mariazy adventista sy katôlika
1. cath
(
03/09/2007 13:31)
mba mangataka ny hevitry ny tsirairay momba an ty lohahevitra iray ty.ts zany manko fa misy bandy adventsita dé sipa 1 katôlika.mikasa ny ivady izy roroa.tsy mety nefa ra samy mitazona ny finoany satria tsy ao anaty FFKM ny adventista,zany hoe tsy maintsy mivadika @ny finoany ny ray @izy reo.raha ny fomba malagasy dia tokony ny lahy no arahina (marihina fa tena praticant).ny ray aman-drenin'ilay sipa anefa mitsipaka ilay mariazy adventista satria hoe raha vao tsy ao antin'ny FFKM zany dé sekta @.
ka mba toroy hevitra ry reto fa tena tsy hita 'zay atao a!!!!:cry:

répondu par Veloo le 07/09/2007 19:51
2. diamondra27
(
03/09/2007 14:30)
humm:-w:-w raha tena mpino ilay lehilahy de tsy miova finoana izany.
Sarotra be ny mitaona lhl adv hifindra finoana
ny torohevitra azoko omena dia izao hoe: tsaratsara kokoa raha Jesosy no mandidy sy manapaka ny tokantrano
ny fahasamihafan'ny finoana matetika dia fitaovana iray entin'ny devoly hampisarahana ny kristiana mpifankatia satria samy mihenja eo de samy mifandefa verste eo de samy milaza fa ny azy ihany no marina dia ataovy aloha izay hahatratrarana ilay fitia agape de handeha ho ay ny fitiavana rehetra
jereo le site www.agape1.fr de misy seminera ao mety hahasoa anao
de jereo koa le site guadadvent iny fa misy fampianarana momba ny tokantrano t@ volana lasa

3. diamondra27
(
03/09/2007 14:32)
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m46dc0cb8a0dc5
jereo le école du sabbat
jereo le école du sabbat
4. diamondra27
(
03/09/2007 14:38)
ho hitanao ao @ le école du sabbat io ny fomba fijeriny ny atao hoe fanambadiana de anjaranao sisa ny maka décision.
de araho hatr@ leçon 1 le izy , avereno jerena tsara doly. Eo@ leçon 10 isika zao
Mazotoa an!

