star'ac

21. karinah ( 08/11/2007 12:52)
amoureuse izy koh.
22. sarobidy ( 08/11/2007 12:52)
18. Mpandefa : karinah [ Valio ] 07-11-2007 17:23:45
Lohateny : Re : star'ac
Hoy i sarobidy:

Fa ny fahitako azy ôtry ny tsy mahay teny gasy izy na de oe gasy aza, iny vé efa mbo taty dago zao hihihi

ny rà mikorana antiny ao no mitondra an'io fa na gasy izy na viet na inn Amiko azo atao oe gasy izy. Izaho manohana azy h@ farany...





karinah: ko ngah za raha miteny an'io de oe tsy manohana an'azy ve :lol:
tohanako mafy de mafy satri gasy tahaka ahy:-P
23. karinah ( 08/11/2007 12:54)
euh..=D=D=D
24. sarobidy ( 08/11/2007 13:49)
^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
25. xxx ( 08/11/2007 14:16)
karinah: fa angaha raha amoureuse de hanao toetra otran'ny ireny....zao manjary halan'ny ankizy ataon'ny ankizy fiomehezana no voadakan'i sevan, tsy mila sipa iotran'ireny aloha izaho e.
ary izy mba nanao cri n'i amel bend na mariah karrey:-D:-D:-D:-D
26. sarobidy ( 09/11/2007 09:47)
ko samy manana ny fiainany io kouh, zay no mba fantany fa mety, akory atao e, fa tiko ny fomba fihirany na izany na tsy izany, tohanako fôna izy;-)
27. xxx ( 09/11/2007 15:45)
iza no ho tohananao ry sarobidy i noemie sa i eva????
28. sarobidy ( 10/11/2007 07:25)
i eva ry xxx aaaaaa
29. lanto ( 18/11/2007 19:51)
http://www.moov.mg/musique.php?articleId=337548



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0122