HH gasy
1. NathanScott
(
27/11/2007 23:35)
Mba ahoana no fahitanareo avy any ivelany ny RAP GASY?
Tsara v sa ahoana?
inona no hitanareo fa mila fanamboarana?
Iza no rappeur gasy tena fantatrareo?
Big UP

répondu par bilakarenjy le 10/12/2007 11:37
2. sitlo
(
28/11/2007 06:30)
tonga soa izany
Ny aty lesy tsy maharaka izany mihitsy na kely aza ah.
arakarak\'ilay hira sy ilay mpihira
arakarak\'ilay mpihira
raha Mahajanga dia ny tonony sy ny toetra
raha Tana dia jereo eo ambany
raha Fianara dia na ny tonony na ny instrum
ohatra izany koa Diego sy Bira ary ny ambanigorodona
raha Tana:
raha Bogota dia be zesita loatra
raha Tangala dia ny klipy dia mila miala amin\'ny resaka metaphysique
raha 67 dia klipy
...
bedabe
amateur: bicroix, skelanta, kilowatt...
andrarezina: takodah sy ngah be, raslam, pitik\'afo, Jeedaï, tiga nagara, raboussa... bedabe
f\'efa maty nge le rap gasy eh, vao maty ny radio antsiva dia nitotongana tsy nisy noraisina. Ilay mafm, rta, tvplus ary mbs koa tsy mahalala ny fandehany nefa miseho mandefa fandaharana. Ilay TVM moa vao may pira. Ilay fruity loops koa lasa bobaka dia mihira daholo zao tsisy atao izao, vary mitsangana e. Niapa daholo ny be traikefa.
Raboussa ve lasa dosol
raslam lasa root
shao boana lasa reggea hafahafa
namesix lasa clash
ngah b lasa solo ...
jereo ange ny dailymotion fa ireny vao nahazo mic reny no bobaka, tsy misy fafiny mihitsy na ny pitiny aza.
NathanScott:

3. bilakarenjy
(
28/11/2007 08:12)
Tsy de mba fan an'io rap io moa ny tenanay saingy hoe : ao anatin'ny hira le izy de mba mihaino ihany .
Ny tena fandehany aloha de tsy mbola ao anatin'ny rà malagasy le hoe : rap ,fa kosa misy hafa azo asolo azy io hain'ny malagasy tsara ,fa tsy voatery hoe :ho rap foana akory .
Satria terena be mantsy le teny ao anatiny hifanaraka @ ilay feon-kira na terena le feon-kira hifanaraka @ ilay tonony de lasa misy ilay miteniteny foana @ farany na misy ilay mihogahoga tsy hita hoe :ahoana ireny avy eo .
Tsy manaratsy ny rap gasy mihitsy za ,fa tena mbola tsy ao @ taranja misy antsika le tena hoe :rap .
Ireto misy santionany http://bilakarenjy.multiply.com/music/item/228/HH_GASY_

4. sitlo
(
28/11/2007 08:40)
mila mot de passe, fa nisoratana anarana mintsy :-D
au contraire zama ah, ny rap ange hiran'ny olona tsy misy feo nefa tia hihira eh. Raha ny fototra, ny amerikanina gena tsy nanana instrum de musique nefa tia hilaza ny heviny no nihira. Mangalatra patiny amin'ny mozikan'ny olona dia miteniteny avy eo.
Satria terena be mantsy le teny ao anatiny hifanaraka @ ilay feon-kira na terena le feon-kira hifanaraka @ ilay tonony
au contraire zama ah, ny rap ange hiran'ny olona tsy misy feo nefa tia hihira eh. Raha ny fototra, ny amerikanina gena tsy nanana instrum de musique nefa tia hilaza ny heviny no nihira. Mangalatra patiny amin'ny mozikan'ny olona dia miteniteny avy eo.
5. baraingo
(
28/11/2007 11:40)
1) kianiko alo ze tsmaaraka le musika nefa be kôzy
2) kianiko le mseo maharaka nefa tsmalalainoninona
ntena marina le RAP mbola sarotra B @ tsika ny miaina miaraka aminy. ra azavaina tsotsotra D mbola maro ny olona vô maeno hoe RAP de ditra zany
tsy omeko tsiny rzareo, niantony tsy avy @ ntena panao RAP fa avy @ le mseo azy ny hoe mRAP:
>>ntiko tenenina maro lôtra eto @tsika reo mseo azy nmRAP, ka entina @ lo morina fotsiny. Fa nga refa mavita ABD anaty taratasy D mrapy leaza.
>>ary ntena tsreviko le zandrikely le hoe mRAP de hoe BADBOYS, very lisany, kôzy e. aiza mo le RAPGASY no lasa ratsy image eo @ fiaramonina
>>Mariako alo fa misy zandry kely mandona B mits, fa misy ko nefa zoky tsialeany mits, D refa misy manaratsy nRAPGASY D nzandry kely fôna nlazaina fa hoe tsmamely fa nzoky tsvôteny mits
zao lesy ny afatra, tskoà ra kianlà za, fa mba asivo fanajana 'ray hoan'i RAPGASY. ary io lesy tsvôtery hoe mRAPY ela vô vôporofo hoe mkif azy, fa ondany sy lafio any fa nôrma fôna io.Italic text