5. pissoa
(
03/09/2007 15:00)
cath:
mba mangataka ny hevitry ny tsirairay momba an ty lohahevitra iray ty.ts zany manko fa misy bandy adventsita dé sipa 1 katôlika.mikasa ny ivady izy roroa.tsy mety nefa ra samy mitazona ny finoany satria tsy ao anaty FFKM ny adventista,zany hoe tsy maintsy mivadika @ny finoany ny ray @izy reo.raha ny fomba malagasy dia tokony ny lahy no arahina (marihina fa tena praticant).ny ray aman-drenin'ilay sipa anefa mitsipaka ilay mariazy adventista satria hoe raha vao tsy ao antin'ny FFKM zany dé sekta @.
ka mba toroy hevitra ry reto fa tena tsy hita 'zay atao a!!!!:cry:
Dia fantaro ny antony tsy ankasitrahan'ny ray aman-dreny an'ilay "sekta" na ny Adventista manokana dia tapaho ny hevitra ! Zay fotsiny !
ny torohevitra azoko omena dia izao hoe: tsaratsara kokoa raha Jesosy no mandidy sy manapaka ny tokantrano
ny fahasamihafan'ny finoana matetika dia fitaovana iray entin'ny devoly hampisarahana ny kristiana mpifankatia satria samy mihenja eo de samy mifandefa verste eo de samy milaza fa ny azy ihany no marina dia ataovy aloha izay hahatratrarana ilay fitia agape de handeha ho ay ny fitiavana rehetra
rehefa mifanohitra ny finoana roa amin'ny lafinjavatra iray dia siora fa tsy araka an'Andriamanitra ny iray ! (mifanohitra hoa fa tsy hoe tsy mitovy hevitra fotsiny an). Ka noho izany heveriko fa tsisy tombotsoan'i demony hampisarahana an'ile manaraka an'Andriamanitra amin'ilay tsy manaraka mihitsy :wink:
6. ikaretsaka
(
03/09/2007 15:18)
[quote=pissoa]rehefa mifanohitra ny finoana roa amin'ny lafinjavatra iray dia siora fa tsy araka an'Andriamanitra ny iray ! (mifanohitra hoa fa tsy hoe tsy mitovy hevitra fotsiny an). Ka noho izany heveriko fa tsisy tombotsoan'i demony hampisarahana an'ile manaraka an'Andriamanitra amin'ilay tsy manaraka mihitsy[/quote]
marina..
momba ilay mivadika Iza no inoanao sy tiavinao voalohany? izy sa Jesoa?!
Raha miteny ianao hoe samy manompo e samy kristianina fa hanaraka ny lahy ee:
Dia izao: firy taona talohan'ny nahalalanao ilay bandy io ianao no kristianina? Dia afoy ve ny rehetra noho i ramose?dia mba anontanio hoe ramose raha vonona ny hamoy ny azy koa noho ianao sy ny fitiavany anao?
Raha tsy mety izy... ny tenany ihany no heveriny @ izay!
Aza pendipendina aloha... fa jereo ny lafin-javatra rehetra vao manapa-kevitra
Dia fantaro ny antony tsy ankasitrahan'ny ray aman-dreny an'ilay "sekta" na fantaro (mamakia boky, manaova recherche bedebe momban'ny ny Adventista manokana dia tapaho ny hevitra ! Zay fotsiny !
marina..
momba ilay mivadika Iza no inoanao sy tiavinao voalohany? izy sa Jesoa?!
Raha miteny ianao hoe samy manompo e samy kristianina fa hanaraka ny lahy ee:
Dia izao: firy taona talohan'ny nahalalanao ilay bandy io ianao no kristianina? Dia afoy ve ny rehetra noho i ramose?dia mba anontanio hoe ramose raha vonona ny hamoy ny azy koa noho ianao sy ny fitiavany anao?
Raha tsy mety izy... ny tenany ihany no heveriny @ izay!
Aza pendipendina aloha... fa jereo ny lafin-javatra rehetra vao manapa-kevitra
7. tsaramaso
(
03/09/2007 15:28)
"Atambaro ny hery ry karazam-piangonana hanjakantsika amin'ireo vahoaka ireo !!!!! Rehefa avy manamafy ny fahefantsika fotsiny dia alefaso any ivoho izany Andriamanitra izany e !!!! Hetseho fa lasan'ny advantista ny vola ! lasan'ny apokalypsy ny vache à lait rehetra !! lasan'ny Jesosy mamonjy ny tsenan'ny fivavahana !!!
Mila manangana image de marque isika fa isika indray ve no gisitra amin'ny fivarotana an'Andriamanitra ??? Soa ihany fa misy resistance aux changements ny sasany, ka aleo ambolena format tsy interoperable amin'ny an'ireo dieny mbola tsy lasany!!!
Am'zay raha vao misy mitady hisintona ny kil amin'ny fanambadiana ireo tonga dia hoe : tsy compatible hoy ny namana amin'ny lafiny teknika !!!"
Handeha hanangana FFKM izay i tsaramaso !!! Fa tamin'ny tsy FFKM de hoe :
"Ahoana no avela hanjakan'ireo ny tsenan'ny fivarotana an'Andriamanitra ??!!! Avelao hisy ny concurrence fa tsssss !!! Sady tsisy Andriamanitra akory no amidin'ireo fa fonony fotsiny !!! iza no tsy hahavita ??!"
Nony hanambady @zay ary i Bodovola atsy andrefan-trano de hoy i tsaramaso : "Fa ianao ve anjakan'ny katolika sa anjakan'ny protesta sa anjakan'ny advantista ?"
Kanjo hoy ny navaliny : "Omeo ho an'ny katolika izay an'ny katolika, omeo an'ny advantista izay an'ny advantista !!"
Barakay !!!!! hahaha

