Ny fisainana, fomba, ny rehetra no voatsindrin'ny vazaha
41. Jeankely
(
08/11/2007 13:49)
Izaho tsy anisany manaintsaina fa tena anisany donto. Tena arakaraky ny fisainanareo marina ny andraisan'ny hafa ny hafa ary tena misy lanjany @ lafiny rehetra ianareo. Izany no hiriana ka dia fisaorana ny avo rehefa tsara laharana ny maro. Tena tsy voatsindry marina kanoooo.
43. salmo1
(
09/11/2007 10:30)
:lol::lol:
Misy fiteninay zay koa mitovitovy amnio rehefa mihevi-tena fa marina sy mety de mbola mandahy iany lay olona anakiray sady miteny oe:''¡¡No, y punto!!'':-D
Mampalahelo maintsy rehefa sipa zay no miteny anio ah:oops:
Point final: Ahoana ndray no dikanio teny io amin'ny teny gasy? teboka farany ve? sa de zay zany de samy vita?
;-)
meva::-D:-D
ka rehefa donto dia mangina.
Point final
Misy fiteninay zay koa mitovitovy amnio rehefa mihevi-tena fa marina sy mety de mbola mandahy iany lay olona anakiray sady miteny oe:''¡¡No, y punto!!'':-D
Mampalahelo maintsy rehefa sipa zay no miteny anio ah:oops:
Point final: Ahoana ndray no dikanio teny io amin'ny teny gasy? teboka farany ve? sa de zay zany de samy vita?
;-)
44. narivony
(
09/11/2007 12:27)
Aza kivy ary manaiky voapepo daholo, mitady porofo?
http://www.kamaniok.fr/memoire/inventions.htm
http://www.kamaniok.fr/memoire/inventions.htm
46. Jeankely
(
13/11/2007 10:41)
Point Final ve? Tsy donto ve? Misaotra fa tena milay ary e ary mahereza an an an=))=))=))