Vaovaon'i Rakaroka

1. ari.malala ( 23/10/2007 06:19)
56. Mpandefa : rakaroka [ Valio ] 23-10-2007 06:23:03
Lohateny : Re : MALAHELO aho!
Nandao antsika omaly hariva t@ fito ora malagasy izy.
'ndriiiiy Lasa ry reto ilay "mpimatimaty" amiko!
Fandalovana tokoa ny fiainantsika: mielina ihany.
De toute façon efa nataoko ny ala-nenina rehetra : nierako ny ho entina ho tsaboana aty France na atsy "Afrique" du Sud izy fa tsy nety, dia nahavitako "Albumn-kira izy no-dédié-ko ho azy mba handrotsy ny takarivany iny ho solon'ny tanako manotra azy rehefa izy vizana.
'Hijery ny "vols" possible aho izao maraina izao. Halevina ny zoma izao izy.


(Tohin'ny dinika any @ antson'ny fo "malahelo aho" ity, fa nalefako eto mba hiarahantsika mianakavy mahita sy maneho ny fiaraha mioryaminy eto @ site.)

Dia maneho ny fiaraha-miory aminao ny tenako ry Rakaroka, mahereza hatrany fa tombon-dalana ny azy.

Raha sendra mba mandalo eto anie ianao azafdy ry rakaroka dia mba mametraha contact na omeo azafady ny torolalana ahafahanay manefa ny adidinay e, misaotra mialoha.
répondu par rakaroka le 18/12/2007 21:53
2. lanto ( 23/10/2007 07:36)
Miara-ory am rakaroka; dia mahereza hatrany!
3. ikalamako ( 23/10/2007 07:51)
miombona alahelo ary mankahery.
4. mimich ( 23/10/2007 07:56)
maneho ny fiaraha-miory sy mankahery ihany koa
5. meva2 ( 23/10/2007 07:57)
Midera ny fitiavanao sy ny fahatanjahan'ny sainao aho.
Misaotra tamin'ny fizarana izay tao amponao tamin'ny alalan'ity seraseran'ny mpinamana ity.
Mitrotro anao ambavaka hatrany aho.
Aza manahy fa tsy irery ianao.
meva2
6. mihanta ( 23/10/2007 08:13)
mirary fiononana feno d mazotoa korazy foana
7. bozyboleta ( 23/10/2007 08:33)
Mirary fiononana feno ho an’i Rakaroka sy ny fianakavianao.
Ilay Tompo be fitiavana anie hiaraka aminareo hatrany, tsy ho @ zao andro manjombona izao ihany fa mandritra ny fiainanareo rehetra.
:-*
8. diamondra27 ( 23/10/2007 08:45)
rakaroka: mirary fionona feno ho andry aho.Mahereza an!
9. Mandefitra ( 23/10/2007 09:16)
Ilay Fanahy Mpampionona anie hampahery sy hampitraka anao rakaroka.Amen
10. ratonga ( 23/10/2007 09:51)
mirary fiononana ho an'i rakaroka! mahereza!!!
11. booboo ( 23/10/2007 09:54)
Miombona alahelo @ Rakaroka sy ny fianakaviany. Mirary fionona feno sy tanteraka ihany koa.

:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*
12. Valala ( 23/10/2007 10:22)
Mirary fiononana feno ho an'i rakaroka sy ny fianakaviany d mitrotro ambavaka anao ihany koa ny tenako:-*:-*:-*:-*:-*:-*
13. sipagasy ( 23/10/2007 10:36)
mirary fiononana feno ho anao e!:-*
14. sitlo ( 23/10/2007 12:41)
Aza misosoka alahelo intsony tompoko. [IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Divers/bonjour-97213.gif[/IMG]
15. Samoana ( 23/10/2007 13:14)
Maneho fiaraha-miory aminao sy ny fianakavianao izahay namana ary mankahery sy mivavaka ho anao @ izao fisarahana an-tany izao:-*
16. soanja ( 23/10/2007 14:36)
Rakaroka> Miombona alahelo aminao izahay. Efa any amin'ny tanin'ny Fitoniana izy ka aza manahy intsony. Homba azy anie ny Tompo!
Hitondra fiahina ho an'ireo zay nilaozany anie ny fanahiny.
Aza misosoka alahelo. :-*:-*:-*:-*(l):-*:-*:-*Soanja
17. xxx ( 23/10/2007 14:51)
Mamangy amin'ny fahoriana nidona izany dia aza misosoka alahelo intsony. ny fahafatesana toy ny teha-maina amin'ny takolaka ankavia ary ny fiononana toy ny teha-maina amin'ny takolaka ankavanana.
18. evasoa ( 23/10/2007 15:02)
Mirary fiononana tanteraka. Mahereza :-*:-*:-*:-*:-*:-*
19. tslem ( 23/10/2007 18:18)
Misaotra an'i Ari nampita ny vao², dia miombon'alahelo @ Rakaroka sy ny fianakaviana manontolo!
20. ikaretsaka ( 23/10/2007 18:42)
korazy rakaroka an. dia tsy izany akory no hampirodana ilay efa naorina e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8499