Ny fisainana, fomba, ny rehetra no voatsindrin'ny vazaha

1. Jeankely ( 29/10/2007 06:55)
Tsy ny Sipa ihany no lasan'ny vazaha fa na ny fomba fijery na ny fomba fanadihadihana zavatra dia izay mitovy @'ny analyse-ny vazaha no avo fijery. Hita eto izany @ fametrahana filozofia isan-karazany. Noho izany tsy mahagaga raha lasan'ny vazaha hatramin'ny Sipa satria mitady ny izay mahasoa izy. Izay nianatra an-dafy no mahay hoy ianareo ary ny mbola any Dago donto koa inona no olana raha avy dia lasa vazaha no tian'ny sipa gasy? Tsy voaharo amin'ny fo io fotsiny io.
répondu par Jeankely le 13/11/2007 10:41
2. mignone ( 29/10/2007 07:20)
i jeankely kou lasany vazaha !:b:b:-D
3. Jeankely ( 29/10/2007 07:44)
Ny fijery daholobe no resahiko fa izaho tsy ilain'ny vazaha ka.
4. xxx ( 29/10/2007 07:48)
ka tsy vao maika ve tsara raha lasa mitovy fijery amin'ny vazaha, ny vazaha tsy misy ny fialonana eo anivon'ny fiaraha-monina fa samy mikatsaka hampandoso ny fiainany , hany ka mandroso fatratra hatrany ny fireneny fa ny an'i gasy laozana mifampitsikera, mifampialona, mifanenjika dia variana eo hany ka tsy hivoatra mihitsy na amin'ny lafin'ny inona na inona.....:-D
5. Jeankely ( 29/10/2007 07:59)
Marina iny aloha. Tena betsaka ny mifampialona sy mifanenjika ary mahafinaritra io. Indraindray na ny mpanenjika koa aza tsy mahafantra hoe izaho anie ka mpanenjika ny sasany ihany koa e.=))=))=)). Tsy nilaza aho hoe ratsy ny fomba fiainana sy fijery vazaha fa ny hoe tia hiala ny fiery tranainy ny rehetra ka tsy misy mahagaga raha lasan'ny vazaha daholo ny entana.
6. xxx ( 29/10/2007 08:02)
Jeankely:

Tsy nilaza aho hoe ratsy ny fomba fiainana sy fijery vazaha fa ny hoe tia hiala ny fiery tranainy ny rehetra ka tsy misy mahagaga raha lasan'ny vazaha daholo ny entana.


tsy hoe kosa tia hiala ny fijery fahiny fa tazominy ny fijery fahiny mahafinaritra sy mahomby fa izay fijery tsy mampandroso sy makafoka ajanona any...:-D


7. Jeankely ( 29/10/2007 08:07)
I Raxxx ihany no nilaza hoe variana mifampialona sy mifanenjika koa inona indray ary ity. Izany no tsy mampandroso ho Raxxx sa ahoana indray e?
8. xxx ( 29/10/2007 08:20)
ieny e! ka mamaly anao anie izaho e! hoy i JK hoe:Tsy nilaza aho hoe ratsy ny fomba fiainana sy fijery vazaha fa ny hoe tia hiala ny fiery tranainy ny rehetra ka tsy misy mahagaga raha lasan'ny vazaha daholo ny entana.

