ITY KOSA TENA EFA MAMO TAMPONA BE MIHITSY E!.
21. bilakarenjy
(
06/09/2007 18:17)
fa aza mba hoatran'ity koasa aloha e!

sady manimba zavatra no mihoson-t............
Soa ihany fa sendra ny toerana fanariana maloto mba madio lery .

sady manimba zavatra no mihoson-t............
Soa ihany fa sendra ny toerana fanariana maloto mba madio lery .
22. mpindrana
(
11/09/2007 11:51)
hay koa ve ireto lazaina hoe : vazaha ireto koa mba manao hoatran'ny gasy ihany e! .tsy manaiky raha tsy tapitra ny tavoahangy e!,ary angamba aza afangaro daholo ireo karazan-drano hita eo ,sady tonga de mivaralila be sy tera-mena be ny tarehiny .hihihhhhihiiihiii
Aleo ihany mahita gasy mamo tampona raha izao kle .
Aleo ihany mahita gasy mamo tampona raha izao kle .
23. bilakarenjy
(
14/09/2007 21:41)
ity ry mpindrana no tena gravy koa a!

Le kofa midegobse hoatran'izao no tena tsy milamina mihitsy .Mihosina daholo ny iray tanana @ lery .

Le kofa midegobse hoatran'izao no tena tsy milamina mihitsy .Mihosina daholo ny iray tanana @ lery .
25. naritsimba
(
04/12/2007 05:01)
na dia tsy mbola nanao tahaka ireo sary ireo aza aho dia naleoko tsy nisotro intsony rizalahy ah!
Aleo ho an'ny manaraka indray eh,
Aleo ho an'ny manaraka indray eh,