8. boubounezy
(
03/09/2007 15:55)
aleo atao wé ty:-*katô d :* adv d avy eo ty(l) izy mitambatra d mafinaritra b:}:-D:-D:-D
9. simplex
(
03/09/2007 15:58)
cath:Tsy hitako ze hanaovana big deal an'zany fa refa tsy laitra akisoka fa tsy maintsy hanambady le sipa d aleo tsy entina any ampiangonana ny mariazy fa eny @ mairie d samy vita. :@
mba mangataka ny hevitry ny tsirairay momba an ty lohahevitra iray ty.ts zany manko fa misy bandy adventsita dé sipa 1 katôlika.mikasa ny ivady izy roroa.tsy mety nefa ra samy mitazona ny finoany satria tsy ao anaty FFKM ny adventista,zany hoe tsy maintsy mivadika @ny finoany ny ray @izy reo.raha ny fomba malagasy dia tokony ny lahy no arahina (marihina fa tena praticant).ny ray aman-drenin'ilay sipa anefa mitsipaka ilay mariazy adventista satria hoe raha vao tsy ao antin'ny FFKM zany dé sekta @.
ka mba toroy hevitra ry reto fa tena tsy hita 'zay atao a!!!!
10. booboo
(
03/09/2007 16:10)
ieuh.
Dia isaka ny avy miangona dia manao kaly be rehefa atoandro isaka ny sabata sy alahady (@ zay sady voky ny vatana no voky ny fanahy = fifaliambe ho an'ny be sy ny bobaka).
vazi² iray an-dalana fa tsisy afa-tsy ny fitadiavana marimaritr'iraisana sy ny fahaleovan-tenan'ny tokantrano raha ny hevitro manokana...

11. ikaretsaka
(
03/09/2007 16:18)
aza asiana ara-piangonana tokoa raha izay no iadiana e...
any @ firaisana dia samy vita ko
hatreoa ihany manko no hitoviana hevitra ko!

12. ravakamalala
(
03/09/2007 18:38)
tttssssss!!!!!
aza d manao an io! teneno ilay bandy hoe mandehana any am katôlika!
rehefa samy mangetaheta ihany, tsara kokoa ny misotro ny rano eny am loharano (na dia samy manala hetaheta aza ireo).

13. mbaliana
(
03/09/2007 20:42)
na koa hoe atao mariazy any amin'ny katolika dia avy eo atao any amin'ny advantista ... dia zay ifanarahan'izy roa eo rehefa avy eo tokony tsy idiran'ny Ray aman-dreny intsony.. ze te hivadika no mivadika any aoriana any ecc...
15. ikaretsaka
(
03/09/2007 23:54)
ravakamalala:
tttssssss!!!!!
aza d manao an io! teneno ilay bandy hoe mandehana any am katôlika!
rehefa samy mangetaheta ihany, tsara kokoa ny misotro ny rano eny am loharano (na dia samy manala hetaheta aza ireo).
:P:-D:-*
16. paris10
(
04/09/2007 06:15)
ny finana no mahery indrindra @ fiainana, tsy afaka manambany ny an'ny hafa isika,ny fitiavana nefa no ambony indrindra, sahirana kely isika zany eto,ny ahy aloha ry namana dia tsy atakaloko an'Andriamanitra ny fitiavana!samy manana ny fombafombany ny adventista sy ny katolika, amiko manokana dia fahadisoan'ny ray amandreny no mitarika ny zanany @ secte,nefa finoana koa io ,manana namana aho lhl kato sy vhv protestanta, mivavaka sy manao ny adidy rehetra lay vhv any @ kato fa tsy mandray ny fanasan'ny Tompo hafatsy any @ protest izy, 34 taona nivadiana ry zareo zao,zanaka 4,fa reo 4 reo dia katolika daolo ny vadiny!diniho ihany ty ry namana fa mety mahasoa!
17. cath
(
04/09/2007 07:29)
msôtra betsaka an retraretra naneho ny heviny.misy eritreretina avokoa ny zvtr nolazainareo teo.
ny tiko tsindrina fotsn dé zao raha ny fahalalako azy dé mino an JC kou n adventsita saingy oe be fombafomba be fotsn ry zareo (tsminana kisoa,bitro,tsmanao kavina,...)dé eo no manahirana zany @fiainana andvanan'andro. fa Dieu ray ihany no inoana.
misy olona milaza oe "tsy bola misy mafantatra oe iza no ho tafiditra any @fanjakan'ny lanitra?ary tsy @ny anaran'ny fiangonanao no idiranao any (ohatra hoe ny catholika retra rery iany no mandova ny fianana mandrakizay)fa ny comptenao personnel @àJC"
Manaôna dray n evitrareo @zay.tsotra manko n tiko atongavana oe ny finoana no zvdébé ka naizaaiza iangonana zany dé tszay n tena importan fa ny finoana ananana

