vhv tsy mety mahita sy mahatana lhl
21. xxx
(
04/12/2007 06:02)
[quote=ikaretsaka
ny toetranao mihitsy aloha izany no ilana fanovana ovana izany koa,, mba tsy ilay toetra mampandao lehilahy intsony no bobaka ao!
[/quote] ekena zato isan-jato

22. malakaya
(
04/12/2007 16:28)
tsotra be sady simple zany....
tsy tokony horaisinao ho tahotra zany fa contraire aza...sur aloka fa @ao no tokony amboarina raha hitanao fa mitranga foan zay zavatra zay...
ka zay no tokony hofantarinao, ra za manokana aloha dia tsy hitako inona ny olana miresaka @ zareo (rehefa sendra mitafatafa io fa tsy hoe hitonantonana any an...) dia rehefa fantanao ny mety tsy mety dia eo no mandraisa fanapahan-kevitra...
fa ra ohatra enao matahotra hisarahana zany dia aza miaraka @ olona satria io tsy maintsy misy fa lé durée no sisa hoezahinao ho lava...(voire jusk @ farany ;-))
zay ihany aloha ra ny avy @ko e

23. xxx
(
04/12/2007 20:56)
Misaotra anareo rehetra nanome hevitra avy.
Ny tena olako aloha atramizao dia hoe " inona marina no mahatonga ny lhl tsy tamana amiko".
Hitako atramizao koa aloha fa za tsy dia mahay maneho arateny ny zavatra ao ampoko satria mety avy @ notaizaina ahy angamba zany, kanefa asehoko @ fihetsika kosa zany.
Za aty ivelany ary raha mijery ny vazaha aho dia hozizy aho hoe "ohatrany mbola tsy tara ihany", ary ohatrany tsy dia maika @ fanambadiana aza aho fa mieritreritra aho hoe any @ 28 ans any vao manambady.
Ny zavatra manahirana ahy koa anefa dia manana olana arapahasalamana aho hoy ny dokotera ary mety sarotra vao hahazo zaza, ka io no mampatahotra ahy hoe sao dia tsy mety miteraka ntsony raha vao tara loatra.

24. xxx
(
04/12/2007 21:33)
xxx:
Hitako atramizao koa aloha fa za tsy dia mahay maneho arateny ny zavatra ao ampoko satria mety avy @ notaizaina ahy angamba zany, kanefa asehoko @ fihetsika kosa zany.
izaho tahaka izany koa fa tsy hitako hoe olana be io. raha hoe olana be nefa taminao niaraka tamin'ny olona, dia :
- ampahafantaro azy hoe tsy hainao izany
- sao isan'ny olona mpilaza sentiments amin'ny contraire ianao. tahaka ahy :oops: tsy mahavita miteny je t'aime amin'ny olona tiako izany aho fa je te detese no firesako aminy. toy izany daholo ny zavatra tiako na tsara aminy, amin'ny contraire daholo ny filazako azy. Fa efa fantany.
- ankoatra izay, ampiasao ny soratra rehefa tsy mahavita ny vava. izay koa ny ahy no fanaoko, dia rehefa antsoratra dia voalazako araka ny tena izy ihany.
marihina nefa fa izaho koa mbola tsy manambady (na dia zandrinao kely aza), ary tsy mbola mieritreritra ny hanambady mihitsy. Je n'ose meme pas y penser, ca me fait peur ... indrindra hoe hiteraka, vonjeeeeeeo :)
25. simplex
(
04/12/2007 21:59)
Ozy ilay ol izay hoe "relax and be happy" :)
mila matoky tena kely fotsiny enao dia ao tsara ;-)
Fantaro aloha izay tena tadiavinao, dia araho arak'zay :P
26. ikaretsaka
(
04/12/2007 22:20)
paaaaa
aza manao basin'ariary fito
ka ny manana ariary 5 tsy mahatakatra
moa ny manana ariary valo miady varotra any @ ilay ariary 9

27. keyoann
(
04/12/2007 23:23)
ikaretsaka:
xxx:
Mba mangataka hevitra aminareo za:
1- za dia tovovavy 25 taona ary azo lazaina fa manana ny maha izy azy ihany, raha ny toetra aloha no lazaina dia tsy dia sarotra hiainana fa mahay mifankahazo @ olona ary tsotsotra ihany; ny tarehy dia be ny milaza fa anananana tokoa
2- isaky ny misy lhl miaraka amiko dia tsy maharitra ela firy dia mandao ahy ry zalahy, ary ra nisy aza ny tena nahomby dia niafara t@ fisarahana ihany zany noho ny zvt tsy dia misy dikany raha dinihina
3- amizao fotoana aho dia tsy mety manao sipa ntsony satria matahotra ny hisarahany lhl indray dia marary fo fotsiny eo, ny fianakaviako milaza fa za hono toa tsy rototra ny hanambady ka sao mihahaka eo; lazainy olona fa "tara" eo aho. Tsikaritro tokoa fa ny olona mitovy taona amiko dia toa manana olontiana daholo ary ny sasany aza efa manambady miteraka.
4- ka manontany tena aho hoe mety avy amiko ve no mahatonga izany olana zany kanefa ny toetra mba azoko lazaina fa mba olonkendry ihany.
5- ny zavatra tsapako koa dia matetika ny lhl dia ny hatsaratarehiko no tena manintona azy, ary io no hitako fa hitiavandrizareo ahy voalohany. Kanefa tsikaritro koa fa mety izany hatsaratarehiko izany koa no mampatahotra azy amiko asa mety sao dia hoe ariko ve izy raha mahita ny tsara kokoa noho izy aho.
Ka mba mila torohevitra avy aminareo namana eto za hoe inona no tokony hataoko mba handaozany lhl ahy satria mba te hanana olontiana aho kanefa tena matahotra mafy sao dia hitsohahany eo ndray avy eo dia marary fo fotsiny.
Misaotra betsaka mialoha
ny toetranao mihitsy aloha izany no ilana fanovana ovana izany koa,, mba tsy ilay toetra mampandao lehilahy intsony no bobaka ao!
ikaretsaka f inn le toetra mampanao lehilahy tongotra ankatoka:-D:-D:-D
28. ikaretsaka
(
05/12/2007 00:18)
betsaka.. arakataka ilauy lehilahy manao tongotra akatoka.
raha izao no nampanao akatoka an-drakoto dia jerena iny dia tsy atao intsony rehefa miaraka amin-drabe mandra panao tongotra ankatoka an-drabe
de ialana ireo toetra ireo rehefa miaraka amin-dranaivo, dia raha miala indray Ranaivo dia ialana ilay toetra nampanao tongotra an-katoka an-dranaivo...
dia toy izany foana..
@ farany afaka daholo le toetra de tongotra am-pandriana sy tongotra am-piangonana ny hiafarany yyyyy!

