Lesoka sy soson-kevitra ho an'ny mpitondra fivavahana rehetr

1. gasynamana ( 15/09/2007 15:05)
Nosokafana ity lohahevitra ity mba hahafahan'ny tsirairay mitondra ny anjara birikiny amin'ny fanatsarana ny asam-pitoriana ny finoana.
Ny zavatra angatahina amintsika dia ny ilazanantsika am-pitiavana ny lesoka hitantsika rehetra eo amin'ny fitoriana ny finoana. Mba tsy ho tsikera manimba anefa no hatao fa hanarenana ny tsy mety dia aoka ny fanakihanana (filazana lesoka) mba harahina soson-kevitra ho fanatsarana hatrany.
Misaotra antsika
répondu par fijo le 26/09/2007 21:42
2. niryna ( 15/09/2007 16:06)
gasynamana:

Nosokafana ity lohahevitra ity mba hahafahan'ny tsirairay mitondra ny anjara birikiny amin'ny fanatsarana ny asam-pitoriana ny finoana.
Ny zavatra angatahina amintsika dia ny ilazanantsika am-pitiavana ny lesoka hitantsika rehetra eo amin'ny fitoriana ny finoana. Mba tsy ho tsikera manimba anefa no hatao fa hanarenana ny tsy mety dia aoka ny fanakihanana (filazana lesoka) mba harahina soson-kevitra ho fanatsarana hatrany.
Misaotra antsika

ie, ny tena mampalahelo dia manaiky ampiasan'ny satana ny sasany ka mandromba ny kristiana namany,jereo ny finoana hafa izay noheverin'ireo milaza azy ho kristiana ,fa tsy mba manenjika na manasoketa ny kristiana.Tsy ho menatra ve isika raha isika samy isika milaza ny hitory indray no mifampihinana? Mila miambina fa mahery ny satana,mety tsy mahatsampa isika fa rehefa miverina aminy,mivavaka vao miditra ato dia ho hitantsika ny fahasoavany sy ny asa omeny ataontsika tsirairay avy.:It is so sadddd:cry::cry::cry:
Dia hoy Jesosy taminy: Andeha hanaraka Ahy, fa hataoko mpanarato olona hianareo. Matio 4:9
Soa ihany fa nataony daholo ireny mba hanamafy ny finoana sy vao maiky hiderana ny tenin'ATra andro aman'alina.
Araka ny nihainoanay an'i Mosesy tamin'ny zavatra rehetra no hihainoanay anao koa; homba anao anie Jehovah Andriamanitrao tahaka ny nombany an'i Mosesy.

Izay rehetra mandà ny didinao ka tsy mihaino ny teninao amin'izay rehetra andidianao azy dia hatao maty; koa mahereza sy mahatanjaha hianao.
Josoa 1:17-18 :D

3. Fiffi ( 15/09/2007 16:28)
"gasynamana":
ny ilazanantsika am-pitiavana ny lesoka hitantsika rehetra eo amin'ny fitoriana ny finoana. Mba tsy ho tsikera manimba anefa no hatao fa hanarenana ny tsy mety dia aoka ny fanakihanana (filazana lesoka) mba harahina soson-kevitra ho fanatsarana hatrany.
tonga de mamely avy hatrany niryna.....
"niryna":
noheverin'ireo milaza azy ho kristiana
enao kalou no tokony handinin-tena voalohany.....am zao fitsaranao ny hafa hatrany zao !
"niryna":
ie, ny tena mampalahelo dia manaiky ampiasan'ny satana ny sasany ka mandromba ny kristiana namany
tsara rehefa maha-tsapa-tena.....
4. pissoa ( 15/09/2007 16:50)
gasynamana:

Nosokafana ity lohahevitra ity mba hahafahan'ny tsirairay mitondra ny anjara birikiny amin'ny fanatsarana ny asam-pitoriana ny finoana.
Ny zavatra angatahina amintsika dia ny ilazanantsika am-pitiavana ny lesoka hitantsika rehetra eo amin'ny fitoriana ny finoana. Mba tsy ho tsikera manimba anefa no hatao fa hanarenana ny tsy mety dia aoka ny fanakihanana (filazana lesoka) mba harahina soson-kevitra ho fanatsarana hatrany.
Misaotra antsika

Ny lesoka : tsy manaja audience ny mpitory sasany ... ary tsy manaja tena.

