vhv tsy mety mahita sy mahatana lhl
1. xxx
(
02/12/2007 21:09)
Mba mangataka hevitra aminareo za:
1- za dia tovovavy 25 taona ary azo lazaina fa manana ny maha izy azy ihany, raha ny toetra aloha no lazaina dia tsy dia sarotra hiainana fa mahay mifankahazo @ olona ary tsotsotra ihany; ny tarehy dia be ny milaza fa anananana tokoa
2- isaky ny misy lhl miaraka amiko dia tsy maharitra ela firy dia mandao ahy ry zalahy, ary ra nisy aza ny tena nahomby dia niafara t@ fisarahana ihany zany noho ny zvt tsy dia misy dikany raha dinihina
3- amizao fotoana aho dia tsy mety manao sipa ntsony satria matahotra ny hisarahany lhl indray dia marary fo fotsiny eo, ny fianakaviako milaza fa za hono toa tsy rototra ny hanambady ka sao mihahaka eo; lazainy olona fa "tara" eo aho. Tsikaritro tokoa fa ny olona mitovy taona amiko dia toa manana olontiana daholo ary ny sasany aza efa manambady miteraka.
4- ka manontany tena aho hoe mety avy amiko ve no mahatonga izany olana zany kanefa ny toetra mba azoko lazaina fa mba olonkendry ihany.
5- ny zavatra tsapako koa dia matetika ny lhl dia ny hatsaratarehiko no tena manintona azy, ary io no hitako fa hitiavandrizareo ahy voalohany. Kanefa tsikaritro koa fa mety izany hatsaratarehiko izany koa no mampatahotra azy amiko asa mety sao dia hoe ariko ve izy raha mahita ny tsara kokoa noho izy aho.
Ka mba mila torohevitra avy aminareo namana eto za hoe inona no tokony hataoko mba handaozany lhl ahy satria mba te hanana olontiana aho kanefa tena matahotra mafy sao dia hitsohahany eo ndray avy eo dia marary fo fotsiny.
Misaotra betsaka mialoha

répondu par tsikih le 10/01/2008 01:05
2. xxx
(
02/12/2007 21:12)
Misy diso tsipelina etsy ambony fa tokony hoe " tsy handaozany lhl ahy" lay izy.
3. diamondra27
(
02/12/2007 22:07)
ze mahasoa ny fiainandry sy mahafaly ny fondry atao fa aza mihaino ze vavan'olona any na ho lany zara na tsia. Tsy zareo ny hiaraka @ le lelah fa ndry. Sao de may ny hanambady mahita ny fanaon'ny olona de tsy mahazo ny tena tokony anjara satria tsy mahatanty ny vavambahoaka. De refa tsy mety ny tokantranondry any aoriana satria le raison nanambadiana zany fihainoana vavan'ny olona de raha amiko zany tsy raison valable fa mety miafara @ fisarahana de tadidio fa refa misaraka nareo de mbola ho avy ny vavan'ny olona eo injay nisaraka i anona...
Fantaro aloha hoe: inona no tena antony hanambadiandry?
de reste toi-même zay tia eo no miditra akia a!

4. xxx
(
02/12/2007 22:11)
hoy enao hoe ianao aza mba olon-kendry ihany...
mba hazavao hoe izany fahendrena lazainao izany????
sao dia diso hendry loatra ary...ka izay no mampitsoaka andry zalahy, izaho koa toa anao io taloha fa diso hendry loatra no nampitsoaka andry zalahy, tsy mety kitihina, aho tsy mety miaraka matory, fa miaraka amin'ny fitavana madio fotsiny no ilaiko dia lasa ry zalahy eeeee!
kanefa niova aho taty aoriana raha nandinika tsara ny antony rehetra dia naharitra ihany ny fiarahana, somary mijereva film fitiavana be ireny e! na mamaky boky roman fitiavana be ireny de mba misy lesona azo raisina ihany amin'izy ireny.....