29. la
(
05/12/2007 06:34)
ikaretsaka>8O8O:?::?::idea::idea: loll mahita atao mintsy sady mahay mapiasa tongotra an hihihi
32. naughtyboy
(
06/12/2007 17:38)
sali dolidoly ,ny fihevitro ty tranga ty de zao.Tsy voatery oe ze tiny hafa no tsy mentsy ataonao fa ny maha enao anao no tokony itiavany anao,ary varotra tsy raikitra tsy maharatsy fihavanana ra misy ny lasa betsaka ko ny te ho avy fa aza maka aretintsaina @ zany ,ra mbola tsy fantatry ny sasany tsara reo hatsaranao de aza taitra fa be no te ahalala ndray mande v na matetitetika no manta vary de andevintsotrobe:lol:tsia
33. malalatinasoa
(
06/12/2007 20:10)
Mitovy @ manao basket ny fitadiavana vady. Vitsy dia vitsy olona tonga dia nahatafiditra baolina dieny t@ voalohany. Fa manandrana aloha, rehefa tsy mety dia mandinika hoe inona no tsy mety, inona no lesona tsara azo raisina, dia mamerina manandrana indray. Dia toy izany foana, farany mahafaty baolina ihany fa ny kivy fotsiny no tsy atao. Fianarana daholo ny fiainana.
Io koa tsy voatery hoe ianao foana no diso, fa mety toetra tsy nifanahaka dia samy rava. Tsy anjaranao izany izy ary ianao tsy anjarany, \"sois positive\" fa aza marary fo @ izany.Ny ho avy no hatsarao hatrany.
Ilay resaka olana ara-pahasalamana indray, efa mivoatra izao ny fitsaboana, 25 taona izany mbola tsy tokony hikoropaka. Farany aza manahy be loatra ny ampitso, manana finoana, \"Savoures le moment present\":-*.

34. ikaretsaka
(
06/12/2007 20:15)
malalatinasoa:

rehefa amin'ny basket misy mikotrana ambadika ka fa tsy heo eo ambony terrain de hibala 3 points
35. Veloo
(
06/12/2007 21:00)
Ny zavatra manahirana ahy koa anefa dia manana olana arapahasalamana aho hoy ny dokotera ary mety sarotra vao hahazo zaza, ka io no mampatahotra ahy hoe sao dia tsy mety miteraka ntsony raha vao tara loatra.
io fisainana io no mi-bloke anao ka esory aza sombaina amin'io ny sainao, "enjoy your life" ary manana attitude positive an :-*
mahereza.
36. malalatinasoa
(
07/12/2007 06:08)
ikaretsaka:
rehefa amin'ny basket misy mikotrana ambadika ka fa tsy heo eo ambony terrain de hibala 3 points
Sariteny io ry Ika fa aza dia raisina ara-bakiteny a.
Mikotrana ambadika= maka lesona t@ tsy nety, mitovy @ "echauffement" ihany. Mivonona fa tsy matahotra lava.
Eo ambony terrain = miaraka @ ilay olona @ izay. Tsy votery hibala 3 points foana klou fa mbola mi-dribla, maka bahana, miala @ adversa, dia mitifitra. Ary na ianao irery ary no eo @ terrain tsy voatery hahafaty @ voalohany fa manandrana mibala foana.
37. bobone
(
07/12/2007 07:05)
XXX: raha nanaraka ny resaka aho aloha de izao no hitako e! matoa ny lhl iray miala ilay vhv de mety misy zavatra tsikariny ao izay!
Mila henoina ihany ny vavan'ny olona fa tsy tonga de arahina izay lazainy fa mila dinihina tsara ! misy mantsy mampirisika hanao zavatra nefa hamotika anao izay ! isy indray tena milaza ny marina fa mila mandinika tsara e!
sady zao koa xxx an! ny fikasanao apetrao @ Tompo! omeny ny tsara enao fa aza matahotra e! matoa miala ny lhl de tsy anjaranao izay ! mino enao fa any efa misy anjara sahaza omeny anao! fa aza kivy zany !hatanjao tsara ny saina!!!

38. Vitsikakely
(
08/12/2007 14:02)
Tena mbô mahalasa saina kely ihany,ka ixxx koa aza anie e tô lehilahy be na eo @hevitra aseho,ka sô...
40. xxx
(
09/12/2007 09:56)
Vitsikakely:
Tena mbô mahalasa saina kely ihany,ka ixxx koa aza anie e tô lehilahy be na eo @hevitra aseho,ka sô...
Raha azoko tsara dia lazainao fa lhl aho zany @ fomba fihevitro, mba tiako ho fantatra ny antony mahatonga anao miteny izany.