ITY KOSA TENA EFA MAMO TAMPONA BE MIHITSY E!.

1. bilakarenjy ( 26/08/2007 19:25)
Aza mba mamo tanteraka ihany fa de izao no vokany raha sendra ny namana hafahafa .

Mbola sary voalohany io aloha fa ho avy eo ny manaraka
répondu par naritsimba le 04/12/2007 05:01
2. pissoa ( 26/08/2007 20:05)
=))=))=))=))=))
3. Fiffi ( 27/08/2007 07:15)
ié ! mamo le olona fa le sary am lohany toa tsy ny namany no nanao azy ? :roll: efa hitako ny tantaran'io manko......
4. Angolaina ( 27/08/2007 09:52)
nga mo tsy hainareo le oe tsy ny toaka no ratsy fa ny fitiavana azy tafahoatra no manimba fiainana =))=))=))=))
5. menalamba ( 27/08/2007 12:34)
Ary léry zany nahazo maso t@ ilay fizarana maso tatsy ambadika tasy t@ ilay dinika iray izay an!:-/:^):-D
6. mamzelkely ( 27/08/2007 13:07)
:-D:-D:-D
7. sympa ( 27/08/2007 14:50)
:roll::-D:-D
8. kiadi ( 27/08/2007 16:14)
elah ve io ry bila?
9. bilakarenjy ( 27/08/2007 19:29)
za indray tsy mba mamo tampona toy izao aloha e!.rehefa ilay mba salanitra iny de zay .Sa tsy zany .
Fiffi > tantarao tokoa hoe ilay izy e!
10. pissoa ( 27/08/2007 19:43)
sary manaraka bilakarenjy an :-D:-D:-D
11. dongadonga ( 27/08/2007 19:55)
io izany lé barika mandende an ha haa haaa hiiii:{:{
12. ikaretsaka ( 27/08/2007 22:35)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/drunk+girl/video/xseot_drunk-girl_fun

io no tena milay ko
13. fijo ( 29/08/2007 20:53)
sotroy ny toaka fa aza mamo e
14. mbaliana ( 30/08/2007 19:24)
ny an'ny lhl sasany rehefa mahita toaka ohatry ny tsy hahita intsony amin'ny manaraka fa dia migoaka foana na dia hivarina any atatatra aza...
aiza ny sary manaraka ry bilakarenjy a
15. mandrindra ( 31/08/2007 17:07)
zah zao tsy hisotro toaka intsony .... afa tsy rehefa mahita ihany:wink:
16. fijo ( 31/08/2007 21:00)
elahy aza mbola rehefa mahita ,fa ny ahy rehefa eo izy vao hisotro aho
17. dongadonga ( 02/09/2007 14:36)
18. bilakarenjy ( 05/09/2007 17:52)
Toa hoatran'ny lehilahy foana no tena voasoketa @ ity resaka fisotroana toaka ity fa mba jereo anie itony e! .
19. bilakarenjy ( 06/09/2007 18:09)
Ary raha samy hoe mamo tampona be ihany de ity adin'izy mitsamy ity indray no tena milay .
20. bilakarenjy ( 06/09/2007 18:12)
tsy ny olona ihany koa anie no mamo tampona fa itony koa e! .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1309