5. Papoose
(
02/12/2007 22:38)
tena efa atout be le hatsaran-tarehy, ko raha tsy misy kihanina ny ivelany sy anatiny dia tsy haiko hoe inona moa moa no antony tena mampitsoaka an-dry zalah:?:
Patience fa mbola ho avy foana ilay tokana, fa mbola 25ans zany tsy ho very anjara!:wink:

6. miraymel
(
03/12/2007 07:52)
Bjr xxx,
Ny hevitro indray aloha a, raha 25 ans zany ndry, normal raha mitaintaina. Ilaina ihany ny mihaino vavam_ bahoaka satria miara_miaina amin'ny fiaraha_monina. Tsy hilaozan'izay hanakihana kanefa ny olona. Fa mba mila hanaovana mafy sofina kely ndray².
Nefa koa raha tsy mijery ny manodidina (indrindra Malagasy no be dia be satria tsika aty, sa enao aiza?), dia ho sahirana ihany amin'ireo maika ny hanambady. Satria ny ankamaroan'izy ireny dia misara_panambadiana sy miady lava ary mifanimba fotsiny. (Asa anefa enao raha te_hanambady fotsiny vonona hiaritra an'izany rehetra voatanisako teo izany)
Amin'izao androtsika izao tsinona efa vitsy ny olona no mifanaja. Dia ataoko fa ny mety dia ny miandry izay anjaranao ("Vody sobika ary mana_tandrify" maika fa ndry tsara tarehy zany). Fa izao koa nefa no toro_hevitro:
_ Mahereza mivavaka (mpivavaka ve enao?)
_ Aiza manao fitafy manintona ny filan'ny lehilahy be (sexy be)
Satria mantsy a, raha te-hahita vady (indrindra fa vady hanaja) dia aleo miala amin'ireny raha anisan'ny manao azy.
Ireny mantsy amiko manintona bandy be dia ataony daholo izay hiarahana amin_dry, mety hahazaka bandy betsaka aza in_dry.
Fa possible kokoa hoe bandy tsy mieritreritra ny hanambady ny ankamaroany fa ny hilalao fitiavana.
Hevitra ihany ny ahy ireny.
Dia ataovy metimety eny foana ny fiainana, atao taratry ny olona hoe tsy maika ny hanambady izany in_dry na ao aza ilay faniriana fa miandry.
Dia izao koa, rehefa metimety tsara ny fiainana (miasa, manana trano sy fiara ohatra) ndry, dia mivovoha otran'ny tôtô ny lehilahy rehetra fa lazaiko an_dry hangata_bady.
Tsy ratsy saina za milaza an'izany fa zava_misy sy marina izany.
Dia mangataha amin'Andriamanitra vady sahaza an_dry.
Dia izay fa mahereza :-*

7. booboo
(
03/12/2007 08:29)
xxx > misy ilavana azy ihany ilay tahotrao tsy te hanao sipa. Midika zany fa fantatrao fa mety hisy loza ho anao ao dia mila malina enao. Na izany aza, rehefa tsy mampandroso ilay tahotra fa mampijanona lava eo am-pitoerana eo fotsiny dia mieritrereta lalina ...Dia aza maika² ny hanambady sy matahotahotra zany fa reveo à fond fotsiny ny fiarahana @ zay nofidianao eo dia hita eny ihany ny tohiny.
8. xxx
(
03/12/2007 09:30)
sôdy lé bôté extérieure no anananao fa le intérieure tsy ao. fitaka ne ny atsarana e!!!
9. meva2
(
03/12/2007 10:09)
manaona dôly!
Hoy ny fiteny malagasy hoe" ny vodin-tsobika aza manan-tandrify"!!! na dia tsy d'accord amin'io fitenenana io aza aho (satria aho mbola tsy nahita olona toy ny vodin-tsobika!!)dia mino aho fa ilay olon-tianao dia mbola hoavy. Matoa tsy tafajanona ireo teo aloha dia tsy mbola anjara.
Izany anefa tsy midika hoe aza mi se poser questions, mety mihitsy ilay mitady ny antony.Jereo sy diniho amin'ny saina tony aloha hoe manao ahoana ny fomba fiarahanao @ ireo olona ireo; diso possssive ve, diso mi- ignorer ve,somary sérieux loatra ve, sa au contraire tsy dia stable loatra?.
Ianao ve naturelle sy sincère miaraka aminy sa misy fihetsika tianao aseho kanefa contre ny nature-nao?
Sao koa ny resaka mariage, présentation, ny fiterahana no ataonao betsaka?
Ny tiako hatoro anao dia ataovy le plus naturellement possible ny fiarahana, apprécier-na ny fiarahana. Izay aloha, tsy asiana appréhension satria ny fitiavana tsy hoe tonga miboiboika dia hiboiboika tsisy fetra, mila mitsiry, mi s'épanouir ets...
miala tsiny @ vary amin'anana.