18. JARIAINAH
(
04/09/2007 08:30)
Io resa-pinoana io dia mety ho olana eo amin'ny toka-trano na atao aza hoe ho vita amin'ny fomba zay hifanarahana ny raharaha. Efa saik nitovy cas t@ io ny tenanay fa rehefa nieritreretina de najanona. Izaho kato fa le job adva tany apenarana (université kato) no niaona de ef saika hiroso t@ vady. ny olana ngedabe de isak'izay atao de mis tsy fitoviana foana ary mapiady hevitra ka raha tsy mahafeh anzany dia hikoraontana: sakafo, sigara, fialam-boly, tsy misa sabotsy sy alahady, fomb fitaf, fomba fisaina (firaisana alohan'ny mariazy),...
Refa samy tia nef ianareo roa de anareo le iz fa tadidio fotsin fa ze ho ataonareo dia iadivana hevitra foana ar matetik n vhv sarotiny ra ianao lhl no mb maaz tombony kely. Isik lhl nef matetik ts mahay mandeftr loatr. ny fianakams ko etsy andaniny raha resa-pinoana dia miditra foana ary matetika manoro hevitr mampifanolana. Farany andramo tsapaina ary hoe izy ra mety mandefitr ary hatraiz no fetran'izay, tandremo anefa fa ra tokatrano mikorontana de tsis fiadanana ho an'ny roa tonta.

19. zizi
(
04/09/2007 10:09)
tsisy lalàna hoe tsy maintsy manara-bady ny vavy @ finoana.Izaho efa nahitga lehilahy manaraka ny vadiny katolika, tsy mipetraka eo ny hoe ny lahy no lohan'ny vavy. Tsy azo terena koa anefa ny lahy hifindra katolika fa safidim-pony io. Ny manahirana azy dia ilay hoe tsy ao anatin'ny FFKM ilay adventista. Raha mifindra katolika mantsy ilay lehilahy ka efa vita batemy na batisa(sakramenta)dia azo aroso amin'ny mariazy rehefa vita fiofanana dia avy eo miofana amin'ny komonio voalohany sns. somary sarotra ihany ilay situation. A/tra no mahafantatra ny ao am-pon'ny tsirairay:roll::roll:
20. sonwin
(
04/09/2007 10:47)
Azo atao ny manao mariage in-droa (any amin'ny katolika, avy eo any amin'ny advantista). Rehefa vita ny mariazy samy mitazona ny finoany, ny ankizy no beazo tsara ary omena safidy rehefa tonga saina.
Tsy sahala amin'ny akanjo akory ny finoana ka solosoloina isaky ny kihon-dalan'ny fiainana, eny na samy kristianina aza.