HH gasy
21. NathanScott
(
30/11/2007 23:44)
milay b ny resakkisany ato ka, samy manana ny fomba fijeriny.
fa ny ahy fotsiny ny mba tiko tenenina dia ilay tenin'i sitlo oé tsy mahay mihira ny olona manao rap?? ela v mba mahay mrap ry baina? ra mavita manao rap ela d hitanla no tena fafiny fa tsy izay tianla ihany no marina.
big up ho anla ry bilakarenjy e

22. NathanScott
(
30/11/2007 23:59)

23. sitlo
(
02/12/2007 20:20)
misy fahavoazana
vakio tsara aloha ny noteneniko, na vakio ny histoire rap.

24. baraingo
(
03/12/2007 09:06)
sitlo:
tairo aza asiana filtra izany fa alefaso daholo dia aleo ny mpihaino no hisafidy :D
ka zay lesy no maatonga le mozika ratsy imagy eto @ tanana, manao anio daôlo nkso snialika eto. tokony anotany avis @ olona lo hoe mandaona sa tsia vô manao.
ndraindray tsy omeko tsiny iany rvoay manatitra vazo eny @ onjapeo sy faitalavitra eny (zaray aza malaza, mafy ko ne ty tealaza ty e!!!Italic text)satria le mpandefa azy mitsy no PONDRODORY
25. xxx
(
03/12/2007 10:41)
baraingo:
zao lesy r'zalah, matetika ny eto @tsika 'reo mkômersa reo no tena fantatrolona hoe mrapy. ntiko kôzina, le manindry sôsy eny @onjapeo sy faitalavira reny mba ande fôna nvazony. refa te alaza manko rzalah D ato fotsiny ze avitana vazo vetivety mba oalefa ndray, ka izay no maatonga nRAP lasa ratsy image eto @ tanana.
nrapy gasy lesy norma fôna, mba afatro aza le rapy ranondolana no enoina fa le mba tsis mpaharaka firy reny e!!!
ok e!!!
aza miteniteny foana e, ka henoina amininona ?? sa tetezina isantrano ny panao rap? =))=))
26. bilakarenjy
(
03/12/2007 18:01)
ka zay lesy no maatonga le mozika ratsy imagy eto @ tanana, manao anio daôlo nkso snialika eto. tokony anotany avis @ olona lo hoe mandaona sa tsia vô manao.
ndraindray tsy omeko tsiny iany rvoay manatitra vazo eny @ onjapeo sy faitalavitra eny (zaray aza malaza, mafy ko ne ty tealaza ty e!!!Italic text)satria le mpandefa azy mitsy no PONDRODORY
Tsy misy mozika ratsy fijery izany ry baraingo a!.Tsara foana ny mozika ,fa arakarakao mihaino azy .
Io indray ry baraingo miankina aminao ihany a!.Rehefa tianao ny hivelona sy hiaina @ resaka mozika dia ataonao izay ahafantaran'ny olona anao @ fomba rehetra .
Fa rehefa hoe :ataonao anjorom-bala fotsiny le mozika dia ho hitanao eo ihany ny tohiny .
Sady tsy hifanerena mihitsy koa ny mozika ry baraingo a!.Tsy za akory no mangidihidy ka hiantso hoe :avy za mba hotraory kely .Rehefa atolotrao maimaim-poana ny trano mpandefa sy mpampita ny sangan'asanao de tsy mitaky vola aminao izy ,fa alefany , fa raha mitaky vola aminy kosa ianao de hitaky vola aminao izy ary ho ferana ny fandefasana ny sangan'asanao arak'izay zakan'ny volanao .
27. baraingo
(
04/12/2007 08:21)
bilakarenjy:
Io indray ry baraingo miankina aminao ihany a!.Rehefa tianao ny hivelona sy hiaina @ resaka mozika dia ataonao izay ahafantaran'ny olona anao @ fomba rehetra .
refa iainana io ka tena ato @ fo nôrma fôna, ary matoa ianao manao izay ampalazanao D mataotra ntsy hofantatrolona. ntena marina refa nôrma nvazonao fantatrolona eny fôna, tsmila commersializena zany.
samy hafa mitsy manko le hoe fantatrolona sy ny hoe tinolona ny mozika.
nga tsiarakao le kôzy hoe:"aleo nmuz vitspalala toy 'zay be pandray fa atendrony"
28. xxx
(
04/12/2007 12:00)
raha hihira ve i ?, inona no tanjonao? tsy ny hoe mba halaza? ary aminy fampisehoana no amantarana hoe tiany olona ny zavatra ataonao na tsy tiany, na atendrony io na tsy atendrony
29. xxx
(
04/12/2007 12:20)
hay ve i ra Mafonja avy any bira io mi rap io e, efa avy boyzband ireny e, niaraka taminy Ynuk, =))=))
30. sitlo
(
05/12/2007 08:11)
anisan'ny mpanao rap tamin'ny taona sivy amin'ny sivifolo ireny vao nivadika Unik
fa ny ahy aloha ilay fanenjehan'n mpanao rap ny bzb tena tsy miady am piesko mihitsy. :evil:

