitsingevana ohatran'ny misy kely!
somary mba manao adalana ihany leisy fa aiza moa dia ho matotra be foana leisy..
Ny adalana anie leisy ka natoraly e.
Aza fady ary e, raha tena manahirana ah^:^
30. niryna ( 15/12/2007 00:52)
salmo1:

niryna:
I (l) You. You(l)Me.

Kay! kay! Te (l). Me (l) ^:^^:^
Sôtra t@ lay frazy milay be niryna.

;-)

Tsy misy fisaorana ka,ary misy amena ato izany :roll::D bedy ato isika miresaka fivavahana sa inona io miondrika @ ilay sary io eto ? :D

31. niryna ( 15/12/2007 00:53)
ikaretsaka:

le pasitera ry niryna no mba niangavy hoe andao aty aminay "hijery ny fijoroanay vavolombelona momba ny fanambadiana"
zany ve de mijoro ho'a fa tsy toe tsaina mitsikasina!

hm! pasitera inona izany ry ika :roll: siora amin'izany indray ve hianao ? :roll: :D:D
32. ikaretsaka ( 15/12/2007 00:56)
tsy tadidiko fa evanjelika ilay izy, ary ao antanikatsaka itaosy ao izy no mpampivory olona matetika.
dia ao @ roxy ao koa!
33. niryna ( 15/12/2007 00:59)
ikaretsaka:

tsy tadidiko fa evanjelika ilay izy, ary ao antanikatsaka itaosy ao izy no mpampivory olona matetika.
dia ao @ roxy ao koa!

misaotra ary e.
34. salmo1 ( 15/12/2007 01:07)
niryna:
Aingana hono ika fa miandry salmo1 ao an-tokontany !

Inona no tena tinao lazaina:?:

35. niryna ( 15/12/2007 01:09)
salmo1:

niryna:
Aingana hono ika fa miandry salmo1 ao an-tokontany !

Inona no tena tinao lazaina:?:

io ilay misangisangy ka.
36. Levy ( 08/01/2008 12:12)
Raha resaka finoana dia mitovitovy amin'ny fomba fijery "mariage endogame" tam'fotoan'androny io, "lova tsy mifindra" hoy isika. Izay mitovy caste, firazanana, fari-piainana, finoana...Nisy tam'fiaraha-monina rehetra teo am'zao tontolo izao io, tsy ny rehetra anefa. Toy izany koa ny aty Dago dia tsy ny fiaraha-monina (na foko )rehetra no nisy ny endogamie.Na ny mariazy cousins cousines (tsy iray kibo avy amin'ny reny, croisé par le père ou mère ) Ka raha resaka am'ny fiangonana na antokom-pinoana hafa dia samy manana ny tanjona hitondrany azy...( fampiroboroboana ny fiangonana, fampitomboana isa...)Angamba mbola sisa tavela am'ny toe-tsaina endogame, na koa hafa mihitsy.
Amin'zao dia fisokana : am'fomba sy ny olona rehetra, samy hafa loko, toerana, finoana...Sady harena no afobe ny fahasamihana miray..."mariage mixte " hoy isika. Izay ve no idealy anefa ?
Azo jerena koa anefa ...hoe tsinjovina ny taranaka...dia manambady hafa "gène" mba azahoana taranaka tsara( na mety hifanohitra no azo). Manan-karena ara-kolontsaina ny zaza satria mahaazo ny kolon-tsaina avy dada sy ny avy am'neny; na koa mifanohitra am'zay sady tsy mahazo an'irayno very koa avy iray, sady tsy an'ny atsy no tsy an'ny aroa (harena sady afobe)" very fototra (roots) " hoy ny filazan'ny mpandinika...Tsy ihany izay aleha ...Inona no tena mariazy na fanambadiana idealy ?
37. niryna ( 17/01/2008 05:46)
Levy:

misaotra betsaka nizara :-*
38. Levy ( 18/01/2008 17:19)
niryna 'ty aiza am'zao e ? Dago sa ivelany ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3101