Ohatra :
1 - Amiko manokana, tsy tokony mitovy ny hiresahana amin'ny olona arakaraka ny taonany, ny zavatra ataony, sns ! Raha mpitarika ankizy kely ohatra dia hafa ny firesaka aminy, raha miresaka amin'ny olon-dehibe dia hafa koa ny firesaka aminy.
2 - Ny fotoana koa tsy angalarina. Hajao ny fotoana rehefa mitory teny fa tsy ny mpihaino indray no lazaina hoe tsy maharitra mihaino ny tenin'Andriamanitra ! :-D:-D:-D

Vahaolana :
1 - Mila mianatra ny mpitory. Ny asa fitoriana amiko dia tsy inspiraka fotsiny no tokony mitondra azy. Tsy mianatra baiboly fotsiny, fa mianatra izay azo ianarana rehetra !
2 - Mila omanina ny toriteny. Io toriteny mandeha amin'ny inspiraka fotsiny io no heveriko fa isan'ny mahalava teny ny olona sasany. Rehefa 5 min ny ananana rehefa mitory teny dia hajao hoe 5 minitra ihany. Aorian'ny sary rahateo dia ny teny tsotra, fohy, mazava no mora raisin'ny olona entiny miaina fa tsy izay baiboly be foronina eo ampitsanganana eo tsy akory ! Hafa indray raha hoe ady hevitra na famelabelaran-kevitra no atao.

Tsy miresaka ny zavatra toriana aho, izay mety ho diso be na niniana nodisoina ; fa miresaka ny fomba fitoriana azy fotsiny.
5. pissoa ( 15/09/2007 17:19)
:roll:
6. ikaretsaka ( 15/09/2007 17:21)
mitovy fijery @ pissoa
7. niryna ( 15/09/2007 17:24)
Hoy i xxx:

Fiffi:

"gasynamana":
ny ilazanantsika am-pitiavana ny lesoka hitantsika rehetra eo amin'ny fitoriana ny finoana. Mba tsy ho tsikera manimba anefa no hatao fa hanarenana ny tsy mety dia aoka ny fanakihanana (filazana lesoka) mba harahina soson-kevitra ho fanatsarana hatrany.

tonga de mamely avy hatrany niryna.....

Hoy i niryna:
noheverin'ireo milaza azy ho kristiana

enao kalou no tokony handinin-tena voalohany.....am zao fitsaranao ny hafa hatrany zao !

Hoy i niryna:
ie, ny tena mampalahelo dia manaiky ampiasan'ny satana ny sasany ka mandromba ny kristiana namany

tsara rehefa maha-tsapa-tena.....

izaho tsy mbola nahita na nahare anao nanaiky ny toritenin'i niryna mihitsy sa izy tsy mba miditra any amin'ny resa-behivavy(ny vehivavy toa inona no tianareo be vody sa kely vody) sao dia izay kosa no mahatonga anao hankahala azy io.

tsy maninona izany ka,torina foana ny teny fa isika olon'Atra daholo,matoa milaza hoe kristiana,ny manetritena aloha dia aleo ny tsirairay no hitsara tena,ny hifona amin'ny Atra sy mivavaka ny tsy tia antsika no tanjona lehibe,mety tsy mahalala anie izy hoe tsy tia ahy na tsy tiany ny teny toriko e.Miaraka amin'Atra aho ka tsy matahotra na iza na iza.IZY IRERY IHANY NO AHATORAKO SATRIA IZY NO AFAKA MAMONO NY FANAHIKO.Manaja ny rehetra aho fa tsy ho voatery hanaraka izay tsy mety nataony.Afaka mankana amin'izay web rehetra izy ka,fa ny fitondrantenantsika dia efa endrika iray hitsarana fa kristiana isika.Miteny sy mankahala sy romotra daholo ireo izay tsy manaraka ny tenin'ATra ? Azy sy Atra izany fa tsy misy hidirako,izaho koa aza mbola ho tsaraina kou.
Misaotra ry xxx nampahery a.Andriamanitry ny fiadanana anie homba antsika rehetra.Katsao ny marina,diniho ny tenin'Atra,halaviro ny ratsy rehetra ary maneke fa tsy mendrika ny tenantsika kanefa hoy izy hoe"Raha hoy isika: Tsy manana ota isika, dia mamita-tena, ary ny marina tsy ato anatintsika.

Raha miaiky ny fahotantsika isika, dia mahatoky sy marina Izy ka mamela ny fahotantsika sy manadio antsika ho afaka amin'ny tsi-fahamarinana rehetra. IJaona 1:8-9
Ny fanontaniako mba hilako valiny dia moa ve ireny olona ampiasan'ny satana ireny mahafantatra hoe ny fm (fanahy maloto) no mitondra azy hankahala olona na hanao zavatra tsy tokony atao? sa ny sainy no tonga dia madilo sy leo raha vao mahita ny anaran'ny olona izay tsy tiany?
8. pissoa ( 15/09/2007 17:48)
:-D:-D:-D
9. simplex ( 15/09/2007 17:54)
niryna:
Hoy i xxx:
kiiiii ary za tsy mahita xxx kle :roll::°):P

