grévy

21. sakaizakely ( 20/11/2007 20:53)
bitrokel>

de tsy hay hoe rahoviana no hifarana fa raha toa ka azo atao dia ahemory ny dia
nenay zao ny mpampifana efa t@ herinandro lasa no nandrasana mbola tsy mahita hirika
na zatra adigasy aza manko 600 km à pieds ça use ça use :-D:-D:-D:-D

booboo> ka zay mitsy ary kou, ny tongotra no atao tsara kiraro :-D:-D:-D

sitlo> hain'là ve ny feon'le ça use ça use io ? elah ty ve polyglotte e ?
22. xxx ( 22/11/2007 16:01)
Raha misy mpangarom-posy tena sosy be lery mody an!!!
23. ikaretsaka ( 25/11/2007 13:25)
kallie:

ika> refa tratran'ny 75km mandroso miverina isan'andro d oe tsara am environnement oe

kotrako isan'andro izany zanako...
Tana-Ambatolampy mandroso sy miverina:-D:wink:

24. kallie ( 26/11/2007 13:10)
ika> za ts mino :-P
25. ikaretsaka ( 27/11/2007 00:39)
andao miaraka amiko ary8) tandremo sao tsy maharaka! raha tsy maharaka dia mandehana any A/mpy fa tonga any aho rehefa afaka adiny 3 mahery kely eo!

io no mba sport ankafiziko na tsy livestrong aza za
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.065