Lesoka sy soson-kevitra ho an'ny mpitondra fivavahana rehetr
21. rakaroka
(
18/09/2007 17:51)
Amiko dia ilaina mihitsy aza ny tsikera ivoarana, tsy sanatria ifanapepoana ftsn, ary miombon-kevitra tanteraka am voalazan'i Pissoa sy gasynamana aho hoe misy "approche" ilain'ny mpitarika fivavahana heverina toakoa dia araka ireo voalazan'ireto namana etsy ambony!:wink:
22. tywa68
(
18/09/2007 20:17)
Tena ilaina tokoa ny mandray tsikera ary izany mihitsy aza no an'isany hanovan'ny fiangonana sasany ny fomba fitaritana ny vahoaka : @ lamesa zao dia tena misy mihitsy ny échanges @ môpera sy ny mpiangona, indrindra moa ny ankizy, zay noheverina fa tsy mihaino, dia efa hay koa ny mampiditra azy @izany fotoam-pivavahana izany (ny hira ovaina ho mavitribitrika, ao ny faly sy ravo ka mampiseho izany @ fihetsika...). Mandray soso-kevitra tsy midika hoe manova ny teny ho toriana akory, fa mitady fomba hafa hampitaina ny vaovao mahafaly.:lol:
23. fijo
(
18/09/2007 21:23)
hoan'ny mpino ,na ny mpitarika indrindra(2),ny zavatra tokony hotandremanareo voalohany dia ny tenanareo.
raha izy hitariva ve no mandika ny lazainy,iza no hino azy eo?????
faharoa,aza manao resaka misavoana loatra(izany hoe resaka tsy takatry ny vahoaka hosariana)ataovy izay ahatsapan'ny olona ny hilany le finoana eo amin'ny fiainany.
fahatelo "fomba firesaka"aza de mivatravatra sy mitompo teny loatra fa io mahakivy ny olona.
farany ngamba,aza mihevy tena ho tsy mitovy na miavaka amin'ny olona rehetra.

25. ikaretsaka
(
19/09/2007 13:27)
tywa> =D
fijo> marina, tsotra nefa mazava ihany e... miaraka @ arguments, zao satria zao! fa tsy hoe blablabla hozy ny ao @ bokin'i fijo toko faha ... hoe blablabla hiuhihi

26. xxx
(
19/09/2007 13:45)
le xxx nampiditra dinika "extremiste lotra ve" ity, zavatra hitako, misy mahay vava be ireo mpitondra fivavahana ireo, nefa hitarika ny olona hanatona an'Andriamanitra no asa ataony... soso-kevitra : rehefa manoro tsy tokony hivatravatra na dia manana ny marina aza fa ny marina itompoana mody heloka. Rehefa manatona ny Fiangonana ny olona lavo sy solafaka ts tokony atosi-bohon-tanana, indrindra ny zazakely tsy manantsiny. (resaka fandraisana sakramenta no tiako tenenina eto)
27. ikaretsaka
(
19/09/2007 16:33)
arakarak'ilay mpivavaka sy mpitondra koa aloha io e.
misy ny mivantana ny hamitany hafatra.. ilay sainao "nihontsona iny" indraindray no mampifoha azy tampoka ko..
misy mety ilaina izao satria izao! noho ilay mandahatra be mampatory ireny:wink:

28. fijo
(
19/09/2007 20:13)
misy le karazana toetra nataon'ika atsy ambadika atsy.hoe raha te ho zezoita de izao.ireo aloha no tanterao fa raha ireo ,dia mahazo olona.
fa raha hoe ,ianareo tsy mino dia afobe???avelao hoany fa rehefa ririnina ngaha tsy hitady afo aty aminay.

29. tywa68
(
20/09/2007 05:23)
fijo : fomban'olona mpanadio ati-doha ny milaza foana hoe ho may any @ afobe zay tsy manao ny fanaony.
Fa soa fa misy fomba hafa hitaritana tsy mampihorohoro fa mampanantena kosa fiainana feno fifaliana miaraka @i Tompo.