6. sitlo
(
28/11/2007 12:32)
Fa nga refa mavita ABD anaty taratasy D mrapy leaza.
ye koa
elaisany wa io be lalàna sy famaritana io, miseho azy ho tompony daholo. Raha tena andrarezina ialahisany tsy tokony hikiana amateur izany.
7. bilakarenjy
(
28/11/2007 13:19)
Fa iza aloha le tena hoe :mahay rap sy tompon\'ny rap @ tanana e!.Omeo porofo ary aloha e!
Satria raha ny henoiko aloha de mitovy daholo ireo lazaina hoe : rap ataon-dry zalahy ireo ary tsy misy mihitsy ny mahasamy hafa azy .
Na ny gadona ,na ny fihetsika ,na ny fiteny ,na ny fiakanjo de mitovy daholo ,fa ny lokony fotsiny no tsy mitovy .Tsy maintsy misy ilay hoe :iôiô .
Fanampin\'izany de tena mampalahelo ny teny lazain-dry zalahy sady mahamenatra mihitsy .Asa angamba vokatr\'ilay mamparisika be loatra ka lasa mivilana hatramin\'ny teny avoaka .Afaka manome porofa za raha mila baraingo ary omeko maromaro mihitsy mba ho hafa-po tsara .

8. baraingo
(
28/11/2007 14:13)
mrnà lesy zany, tsidiso lisany ra mtsara ôtrzany.
fa zao mba kôzy, nenlisany le rapy mapme no enonlisany.
tsT anonina le RAP fienonlisany reny za, fa inonko fa reny no entinlisany itsarana nRAPGASY, zay efa nkôziko tetsy ambony.
bilakarenjy: mba omeo patiny aminzany porofo zany ary e!!!
stilo: refa mila zavatra mlay lesy tsmaints zany e!!!, io ne vô misy ray mapme de iny fôna no entinlisany anakianana e!!!

9. bilakarenjy
(
28/11/2007 19:53)
Fa inona aloha le tena hoe : RAP lazain'i baraingo e!.
Ity ary ny porofo voalohany ry baraingo , ka asa raha le tena rap ity na sarina rap fotsiny fa http://bilakarenjy.multiply.com/music/item/243/

10. bilakarenjy
(
28/11/2007 20:28)
ity le izy ry baraingo http://bilakarenjy.multiply.com/music/item/245/
11. sitlo
(
28/11/2007 21:12)
:-D efa nampoiziko mihitsy
sady nataony tao Antsahamanitra mihitsy io hira io. Za tsy nijery fa ny bandy akama no nitantara.
Fa io nge ilay maka tahaka vahiny tsy mandanjalanja. Raha adika teny gasy ny hiran-dry ice cube sy ry dr dre dia ohatra ireny mihitsy.
Tsy ny rap gasy ihany no manana image ratsy fa ny rap mihitsy.
Fa ilay izy raiso hoe bàn-kira fa tsy tontolo hafa. Tsy hoe ratsy ny 10 dia ho ratsy ny faha-11.
Tena misy mihitsy ny rap misy dikany fa tsy azo atao ambogadiny.

12. andreasr
(
29/11/2007 05:16)
ny fahitako ny rap gasy aloa tsara e enfin za tsy dia mihaino rap loatra fa izay efa enokoaloa tsara e misy koa rap bombnabe fa j\'fé po atent° ny rap aty @ toerana misy a mantsy ratsy b mihintsy nyrapiny sady ennuyeux be no tsisy dikany mihintsy ny tonokirany izay kou ngambany no antony itenenako hoe tsara ny rap gasy sasany
13. bilakarenjy
(
29/11/2007 09:00)
Io aloha ny rap iray ry baraingo .
Asa raha tena le mpanao rap koa no namorona io hira io na tsia, fa tsy de arako loatra ,fa nanaitra be ahy ny fahasahian-dry zalahy .
Mbola ho asehoko koa ny manaraka raha mbola mila baraingo ary somary henjana kokoa noho ilay voalohany io aza ny zavatra lazainy .

14. baraingo
(
29/11/2007 13:33)
kay leaza,nôrmaly lisany ra mkisma, kay reny fiainon'lisany. le underground reny enona r'baina ah!!!
tsmalala biby biby afats saoana lisany kay!!!