31. sitlo
(
05/12/2007 08:16)
xxx:
raha hihira ve i ?, inona no tanjonao? tsy ny hoe mba halaza? ary aminy fampisehoana no amantarana hoe tiany olona ny zavatra ataonao na tsy tiany, na atendrony io na tsy atendrony
eo indrindra,
betsaka ny tsy tia halaza izany
ny kanto sy ny hevitra no tadiavina fa tsy ny zesta sy fitadiavam-bola
32. baraingo
(
05/12/2007 09:14)
xxx:
raha hihira ve i ?, inona no tanjonao? tsy ny hoe mba halaza? ary aminy fampisehoana no amantarana hoe tiany olona ny zavatra ataonao na tsy tiany, na atendrony io na tsy atendrony
tsy any ka !!!, diso enao. refa nôrma nvazonao D ifampitadiavana erakin tanana, tsmila kômersa e!!!
Ary ntanjona D ny vazo mtondra afatra sy kanto fa tsreny vazo ranondolana reny
Jereo ane nhira talo reny e, mofono afatra mits, ary ifampitadiavana izy @ zao (solika, kitana telo,...)
mba andramo alefa eny @ B vaôka nge le muznté alaza reny ra tsvôtorakin' yta e!!!
Ny tsara wa D le muzika mofona afatra sy le manala blèm reny ohatra ny RAP, ary tsy ze hoe miady rima akoriny d hoe RAP ry tsmalala inoninona ah!!!
33. bilakarenjy
(
08/12/2007 18:09)
Ka ilay hoe :mifono hafatra @ le rap aloha toa tena vitsy ny manao azy e!.Azo hisaina @ rantsan-tanana mihitsy ,fa ny sisan'izay de ;raha tsy mamely fitondrana ;de manaratsy sipa ,de manompa sy miteniteny foana ;de mitsikera izao zavatra tsy ho vitan-dry zalahy atao izao akory .
Matoa zay mitsikera ianao de tokony ahavita mihoatra ilay tsikerainao ary manana paika ho entina manatsara ilay notsikerana , fa tsy faly mitsikera fotsiny ao anaty hira sy ny rap nefa tsy ahavita akory rehefa asaina manao .
Apetrako aminao zao ny fanontaniana ry baraingo .Ahoana no nahafantaranao an'i Samoela sy ry Tsiliva sy ry Jerry marcosse ?,
Tsy izy sy ny namany ary ny mpikarakara no nihetsika nahampafantatra ny sangan'asany eran'izao tontolo izao ,fa misy izany Samoela sy Tsiliva sy ry Marcosse izany .
Tonga hatrany ivelany mampiseho ny sangan'asany ary mifandray @ ireo mpikarakara lanonana mba ho anisan'ireo voahantso hihira .
Hetsika daholo izany ,fa tsy misy mihitsy hoe :rehefa norme de halaza ho azy eo .Betsaka ny mpihira fantatro fa tsy mety malaza ,fa miandry ho hankalazaina eny an'elakelantrano eny fotsiny .

refa nôrma nvazonao D ifampitadiavana erakin tanana, tsmila kômersa e!!!
Apetrako aminao zao ny fanontaniana ry baraingo .Ahoana no nahafantaranao an'i Samoela sy ry Tsiliva sy ry Jerry marcosse ?,
Tsy izy sy ny namany ary ny mpikarakara no nihetsika nahampafantatra ny sangan'asany eran'izao tontolo izao ,fa misy izany Samoela sy Tsiliva sy ry Marcosse izany .
Tonga hatrany ivelany mampiseho ny sangan'asany ary mifandray @ ireo mpikarakara lanonana mba ho anisan'ireo voahantso hihira .
Hetsika daholo izany ,fa tsy misy mihitsy hoe :rehefa norme de halaza ho azy eo .Betsaka ny mpihira fantatro fa tsy mety malaza ,fa miandry ho hankalazaina eny an'elakelantrano eny fotsiny .
34. baraingo
(
10/12/2007 09:04)
bilakarenjy:
Ny hoe fantatra akory tsmidika hoe revena lesy e, fantatro mits reo artista voalaza reo fa tsis reveko (tsy fienoko) afatsy samoela nga.
ary le hoe : Ka ilay hoe :mifono hafatra @ le rap aloha toa tena vitsy ny manao azy e!
>> Arakarany io, ary ny rap mdadasika B, ary io miankina @ manodidina sy ny zavatra iainana ny fomba fanoratra (thème) fa ny tanjona D niatafiatan evitra tina ambara.

35. bilakarenjy
(
10/12/2007 11:37)
Tsy ny rap irery anie no midadasika fa na ny hira gasy sy ny vako-drazana aza ,ary ny kalon'ny fahiny koa .
Ary ireo aza tena mandefa hafatra mafonja sy matotra .
Amiko aloha le rap sy ny hip hop de fanalana azy sy fakana ambiance fotsiny de henoina ,fa tsy misy fiantraikany amiko loatra na ny tonony na ny gadona na ny hafatra alefany .Mihaino fotsiny za .
Hoy ilay namako iray izay t@ izahay nandeha boite hoe :izay le hira fakana soufle fa andao aloha hanohana kely fa noana .
Toa mifanenjika aza ry zalahy mpanao rap ireo ko.Samy te ho role daholo mantsy, nefa tsy mety misy tafita .
Maniry hoatran'ny anana ry zalahy fa tsy re hoe : aiza na ahoana na haninona ???????.