star'ac
1. bitrokel
(
04/11/2007 18:36)
Izany hoe dia gasy i kala eva ao ami'ny star academy 7??????ahoana no fahitanareo azy????tohano izy e!8)
répondu par lanto le 18/11/2007 19:51
2. xxx
(
04/11/2007 19:46)
ié gasy metisse vietnamiana!!!tohano mafy mba ho lasa any @ famaranana é!sady tsara feo ihany izy aloha é!
3. bitrokel
(
04/11/2007 20:20)
fa na izany aza somary matanjaka ihany ny adversera-ny an! atahorana ho latsak antenantenany
4. sarobidy
(
05/11/2007 08:20)
Fa ny fahitako azy ôtry ny tsy mahay teny gasy izy na de oe gasy aza, iny vé efa mbo taty dago zao hihihi :lol:
7. bitrokel
(
05/11/2007 12:50)
sarobidy: teraka tany france no fahalalako azy fa ny tarehiny aloha dia gasy petaka e!
8. sarobidy
(
05/11/2007 13:25)
tarehiny nge ki gasy fa le izy oe mahay miteny gasy no tsy inoako e, Ralay manao bebe lazao eo fotsn :-@ tsss.
Fa kely lôtra izy an, tokony manao botabota kely hihihi
Fa kely lôtra izy an, tokony manao botabota kely hihihi
9. koffman
(
05/11/2007 14:18)
Fa taiza no nahitan'i Sarobidy azy niteny gasy?
Ka izy ne tsy niteny mintsy hoe vazà e! MAtoa izy niteny hoe gasy de fier zany izy @ le race, na de tsy hainy aza le teny gasy.
Tohano izy na ho any na tsy ho any e, antsika iny!! Tsy hisy firy zany gasy mi-participer @ star'ac zany!!!
6. Mpandefa : bitrokel [ Valio ] 05-11-2007 13:50:13
Lohateny : Re : star'ac
sarobidy: teraka tany france no fahalalako azy fa ny tarehiny aloha dia gasy petaka e!
Ka izy ne tsy niteny mintsy hoe vazà e! MAtoa izy niteny hoe gasy de fier zany izy @ le race, na de tsy hainy aza le teny gasy.
Tohano izy na ho any na tsy ho any e, antsika iny!! Tsy hisy firy zany gasy mi-participer @ star'ac zany!!!
10. xxx
(
05/11/2007 15:08)
saroidy: tena fingotra mihitsy ilay eva ka!
efa vahany agamba....mety teraka taty france marina izy dia tsy mahay teny gasy tsony fa tsy izay no jerena fa ny fahaizany mihira ao amin'ny star'ac aloha....toa mora ho lasa
izaho aloha manohana koa e!

11. ainaheri
(
05/11/2007 16:25)
aona mo ilazanareo we tsy mahay teny gasy ee,ary ilay fingotra na taolankifafa in mo no olana fa ny fahaizamihira sy ny mahagasy azy no resahana eto,tano ny azo fa sarotra ny mila,za alou vonona anohana azy ee,tsy ho reharehany izy irery fa ho an'ny M\car iray manontolo ra lany eo izy,nga tsy itanareo ireny nosy kely tsy fantatr'iza na iza ireny lasa tompondakan'ny zao tontolo zao,d lasa malaza ho azy ilay nosiny,na izany efa mba relaza iany dago @ hakantony
12. xxx
(
05/11/2007 17:03)
ainaheri: ka izahay we hanohana azy ko! figontra fomba filaza fotsiny izany fa mahia no tena dikany ka mba lazaina kosa ny tena marina fa inona ary ity???? mora miakatra ity
13. sarobidy
(
06/11/2007 06:43)
8. Mpandefa : koffman [ Valio ] 05-11-2007 15:18:40
Lohateny : Re : star'ac
Fa taiza no nahitan'i Sarobidy azy niteny gasy?
valiny
sarobidy [ Valio ] 05-11-2007 09:20:28
Lohateny : Re : star'ac
Fa ny fahitako azy ôtry ny tsy mahay teny gasy izy na de oe gasy aza, iny vé efa mbo taty dago zao hihihi
avy eo
4. Mpandefa : Ralay [ Valio ] 05-11-2007 10:30:07
Lohateny : Re : star'ac
sarobidy: mahay izy fa ampiresaho anie hihihi
koffman: zao le fipetrakle resaka teo, azontoi amzay!!! :-*
14. xxx
(
07/11/2007 10:09)
tena nahafa-po n'ny prof aloha ny ratrapazin'i eva e! saika nominée i kala a! tohizo eva fa manohana lalandava zahay!
15. bitrokel
(
07/11/2007 10:47)
slt daholo indray an!
izaho kosa aloha nahita fa nanao ezaka be izy e! tsara ny prestation ny fa dia manohana koa izaho vao nominée eo izy..
izaho kosa aloha nahita fa nanao ezaka be izy e! tsara ny prestation ny fa dia manohana koa izaho vao nominée eo izy..
16. sarobidy
(
07/11/2007 12:17)
za zao tsy nahita an'zay farany lazainareo izay, ande hanenjika kely aloha :D
17. karinah
(
07/11/2007 16:18)
bitrokel:8O8O8O
fa na izany aza somary matanjaka ihany ny adversera-ny an! atahorana ho latsak antenantenany
18. karinah
(
07/11/2007 16:20)
bitrokel:Ie koh! mitondra rà gasy izy donky azo lazaina oe gasy.^^
Izany hoe dia gasy i kala eva ao ami'ny star academy 7??????ahoana no fahitanareo azy????tohano izy e!8)
19. karinah
(
07/11/2007 16:23)
sarobidy::^):^):^) ny rà mikorana antiny ao no mitondra an'io fa na gasy izy na viet na inn Amiko azo atao oe gasy izy. Izaho manohana azy h@ farany...
Fa ny fahitako azy ôtry ny tsy mahay teny gasy izy na de oe gasy aza, iny vé efa mbo taty dago zao hihihi :lol:
20. bitrokel
(
07/11/2007 17:13)
karinah:
bitrokel:8O8O8O
fa na izany aza somary matanjaka ihany ny adversera-ny an! atahorana ho latsak antenantenany
ka efa we matanjaka ny adversa koa! tsy hitandry angaha ireny adversa bdb mbola mahavoa no ho izy ireny???tsy nahita ny evale ngah ndry????
fa talmin'ny ratrapazy izy nahavoa an! ny gasy ndray atokisana ka! refa hiezaka dia tonga amin'izay tanjona irina, sur e! manohana tsika
i kala noemie no tsy tiko maizina mitsy , mihanta velona capricieuse toa mihevitra azy ho zavatra be anefa nominée foana.