grévy
1. kallie
(
20/11/2007 07:04)
manao aôna ny fijalinareo am grevin'ny rehetra ao (panam)?
répondu par ikaretsaka le 27/11/2007 00:39
2. ravatorano
(
20/11/2007 10:14)
kallie < za akia aty dago ah d tsy voan'izay fa ny aza tratran'izany ihany aloha e
:wink:
:wink:
3. diamondra27
(
20/11/2007 10:18)
toa gidra² b akia le iay fa tsy haiko aloha sady maharitra b le izy.
Mampalahelo le oul fa refa tsy miasa de tsy mandray karama zany kou raha tsy hoe maka RTT ngah
De crise be za @ le retardn'ny hafa izay mandimby anah fa za koa mba maika ny hitsaty hihaona aminareo eto de tsy te hijanona na de 1 mn any ampesana aza :-D:-D lol zany an!

6. fahamarinana
(
20/11/2007 11:51)
:arrow:aza manambe tokoa dia mahereza daholo fa zahay moa milamindamina aty ambanivohitra aty hatreto aloha fa ny aoriana no asa?(l)
8. sitlo
(
20/11/2007 15:48)
Mba tantarao faizahay tsy maharana na inona na inona. Aiza aloha izany panam?
9. xxx
(
20/11/2007 15:57)
mankaleo be sady mila mampiteniteny foana ! Mila maka congé fa tsy misy train, mila maka congé fa tsy misy mpampianatra :twisted:
tsy ho azoko angaha ireo mpitondra trains ireo :twisted:
fa izany hoe tsy ho tody grève 6 mois ohatran'ny teny @ 13 mai kosa angamba .. aza hitako !
tsy ho azoko angaha ireo mpitondra trains ireo :twisted:
fa izany hoe tsy ho tody grève 6 mois ohatran'ny teny @ 13 mai kosa angamba .. aza hitako !
10. sitlo
(
20/11/2007 16:03)
hehehe, aiza no tsy ho hitako eh http://afp.google.com/article/ALeqM5j7zlDSilpCpf7gJZRaPcYS0gWyHQ
13. ikaretsaka
(
20/11/2007 16:14)
efa hoe mandehana velo.. sady tsara ho an'ny environnement no tsara ho an'ny tena ....
15. kallie
(
20/11/2007 17:30)
ika> refa tratran'ny 75km mandroso miverina isan'andro d oe tsara am environnement oe
19. bitrokel
(
20/11/2007 19:06)
hatramin'ny hoviana kay io grevy io e???mila mandeha train izaho ny week end io izao dia ahoana ary izany????
20. booboo
(
20/11/2007 19:32)
bitrokel > efa hoe ratp ouz Sakaizakely no miainga eo kouh ! hihihihihihihi
Sakaizakely, Sitlo > :-D:-D:-D
Sakaizakely, Sitlo > :-D:-D:-D