fa nga tsy secte le mpitory ireny e?
sa hoe hevitra hoandry mopera sy ry pasitera no tiana hambara eto?
10. kalina80 ( 15/09/2007 17:58)
11. ikaretsaka ( 15/09/2007 17:59)
Betsaka ny misaina an\'io lazain\'i niryna io , nefa aoka ho tsarovana fa
tsy rehefa mpivavaka (indrindra kristianina) akory dia lasa olona misavoamboana any anivon-danitra any..
Mbola miaina eo anivon\'ny fiaraha monina, donc mandray anjara amin\'ny fiaraha monina izy.
afaka manontany ny fiaraha monina momba n\'ny zavatry ny vatany izy, ny fikojana an\'io sns...
samihafa nefa mifameno ny fikojana ny vatana sy ny fanahy

\"Raha hoy isika: Tsy manana ota isika, dia mamita-tena, ary ny marina tsy ato anatintsika.
Raha miaiky ny fahotantsika isika, dia mahatoky sy marina Izy ka mamela ny fahotantsika sy manadio antsika ho afaka amin\'ny tsi-fahamarinana rehetra. IJaona 1:8-9

izay indrindra ^:^
12. Fiffi ( 15/09/2007 18:09)
"xxx":
izaho tsy mbola nahita na nahare anao nanaiky ny toritenin'i niryna mihitsy sa izy tsy mba miditra any amin'ny resa-behivavy....sao dia izay kosa no mahatonga anao hankahala azy io.
na de tsy hitako azy le nosoratan'xxx , tsy olana zany ....

non ! tsy misy fankalahana an'i niryna na kely aza...mitory teny niryna tsy olana mintss io na de kely aza....saingy rehefa misy fahadisoana kosa de manaiky ohatran'rehetra hoe "heu....hay tokotrany nanao fahadisoana zah" ary tsy zay lazain'niryna rehetra akory ry xxx de marina avokoa an ! na de mpitory aza izy.....
13. ikaretsaka ( 15/09/2007 18:09)
pissoa:

Ny lesoka : tsy manaja audience ny mpitory sasany ... ary tsy manaja tena.

Ohatra :
1 - Amiko manokana, tsy tokony mitovy ny hiresahana amin'ny olona arakaraka ny taonany, ny zavatra ataony, sns ! Raha mpitarika ankizy kely ohatra dia hafa ny firesaka aminy, raha miresaka amin'ny olon-dehibe dia hafa koa ny firesaka aminy.
2 - Ny fotoana koa tsy angalarina. Hajao ny fotoana rehefa mitory teny fa tsy ny mpihaino indray no lazaina hoe tsy maharitra mihaino ny tenin'Andriamanitra !

Vahaolana :
1 - Mila mianatra ny mpitory. Ny asa fitoriana amiko dia tsy inspiraka fotsiny no tokony mitondra azy. Tsy mianatra baiboly fotsiny, fa mianatra izay azo ianarana rehetra !

2 - Mila omanina ny toriteny. Io toriteny mandeha amin'ny inspiraka fotsiny io no heveriko fa isan'ny mahalava teny ny olona sasany. Rehefa 5 min ny ananana rehefa mitory teny dia hajao hoe 5 minitra ihany. Aorian'ny sary rahateo dia ny teny tsotra, fohy, mazava no mora raisin'ny olona entiny miaina fa tsy izay baiboly be foronina eo ampitsanganana eo tsy akory ! Hafa indray raha hoe ady hevitra na famelabelaran-kevitra no atao.

Tsy miresaka ny zavatra toriana aho, izay mety ho diso be na niniana nodisoina ; fa miresaka ny fomba fitoriana azy fotsiny.

marina tena marina..
miala tsiny fa izay vao voatsakotsako:wink:
14. xxx ( 16/09/2007 12:12)
lasa mampihomehy ianareo fa be tsikera daholo! Tsy mampandroso ny tsikera !
Tsy vaha-olana raha vao misy ny tsikera an:!
15. gasynamana ( 16/09/2007 12:24)
Ny zavatra hitako lesoka iray akoatra ny voalazan'i pissoa etsy ambony dia izao: tsy ampy fifaneraserana amin'izao tontolo izao ireo mpitorin-teny, hany ka misavaona be ihany, araka io voalazan'ikaretsaka io.

