Ny fisainana, fomba, ny rehetra no voatsindrin'ny vazaha
21. xxx
(
30/10/2007 06:00)
tohizo ny resatsika aloha ry jeankely ah! tsy izaho io xxx farany io....;-)
22. tsaramaso
(
30/10/2007 09:02)
iza no reven'la ry jeankely ????
- fahavendranana malagasy ???!!
ve sa :
- voatsindrin'ny vazaha ??!!!!
hahahahahah !!!!!!
Poissons morts an'i tezitra daolo le !!!!!!!!!
- fahavendranana malagasy ???!!
ve sa :
- voatsindrin'ny vazaha ??!!!!
hahahahahah !!!!!!
Poissons morts an'i tezitra daolo le !!!!!!!!!
23. Jeankely
(
30/10/2007 09:43)
Ka tsy izaho no mifidy ry tsaramaso maina fa izay no zava-misy e. Miketroketrona moa ny tsaramaso maina rehefa mangotra o?=))=))=))
27. xxx
(
30/10/2007 19:33)
toa hoe i jeannette no tena izy fa afoheizna hoe jeankely hitako tany amin'ny fifamalina forum tany io8O:-D
28. xxx
(
30/10/2007 20:36)
zanety o zanety
zanety misoavaly sipagasy
lesbo sa sarindà ? :-D
te hiverina hanao lambahoany sy hirojo vakana izy malahelo be ny fomba fiankanjo fahiny =))
32. meva2
(
31/10/2007 08:25)
Hoan'i jeankely,
Efa ela ihany aho no namaky izay nosoratanao fa indaindray mahalasa saina ihany satria ny fahitako azy dia manana olana manokana (perso) @ fiaraha monina ianao ka io no avoitranao lasa général.
Maro ireo tsikera na koa provocation ataonao ary mba tena tiako ho fantatra raha izany hoe: inona no fepetra mba raisinao sy afaka zarainao @ daholo be??
Ohatry ny nahita resaka fomba fitafy koa aho, betsaka ny fomba fitafy malagasy: salaka, landy, lamba, malabary
fa raha tena mitady ny original indrindra ianao dia mitovy daholo hoan'ny olombelona: hodi-biby.
33. Jeankely
(
31/10/2007 09:03)
Angaha nijanona teo @'ny resaka akajo izy tao ambony tao? Sao tsy mamaky tsara ianao? Izaho tsy mitaraina fa miresaka ny zava-misy ary misalaka ihany indraindray =))=))=)). Izay voadona voadona fa tsy mankarary andoha anay izany. Ny hafatro kosa dia hoe matoa solon'anarana ny mipetraka eto angamba tsy nisy mihintsy hoe jerena ny mombamomba ilay olona dia soratana eto izay hita ao. Iza no tsy matotra? Rehefa mba nianatra mba asehoy fa aza manao toetra dondrona. Tsy ajaranao ny milaza izay mombamomba ny olona fa izy no manao izany raha toa ka dedaka tia hanao izany izy. Tsy karazany sahala ahy ny izaha izay mombamomba ny hafa ary tsisy hilako izany mihintsy. Manana ambo fa aza mifampizahazaha.
34. booboo
(
31/10/2007 09:36)
Hita fa mitaraina dia mody mi-wawawa miala bala fotsiny. Ny hafa rehefa mandefa dinika dia lazainao fa ry zareo no mpanao an'iny (cf ireo raha aby aby nandraisanao anjara hatrizay tato @ serasera) dia rehefa ianao dia hoe miresaka ny zava-misy fotsiny ?
35. Jeankely
(
31/10/2007 09:52)
Raha aby aby =))=))=)) izay hitanao dia izy no nilaza ny tenany hoe ahoana no hevitra fa mi-masta foana aho ohatra, tsy mitovy amin'ny fomba fijery sy fanao manaradavahana ka rehefa aseho amin'ny sary dia hoe tsy izaho io =))=))=))
36. meva2
(
31/10/2007 12:22)
Mba noheveriko ho valinteny mendrika ny nomenao kay olona mora mibaradaka!!!!
Mbe noheveriko ho zavatra tsara fototra ny tantarainao eto kay rehefa halalinina babangoana!!!!
Mahay ery ianao mitsikera ny olona fa rehefa ianao no resahina toa tsy misy hapoaka akory na kely aza.
Ny ZAVA MISY koa no noresahako teto fa tsy namorona aho akory.ZAVA MISY niainga avy teo amin'ireo rediredinao rehetra ireo.
Izay ihany no tiako fantarina ka.
Bon week end e!!!!
37. Jeankely
(
02/11/2007 03:48)
Tsy misy fotoana izahavako ny mombamoma anao koa ary tsy ilaiko na oviana na oviana. Mivadika resaka hafa moa ary tsy dia mifandray @'ny resaka voatsindry sy manindry intsony. Ianao aloha tsy vazaha sa vazaha tapany ka tia hanindry? Ny tolana no voa fa tsy ny rindrina e.
38. naughtyboy
(
04/11/2007 10:14)
akanga alou ry zankely ra optimist ny oul 1 refa miresaka de zao:-ny zv tsara de faka tahaka ,ny ratsy avela
ny resaka fahalalana mitombina sy matotra de fianatra zay no mahatonga ny zaza malagasy handrato fahaizana aty ampita fa tsy hionona @ itafy salaka sy malabary,taratry ny fandrosoana zany,ra enao io zao no tsy tia vazaha maninona no tsy nijanona tao dago fa mbola mitonatonana miaina any antaninoul kafa sa tsy fantatrao ko ny antony mahatonga anao hiaina any? ny avo fijery amiko de zao mivelatra fijery nefa mahay mitazona ny mahaizy azy(mahamalagasy)
za zao ny mahatsapa fa mitovy zo @ reo tompotany aty ivelany na de vahiny aza aty fa tsy ambany zareo zany,ra sipa ndray de leo aza za fa vazaha ihany no azoko safidina eto na de gasy aza no mbo iriko iaraka amiko zany oe aza adino fa gasy ko afaka manindry sipavazaha aradalana
aza terena ny hafa oe votsindry ny vaza zany ra enao no mahatsapa tena fa voatsindry lava @ fiainanao any:wink:

39. Jeankely
(
06/11/2007 09:42)
Misaotra anao nanindry vazaha vavy maro ary e. Izaho no donto fa ianareo tsy voatsindry ary ny Malagasy mahery @ lafiny rehetra izany. Inona moa fa dia fahasoavana lehibe izany. Diso ny fijerinay izany ary arabaina isiaka fa manidry ary tsy voatsindry.
40. naughtyboy
(
07/11/2007 18:05)
tsisy fisaorana fa ra ny tena marina nge mitovy daoly ihany ny oul rehetra ny fomba fiheveranao ny tenanao ihany no iheverany hafa anao ko ndray2,eritreretiko ho manantsaina enao oh. de mino aho fa raisinao ho misy heviny ko ze lazaiko:wink:
ary indrindra alaviriko ny manaratsy ny hafa ra tsy oe izy nga no manaratsy ahy:°)
ary indrindra alaviriko ny manaratsy ny hafa ra tsy oe izy nga no manaratsy ahy:°)