15. bilakarenjy
(
29/11/2007 14:19)
Fa tsy mbola ilay hira ao anatin'ny rap zany io nataon-dry zalahy io ,fa tena hafa mihitsy raha araka ny fahitan'ny baraingo azy .
Omeo santionany @ io gadon-kira lazain'i baraingo io indray ary ,fa tsy arako le izy .
Tsy misy manaratsy ny rap gasy mihitsy aloha eto ,fa hoe :mbola tsy taranjan'ny malagasy mihitsy izy io ,fa mila famolahina be vao tafavoaka satria tsy rà mikoriana ao anatin'ny mpihira rap malagasy .
Ohatra izao mahita ireo vazaha mitendry sy mihira salegy ,sahirana mihitsy ry zareo manao le izy na dia manaraka solfa aza ,nefa raha vao malagasy no mihira de mandeha ho azy ilay salegy na dia tsy mijery solfa aza .Hita miaina le hira .Lojika be anie zany e!.

16. sitlo
(
29/11/2007 21:28)
bilakarenjy:
Fa tsy mbola ilay hira ao anatin'ny rap zany io nataon-dry zalahy io
malaza lesy io hira io ah. Sady ao anatiny tsara.
Fa misy. Ny ahy najanoko tany amin'ny tanàna daholo ny k7 piratiko. Fa misy ny rap gasy tena misy dikany. Tena mahavoa ny hiran'i Sareraka ny zavatra teneniny.
Ohatra: "Indro maty zay vao be galona". Ny antsika malagasy rehefa maty ny olona iray vao omena voninahitra sy grady. Ohatra Rakoto Fra.
Ohatra 2: "20 Ar". Mitanisa ny zavatra roapolo voaloha tsy mandeha eo amin'ny firenena malagasy...
Tena serieux fa misy tena cultivé mihitsy ny mpanao rap gasy. Saingy izy ireny, tsy manao an'ilay izy hakana vola sy hankalazana tena. Ao ny nandia fampianarana ambony. Fa saingy io tenenin'i baraingo io hoe: ireo ratsy no betsaka dia sarona ny tsara.
17. bilakarenjy
(
30/11/2007 09:39)
Ny ahy indray ry zalahy le tonony eo ihany ,fa le hira miaina mihitsy no tiako ho hita taratra eny @ ilay mpihira azy sy ireo mpitendry .
Le mpanao sy mpihira rap ary hip hop koa moa matetika de tsy misy mpitendry fa efa manaraka feon-kira foana .
Le fahaizana miteny aloha de mahafinaritra be sady malama tsara e!.
Betsaka tsy hay voatanisa ny karazana rap ato amiko ato .Miaraka @ fampianarana misy sary aza ny sasany sy ireo filatrony @ haingon\\\'ilay hira rap .
Fa le izy hoe :mpihira malagasy no mba hiainoko azy indraindray,fa ireo hira rap sy hip hop vahiny de atao haingon-trano fotsiny .Mbola hamoaka santionany ao @ blaogy ao za ,fa vao manivana aloha .

18. baraingo
(
30/11/2007 11:12)
zao lesy r'zalah, matetika ny eto @tsika 'reo mkômersa reo no tena fantatrolona hoe mrapy. ntiko kôzina, le manindry sôsy eny @onjapeo sy faitalavira reny mba ande fôna nvazony. refa te alaza manko rzalah D ato fotsiny ze avitana vazo vetivety mba oalefa ndray, ka izay no maatonga nRAP lasa ratsy image eto @ tanana.
nrapy gasy lesy norma fôna, mba afatro aza le rapy ranondolana no enoina fa le mba tsis mpaharaka firy reny e!!!
ok e!!!

19. sitlo
(
30/11/2007 18:31)
masaka, ary raha asiana drafitra tsy mbola nisy nanao?
bilakarenjy> tairo aza asiana filtra izany fa alefaso daholo dia aleo ny mpihaino no hisafidy :D

20. bilakarenjy
(
30/11/2007 20:27)
sitlo> ka ry zareo mpihira rap sy hip hop vahiny ireo anie tena mbola gravy be raha resaka zavatra mahamenatra ,raha ampitahaina @ 'ireo mpanao rap malagasy e!.Sary sisa no tsy mivoaka ,fa tena efa tafahoatra loatra aza .De zay le sivanina ,fa manjary mampiana-dratsy e!
Ity zao misy mpihira rap malagasy sy mpitendry jazz malagasy tafaraka .Efa samy malaza izy roa lahy ireo ,fa sur za fa tsy manome sosy zany izy mi-tsamy ,fa tena hoe :mirevy le mozika sy hira de avoaka e!.
Avelao hanome sosy zay afaka manome ,fa ny mozika tsy misy fetrany zany .
http://bilakarenjy.multiply.com/video/item/43/tanora_mitsinjo_ny_tanora_