10. nikopol
(
03/12/2007 10:16)
xxx tena misy itovizana be mihintsy isika.
za dia tovolahy tsara fanahy be, ary lazain'i nenitoanay hoe mignon be hono nefa dia tsy mety mahatazona sipa mintsy
hany ka tsy te hierika intsony aho izao,
raha mety dia mba afaka mifanampinampy eny kia

11. hery
(
03/12/2007 10:43)
nikopol> lol t.. be elah raha hanararaotra kle
xxx> Raha any Dago ianao dia tokony hampieritreritra tokoa ilay hoe 25 ans tsisy kofa. Any mantsy tara be raha 30 taona vao manambady. Fa raha toa aty andafy dia mbola tsy olana loatra betsaka ny sipa fantatro 30-aine fa mbola tsy manambady.
+ io hirotorotoana, + io tsy vanona
Izany hoe ataovy normal fotsiny ny fiainana fa tonga ho azy eo io. Raha izany foana no eritreretinao dia hiantsampy amin'izao bandy rehetra izao dia tsy mbola hanjary indray. Dia lasa cercle vicieux.
Tsy normal koa anefa ilay hoe miandrasa fotsiny... satria indraindray ny occasion mitranga tampoka.
Fehiny: Tsy mirotoroto kanefa koa tsy mitaredretra.

12. aloalo
(
03/12/2007 11:06)
aty an-dafy ka 25 ans dia hoe mi coiffer ny sainte catherine, midika hoe vieille fille ilay oul.
@ an-davanandro dia maro ny tsy manam-bady fa kosa miara-mipetraka.
marina fa ratsy eritreritra ny oul vao mihoatra ny 25 ans tsisy relation e ! hoe lany zara hono sns fa raha za ianao, tsy mbola mamaky loha fa hiditra ao ihany. fidio tsara fa raha 40 ans no atahorana (indrindra @ fiterahana) fa zany 25 ans zany, ny situation alou tsinjovona fa ho avy miadana eo ny fitiavana.

