vhv tsy mety mahita sy mahatana lhl

41. xxx ( 09/12/2007 13:05)
sakaizakely:

nareo koa no mvakla aminy eo fa izy aza ity tsy hita popoka akory





Angaha kosa moa dia mitovy ny fréquence fandalovan'ny "matihanina @ serasera" sy ny "tsy manana ADSL" eto :-)
42. dio ( 09/12/2007 14:54)
>>>>>antsoy zà ééé
43. pissoa ( 09/12/2007 20:17)
:-D:-D:-D
44. sakaizakely ( 10/12/2007 16:46)

inn no dikan'izany matihanina ry xxx ?
voadona 'ty ! sady efa tsy any intsony zany adsl zany http://img503.imageshack.us/img503/2980/555356tq6.gif[/img] http://img503.imageshack.us/img503/2980/555356tq6.gif[/img]
45. xxx ( 11/12/2007 12:56)
sakaizakely:


inn no dikan'izany matihanina ry xxx ?
voadona 'ty ! sady efa tsy any intsony zany adsl zany http://img503.imageshack.us/img503/2980/555356tq6.gif[/img] http://img503.imageshack.us/img503/2980/555356tq6.gif[/img]


matihanina = Professionnels e , izany hoe eto du matin jusqu'au soir akia a
46. slym ( 12/12/2007 10:30)
Euh aleo angamba mba ataoko matotra ty vali-teniko ty androany fotsiny.Le tara alo ry xxx ts midika ina,zay le fomba fisainantsika ankehitriny zay mantsy no tena mampme,hoe satria i koto na i Rabe efa manambady nefa mbola vô 20 taona de ande koa za mba anambady @zay.
Marina fa hoe mba efa te hanana olon-tiana ôtrany olona rehetra enao kanefa io ts afaka hoe fôrsena.Ts maintsy miandry fotoana.Io ts voatery hoe androany na rahampitso fa indray andro any.Sarotra ngeh io resaka fitiavana io eh,ts misy fitsipika na fepetra izy io.Tongatonga ho azy eny.ndraindray ary tampoka be.
47. sakaizakely ( 12/12/2007 13:29)
xxx>

ka tsy aleo ve manankohanina toy izay tsy manankohanina de lasa professionnelle @ filàna vaniny sy fialonana @ misy atao ?

ha ha ha !
48. xxx ( 13/12/2007 11:56)
Zah dia ohatranao tam 25 ans. Efa manambady aho ankehitriny (tam 38 ans). Ny lesona azoko tsoahina dia izao : nanao foana aho hoe\"aza maimaika ny hanambady izany\" ary noraisiko ara-bakiteny nefa ilay hoe \"maimaika\" tsy resaka fotoana fa resaka fandinihina. Alao ambony alao ambany hoe inona no tena andrasanao amin\'izany fanambadiana izany fa rehefa voafaritrao izay dia guidée ianao eo am choix. izany hoe aza miarakaraka fahatany am ol fa rehefa tsy mifanaraka am lay andrasanao dia aza idirana. Nefa koa tsy hoe miandry ho tanteraka 100% ilay fanirianao vao miditra, fa rehefa ao ny 50% dia efa tsara.Anjaranao ny mamaritra hoe inona no tsy \"andeferanao\" mihitsy !
Fa ny fahitàko anao dia bloquée am lé resaka fahasalamana ianao ka lasa miaraka am ol fantatrao, inconsciemment fa tsy haharitra.
Dia toa efa nisy niteny ihany hoe : sois toi-même. Ny ol tia anao dia tia anao miaraka am défauts anao (izay ilay hoe 50%...)saingy ianao kosa tokony hahafantatra ilay défauts ka ho hitanao fa miova tsikelikely eny ianao ! sao dia ireo lazainao hatsaran-toetranao no somary défauts ? zah koa mantsy mba nihevitra fa tsara toetra aho fa dé maninona loatra ! misy défauts daholo fa mila jerena!dia mahereza fa 25 ans izany mbola feno ny fanantenana !
49. xxx ( 14/12/2007 19:59)
Dia mamerina fisaorana ho an'ireo zay nanome hevitra @ olako ary mirary soa sy fahasalamana ho antsika rehetra @ zao fety ho avy zao
50. simplex ( 14/12/2007 20:02)

:D:D:D
tsisy fisaorana e :)
vola omena ra misy 8):°):lol::lol:
51. arialy ( 20/12/2007 09:58)
:lol::D vola amena raha misy tssssssssssssss
xxx
52. mylenium ( 05/01/2008 10:05)
Miarahaba antsika rehetra tratry ny taona vaovao sy mirary soa :).
Izaho mbola vaovao ato amin'ny serasera,tsy aritro d aleoko nanoratra: mi intéresser be ahy mantsy ilay sujet. Izaho mitovitovy cas amin'i xxx (à la différence près sur le pb de santé, d izaho koa no miala indraindray), fa encouragée kokoa mamaky ny hevitrareo sy torohevitrareo tsirairay :D.
Eto madagascar mantsy somary hafa mihitsy ny fijerin'ny olona rehefa hoe 25 ans mbola tsy manambady na mbola tsy mahita ny âme soeur.:?
Tsy moramora lé mitady olona iarahana, indrindra ho an'ny olona somary perfectionniste toa ahy, fa dia andrasana ho hita eo ihany e.
Indraindray fotsiny somary manjombona kely rehefa mamonjy ny mariagen'ny namana, izay presque engagés daholo :(....
Fa averiko: mi encourager ireo conseils voalaza eo ambony ireo :D. Misaotra betsaka.
53. tsikih ( 10/01/2008 01:05)
TSy misy izay mahakivy anao akory fa vao 25ans ianao.Aza manova toetra izany, tazomy hatràny ny maha enao anao, satria ianao milay !izay tsy tia anao avelao handeha satria tsy mamely izany ! ho itanao fa ho avy eo foana ilay tena mety aminao.Izy io raha tadiavina sy andrasana na eritreretina be dia ohatry ny tsy mety foana !laisse faire les choses hoy ny fitenenana !!,de mihomehy fotsiny ianao any aoriana any mahatsiaro anao taloha e !!!amiko ny lehilahy hafahafa : plus izy asehonao fitiavana be,dia vao maika izy miseho milay, fa ianao ilay tsy dia taitra iny no manintona azy, ka de izay fotsiny : ataovy izay tianao atao e,tsy misy maha maika io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0571