Vahaolana: Mila mamantatra ny tontolo sy ny zava-misy ao ny mpitondra fivavahana. Tsy ampy velively ny famakina Baiboly fotsiny. Mila mamantatra ny tontolo izarana na itondrana ny Tenin'Andriamanitra koa ny mpitondra fivavahana. Aleo mihaino ny kabarin'ny sociologue iray miara-miaina amin'ny olona, toy izay mihaino ny torin-tenin'ny pastera na mopera iray tsy mitehan-tany. Ny vavaka nataon'i kristy dia fangatahana mba tsy analanan'Andriamanitra Ray ny mpianany amin'izao tontolo izao fa ny iarovany azy amin'ny ratsy (Joany 17).
16. ikaretsaka ( 16/09/2007 12:34)
xxx:

lasa mampihomehy ianareo fa be tsikera daholo! Tsy mampandroso ny tsikera !
Tsy vaha-olana raha vao misy ny tsikera an:!

ka ity ange tsikera miaraka amin'ny tolotra vaha olana e!
ohatran'ny fiainana rehetra ihany io raha hiainana ny fivavahana, tsy maintsy misy bilan, tsy maintsy asiana jery todika hijerena hoe aiza no mety, aiza no tsy mety ka ilaina jerena kely!
Ho an'ny relijiozy mo io dia manao karazana examen de conscience izay izy isaky y hariva na 15 minitra aza hijereny ny vitany androany

Misy Olomasina izay aza mba hirosoany kokoa t@ fahamasinana dia niangavy ny namany mihitsy mba hitsikera azy.

Ny akamaroan'ny Tany mandroso dia mihaino sy mandray tsikera, ary mijery ny mety sy tsy mety amin'izy ireny, hahafahany mijery ny lalana tokony handehanana sy ny tokony hatao ...
17. xxx ( 16/09/2007 14:41)
ikaretsaka:

@ resaka management dia tsy mampandroso ny tsikera io ary io foana no hita no sady tsy mandroso koa! :?::roll::roll:
18. pissoa ( 16/09/2007 15:01)
:-D:-D:-D

Ny dinika ry xxx tsy maitsy mandeha a ! Sady raha ny tsikera azon'ny Katolika teto sy amin'ny forongon-takelaka amin'ny aterineto sy ny mpivazavaza eny amoron-dalana angamba efa tokony ho faty io finoana/fiangonana io, nefa toa mbola mavitrika be ihany ry zalahy ... Oops, hay management le resahinao fa tsy finoana, azafady fa HS ... za :-P
19. simplex ( 16/09/2007 15:04)
xxx:
@ resaka management dia tsy mampandroso ny tsikera io ary io foana no hita no sady tsy mandroso koa! :?::roll::roll:

* samihafa ny fitantana miainga @ vahoaka, administration publiq..., sy ny management tsotra @ orinasa iray.

* Orinasa maty hoazy zany tsy mandray tsikera sy soso-kevitra izany. Atao in etudes de marches ra tsy handraisana ny feed-back an'ny ol? ary tsy manana talent de leader mintsy ny sefona-orinasa tsy mihaino akory izay tsikera ataon'ny mpiasa sy ireo mpanjifa...

* @ resaka management sady tsy manao etat d'ame no tsy maintsy manao evaluation foana @ projet isan'isany. Ohatra hoe fitorian-teny, misy tanjona tratrarina. Tsy haiko hoe firy no voajono? firy no fara faharatsiny tsy hanadino izay voalaza madrapahatongan'ny alatsinainy?... Manao bilan isaky ny faran'ny taona. Ary ingahy sefo mbola tsy maintsy hanao tatitra @ Conseil d'Administration. K ra tsy nahavoa izy mazava hoazy fa tsy maintsy mba hieritreritra hoe nisy tsy nety tao. K ao @ ireo tsikera no hanombohana jerena pre.

Ny titra kou nge hoe lesoka sy soso-kevitra hoan'ny mpitondra fivavahana e. Tonga d soson-kevitra tsy lazaina ny lesoka ve zany? zany ve tsy mitovy @ le hoe mbola tsy fantatra akory ny probleme de efa fantatra ny solution kle :°):-P:-D:-D

salmo:
Hobio i Kristy
:P

20. ikaretsaka ( 16/09/2007 15:07)
Porofoy ary!

Ny these-ko manko dia hoe: ny olona voatsikera indrindra eto ambonin'ny tany dia ny Bekintana, dia jereo hoe aiza ho aiza ny misy azy.

Ny Fiangonana voatsikera foana dia ny EKAR, nefa jereo hoe aiza ho aiza ny misy azy

Ny antony dia ireny dia mandray ilay tsikera sy vahaolana dia mandinika, dia raha hitany fa mety dia izay no ataony!

Dia ny finoana koa dia mandroso fa tsy mihemotra ny mampandroso azy dia :
mila hadihadiana, fakafakaina, anontaniana tena, jerena ambony jerena ambany, halalinina amin'ny lafiny rehetra mba hahatonga anao hino bebe kokoa, mmivelatra @ hafa fa tsy vitan'nyhoe mino dia izay fotsiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0728