Lesoka sy soson-kevitra ho an'ny mpitondra fivavahana rehetr
41. prime
(
26/09/2007 11:16)
Mody tsy mino tokoa angamba i fijo an...
42. fijo
(
26/09/2007 21:42)
tsy voatery hoe rehefa tsy mino dia tsy hanaraka izay ataon'ny hafa.hoy mao izay hoe :"raha te handresy ny fahavalonao ianao,dia fantaro aloha ny momba azy"tsy sanatria akory hoe fahavaloko ianareo,fa le fototra amin'io teny io no raisiko.manaraka ny resaka finoana aho,saingy tsy manaraka le finoana
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0066