ka hoy aho hoe tsy ny fijery tranainy rehetra angamba no hialàna, fa izay fijery tranainy tsy mahomby no ariana...
9. Jeankely ( 29/10/2007 08:36)
Dia ahoana ilay entana lasan'ny vazaha fa misy mitomany sy malahelo mafy.
10. xxx ( 29/10/2007 09:00)
ilay entana lasan'ny vazaha indray aloha dia efa lasany izay, mbolamaro ny entana libre ao ka maninona no tsy alaina fa izay lasa ihany no mampimenomenona....matetika jerem-potsiny ireny entana ireny, mbola variana mitazana sy mampitaha entana hoe iza no tsara indrindra, iza no ahazoako tombony kokoa ; sao dia tsy tafita ami'nity entana ity aho, toa mbola tsy miasa i entana iray io na koa tsy dia nahita fianarana firy i entana iray io, na koa somary mahantra i entana iray io, na koa hoe zokiny loatra io entana iray io na koa hoe ratsy endrika be ilay entana iray io, na hoe manam-pahaizana loatra ilay entana iray io , ...dia eo no mihanahana eo tsy sahy mirisika maka engagement hikarakaràna an'ilay entana fa rehefa lasan'ny vazà ireo karazana entana ireo vao mimenomenona be!
11. xxx ( 29/10/2007 09:05)
tehefa mba tia hiroso amin'ny tokantrano kosa ve ny sipa, (entana) , ka na ny eo ampotony aza tsy taitra amin'ny entana tsy aleony manaraka an'izay mahay mikolokolo azy, marina be ny azy , hiandry vasoka be fotsiny eo ve?????fotoana lany hiandrasana ny mpifidy entana eo efa mba fotoana hamapandrosoana ny tena fiainana ho lavitra be miaraka amin'ilay antsony hoe vazaha hahahaha!
12. Jeankely ( 29/10/2007 09:07)
Lasa matanjaka ny entana dia mitomany ny kely saosy kano=))=))=))
13. xxx ( 29/10/2007 09:13)
fa tsy azoko mihintsy ho aho rehefa hoe vazaha dia hoe be saosy e! io araka ilay noalzaiko etsy ambony ihany..miasa fatratra ny vazaha ary mihoatra ny tampon-dohany ny ora hiasàny ka izay no maha be saosy azy....hihihih! ny entana lasan'ny vazaha koa anefa miaraka mikatsaka ny tsara miaraka amin'ilay vadiny (vazaha) io, ka aiza no tsy ho be saosy...
ka io na aty andafy na any madagascar, tsy misy afa tsy ny miaraka miady roa ihany no tena tsara tsy mampandroso ny fiainana fa raha izay karama tokana tsy mahalasa lavitra.....
raha vao olondroa no miaraka mamoy ny fiainana dia mandroso 2 fois plus noho ny ilay olon-tokana....
ka anefa ny fahitàko ny tanora na tsy ny tanora aza any antanàna any dia matahotra mafy ny hiditra amin'io fanambadiana io, ao koa ny tia tena hitazona azy samy irery ny karamany ka aleony irery toa izay manambady, ao ny matahotra sao tsy ho tafita raha manambady fa sao hianjadian'ny vidim-piainana ka aleo irery eny ihany....
ka ny vevavy na ny entana gasy kosa rehefa tsy misy mpaka vady la ilaozann'ny mpaka misalasala sy mandinika maka saina eo aiza izy no tsy hikopa-kelatra.....
14. xxx ( 29/10/2007 09:18)
izaho akory tsy miteny hoe toy izay daholo ny gasy fa misy maro ihany koa ny mivady ka miaraka mampandroso mafy ny fiainany , manao an'izao sy izao...ary tena misy mandroso tokoa moa izany, kanefa tena mbola maro no efa fotoana ny fahambadiana dia mbola mihazohazo fatram-pifidy eo!
15. salmo1 ( 29/10/2007 10:24)
xxx::D
=D
¿fa maninn aza enao no miafina ps? ^:^
;-)
16. xxx ( 29/10/2007 10:26)
salmo: ka izay no safidiko anonyme....
17. salmo1 ( 29/10/2007 10:49)
xxx: tohizo fa tsara e!
;-)
18. xxx ( 29/10/2007 10:53)
salmo:;-):b:-D:-D:-D:-D mba hevitra miposaposaka ao antiko ireo:-D
19. xxx ( 29/10/2007 16:59)
hay moa izany ka mahatsiaro ho voatsindry lava aminy fiainana ity ra jeankely
^:^^:^
20. Jeankely ( 30/10/2007 04:31)
Fa i Jeankely indray angaha no nitaraina fa lasan'ny vazaha ny sipa? Izaho miaina ary tsy voatsindry no tsy manindry. Milalahatra fa tsy mifampitaingina ka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1829