14. tess
(
03/12/2007 12:53)
nikopol:
xxx tena misy itovizana be mihintsy isika.
za dia tovolahy tsara fanahy be, ary lazain'i nenitoanay hoe mignon be hono nefa dia tsy mety mahatazona sipa mintsy
hany ka tsy te hierika intsony aho izao,
raha mety dia mba afaka mifanampinampy eny kia
:^):^)
15. vindy
(
03/12/2007 15:32)
xxx tena misy itovizana be mihintsy isika.
za dia tovolahy tsara fanahy be, ary lazain'i nenitoanay hoe mignon be hono nefa dia tsy mety mahatazona sipa mintsy
hany ka tsy te hierika intsony aho izao,
raha mety dia mba afaka mifanampinampy eny kia
:D Andramana ihany aloha, (Il n'y a rien à perdre de toute façon) lolll miala tsiny fa tsy hitako izay handikana io fehezan-teny io amin'ny teny malagasy.
16. sitlo
(
03/12/2007 15:33)
xxx:
Mba mangataka hevitra aminareo za:
1- za dia tovovavy 25 taona ary azo lazaina fa manana ny maha izy azy ihany, raha ny toetra aloha no lazaina dia tsy dia sarotra hiainana fa mahay mifankahazo @ olona ary tsotsotra ihany; ny tarehy dia be ny milaza fa anananana tokoa
hmmmmmmmmmm
xxx:
2- isaky ny misy lhl miaraka amiko dia tsy maharitra ela firy dia mandao ahy ry zalahy, ary ra nisy aza ny tena nahomby dia niafara t@ fisarahana ihany zany noho ny zvt tsy dia misy dikany raha dinihina
mila activité angamba fa sao dia routine
xxx:
3- amizao fotoana aho dia tsy mety manao sipa ntsony satria matahotra ny hisarahany lhl indray dia marary fo fotsiny eo, ny fianakaviako milaza fa za hono toa tsy rototra ny hanambady ka sao mihahaka eo; lazainy olona fa "tara" eo aho. Tsikaritro tokoa fa ny olona mitovy taona amiko dia toa manana olontiana daholo ary ny sasany aza efa manambady miteraka.
ratsy be izany. Marina hoe leom-boan'anana dia tsy tia zava-boribory. Fa erakerao any fotsiny dia ho hitanao ny teknika hahaha. Tandremo anefa mihoatra ny baorina. Mahatoky ny fahendrenao aho matoa miteny hoe erakerao any. Aza dia misantimaka be loatra dia amin'izay tsy marary. Dia raha vao mitady ho nofa ny fiarahana dia ny anao no ataovy tonga aloha. :-D
xxx:
4- ka manontany tena aho hoe mety avy amiko ve no mahatonga izany olana zany kanefa ny toetra mba azoko lazaina fa mba olonkendry ihany.
ry zalahy no donendrina ka, mety mbola tsy matotra ny olona niarahanao
xxx:
5- ny zavatra tsapako koa dia matetika ny lhl dia ny hatsaratarehiko no tena manintona azy, ary io no hitako fa hitiavandrizareo ahy voalohany. Kanefa tsikaritro koa fa mety izany hatsaratarehiko izany koa no mampatahotra azy amiko asa mety sao dia hoe ariko ve izy raha mahita ny tsara kokoa noho izy aho.
marina dia tsy marina ny faharoa
xxx:
Ka mba mila torohevitra avy aminareo namana eto za hoe inona no tokony hataoko mba handaozany lhl ahy satria mba te hanana olontiana aho kanefa tena matahotra mafy sao dia hitsohahany eo ndray avy eo dia marary fo fotsiny.
Misaotra betsaka mialoha
korazy fotsiny
-----------------------------------------
3. Mpandefa : xxx [ Valio ] 02-12-2007 23:11:57
Lohateny : Re : vhv tsy mety mahita sy mahatana lhl
hoy enao hoe ianao aza mba olon-kendry ihany...
mba hazavao hoe izany fahendrena lazainao izany????
sao dia diso hendry loatra ary...ka izay no mampitsoaka andry zalahy, izaho koa toa anao io taloha fa diso hendry loatra no nampitsoaka andry zalahy, tsy mety kitihina, aho tsy mety miaraka matory, fa miaraka amin'ny fitavana madio fotsiny no ilaiko dia lasa ry zalahy eeeee!
kanefa niova aho taty aoriana raha nandinika tsara ny antony rehetra dia naharitra ihany ny fiarahana, somary mijereva film fitiavana be ireny e! na mamaky boky roman fitiavana be ireny de mba misy lesona azo raisina ihany amin'izy ireny.....
Za kosa contre. Ento mora ihany fa ny kofa kofa foana. :°)
17. Veloo
(
03/12/2007 15:50)
tadiavo mihitsy ilay oe inn no tsy ahatazomanao sipa...
mety ny fiteninao tsy zakan-dry zalahy...)ohatra an)
Nefa kosa raha za ianao dia tena faly aho satria mbola tsy tena manana sipa, aza misahirana amin'izany fa rehefa tonga eo iny dia tonga. Apetrao @ Andriamanitra ny fiainanao.
Mahereza...