30. Rasiligaoma
(
20/09/2007 05:32)
fomban'olona mpanadio ati-doha ny milaza foana hoe ho may any @ afobe zay tsy manao ny fanaony.
tywa68>=D ka te hanao mpitsara ambonin'ny mpitsara ko
31. Mandefitra
(
20/09/2007 06:33)
Le izy arakaraky ny olona hitoriana ngamba.
- Raha olona mbola tsy nahalala mihitsy, de marina ilay voalazan'i tywa hoe :
-Fa raha olona efa ao anatin'ny finoana, nahalala ny famonjen'i Kristy, nefa varimbariana na nihemotra, mila domina mafimafy kokoa, toy ny tenin'i Jesosy t@ ilay narary 38 taona ka sitrana hoe:"Mandehana, ary aza manota intsony sao hanjo anao zay ratsy noho ny teo"
Inn ndray no ratsy mihoatra zany hoe narary 38 taona zany? fahaverezana mandrakizay.
Ny fahotana ratsy lavitra noho ny aretina
- Raha olona mbola tsy nahalala mihitsy, de marina ilay voalazan'i tywa hoe :
Fa soa fa misy fomba hafa hitaritana tsy mampihorohoro fa mampanantena kosa fiainana feno fifaliana miaraka @i Tompo.
-Fa raha olona efa ao anatin'ny finoana, nahalala ny famonjen'i Kristy, nefa varimbariana na nihemotra, mila domina mafimafy kokoa, toy ny tenin'i Jesosy t@ ilay narary 38 taona ka sitrana hoe:"Mandehana, ary aza manota intsony sao hanjo anao zay ratsy noho ny teo"
Inn ndray no ratsy mihoatra zany hoe narary 38 taona zany? fahaverezana mandrakizay.
Ny fahotana ratsy lavitra noho ny aretina
33. ikaretsaka
(
20/09/2007 14:19)
le andriamanitra ka amik aloha tsy biby natao ho fampitahorana na izany aza e
34. tywa68
(
20/09/2007 18:29)
Mandefitra:
Le izy arakaraky ny olona hitoriana ngamba.
- Raha olona mbola tsy nahalala mihitsy, de marina ilay voalazan'i tywa hoe :
Fa soa fa misy fomba hafa hitaritana tsy mampihorohoro fa mampanantena kosa fiainana feno fifaliana miaraka @i Tompo.
-Fa raha olona efa ao anatin'ny finoana, nahalala ny famonjen'i Kristy, nefa varimbariana na nihemotra, mila domina mafimafy kokoa, toy ny tenin'i Jesosy t@ ilay narary 38 taona ka sitrana hoe:"Mandehana, ary aza manota intsony sao hanjo anao zay ratsy noho ny teo"
Inn ndray no ratsy mihoatra zany hoe narary 38 taona zany? fahaverezana mandrakizay.
Ny fahotana ratsy lavitra noho ny aretina
Mandefitra : ao anatin'ny fiangonana na olona marobe miara-mivavaka d misy an'ireo karazan'olona 2 ireo ! anjaran'ilay mpitory no mifidy tsara ny teny ampiasainy, mba hifantoka tsara @ireo olona ireo ny teny tokony ampitaina, zany hoe tia anao ny Tompo fa kosa mba hahazoanao ny fiainana mandrakizay eo anilany, dia tokony hanao an'izao sy zao enao ... fa tsy hoe noho ny asan'ny maizina,dia tsy mety sitrana sy tsy mety ny fiainanao, isika no manana ny marina sns ... zay tsy ato dia ho any @ helo !
35. fijo
(
20/09/2007 21:47)
le mitory aloha amiko mila jerena hoe olona toa inona no eto alohako eto.raha olona tsy niantra ohatra no anavanao resabe momba ny telo izay iray.dia veloma baba fa angano hozy.
raha olona mora tezitra ka anaovanao resaka misy tahotra,hoe raha tsy mino enao dia hovery faty.avy di andana mandeha hozy fa za aza ampitahorina.
raha olona malfaka be indray mila tairina kely fa matory lava ny sainy.
raha fijo moa dia aza atoro izy fa izy anie efa tsy hino intsony e

36. mbaliana
(
20/09/2007 22:03)
fa iza moa no manoro an'i fijo hino .. i fijo ihany no mangataka fanazavana koa...dia valianay fa serasera koa moa izy ity...:lol:lol::-D:-D
37. Rasiligaoma
(
21/09/2007 06:10)
marina tokoa! fantaro aloha ilay olona torianao sy ny zavatra torianao, ndrao manaonao foana
Fijo> ialahy anie mahay sy mahafantatra fa tsy mino fotsiny e

39. prime
(
25/09/2007 11:20)
Itoviako hevitra ihany koa fa mila fantarina tokoa ny olona itoriana sy ny fotoana itoriana ary ny olana rehetra mialoha...:)