18. keyoann
(
03/12/2007 21:45)
xxx mety hoe lasa mirona loatra any am asa enao na fianarana no mahatonga izay fa matetika mantsy rehefa vehivavy atao hoe "active" dia somary taraiky vao manambady.Ka aza matahotra izany fa rehefa anjara v tsy ho avy eo foana miankina am nao ihany ny hitazonana na tsy izany ary fantaro aloa hoe inn foana no nahatonga anao namotsotra ireo zay efa niaraka tam nao d mety am zay no ahitanao vaha olana.
19. ikaretsaka
(
03/12/2007 22:37)
xxx:
Mba mangataka hevitra aminareo za:
1- za dia tovovavy 25 taona ary azo lazaina fa manana ny maha izy azy ihany, raha ny toetra aloha no lazaina dia tsy dia sarotra hiainana fa mahay mifankahazo @ olona ary tsotsotra ihany; ny tarehy dia be ny milaza fa anananana tokoa
2- isaky ny misy lhl miaraka amiko dia tsy maharitra ela firy dia mandao ahy ry zalahy, ary ra nisy aza ny tena nahomby dia niafara t@ fisarahana ihany zany noho ny zvt tsy dia misy dikany raha dinihina
3- amizao fotoana aho dia tsy mety manao sipa ntsony satria matahotra ny hisarahany lhl indray dia marary fo fotsiny eo, ny fianakaviako milaza fa za hono toa tsy rototra ny hanambady ka sao mihahaka eo; lazainy olona fa "tara" eo aho. Tsikaritro tokoa fa ny olona mitovy taona amiko dia toa manana olontiana daholo ary ny sasany aza efa manambady miteraka.
4- ka manontany tena aho hoe mety avy amiko ve no mahatonga izany olana zany kanefa ny toetra mba azoko lazaina fa mba olonkendry ihany.
5- ny zavatra tsapako koa dia matetika ny lhl dia ny hatsaratarehiko no tena manintona azy, ary io no hitako fa hitiavandrizareo ahy voalohany. Kanefa tsikaritro koa fa mety izany hatsaratarehiko izany koa no mampatahotra azy amiko asa mety sao dia hoe ariko ve izy raha mahita ny tsara kokoa noho izy aho.
Ka mba mila torohevitra avy aminareo namana eto za hoe inona no tokony hataoko mba handaozany lhl ahy satria mba te hanana olontiana aho kanefa tena matahotra mafy sao dia hitsohahany eo ndray avy eo dia marary fo fotsiny.
Misaotra betsaka mialoha
ny toetranao mihitsy aloha izany no ilana fanovana ovana izany koa,, mba tsy ilay toetra mampandao lehilahy intsony no bobaka ao!
20. soanja
(
04/12/2007 05:14)
diamondra27:
ze mahasoa ny fiainandry sy mahafaly ny fondry atao fa aza mihaino ze vavan'olona any na ho lany zara na tsia. Tsy zareo ny hiaraka @ le lelah fa ndry. Sao de may ny hanambady mahita ny fanaon'ny olona de tsy mahazo ny tena tokony anjara satria tsy mahatanty ny vavambahoaka. De refa tsy mety ny tokantranondry any aoriana satria le raison nanambadiana zany fihainoana vavan'ny olona de raha amiko zany tsy raison valable fa mety miafara @ fisarahana de tadidio fa refa misaraka nareo de mbola ho avy ny vavan'ny olona eo injay nisaraka i anona...
Fantaro aloha hoe: inona no tena antony hanambadiandry?
de reste toi-même zay tia eo no miditra akia a!
=D=D=D
Ny hany hanampiako ny an'i Diams dia hoe rehefa misy ny fisarahana dia tsara raha mifampiresaka foana izay vao samy miala. Eo no ahafahan'ny tsirairay miresaka, mitaraina na mamoaka izay ao ampo lotika. Raha amin'ny fiasana dia zay le antsoina hoe exit interview. Eo zany ianare mba afaka mifanazava dia mifankahery ary mifampitso-drano.
Rehefa misaraka eo dia diniho tsara amin'izay ny zavatra noresahiny. Enga anie ka tsy hanafina izy na handainga fa hilaza antsitrapo ny tsy zakany. Dia manao ny fandinihan-tena ny tohin'izay.
Ka raha toa moa zavatra tsy azonao anoharana no nahatonga ny fisarahana dia akory atao. Samy manana ny zavatra mahasarotiny azy ny olombelona ary matetika io tsy mitovy na samy lehilahy aza ry zareo.
Bonne chance!