alamo

1. Kwasi ( 22/08/2007 14:03)
Inona kay no solon'ny alamo ampiasainareo vhv any andafy? en supposant hoe mpampiasa alamo tany dago.
répondu par dibbah le 16/09/2007 12:58
2. kallie ( 22/08/2007 14:19)
alamo atao am in?
3. fasaly ( 22/08/2007 14:30)
zà alou tsy mampiasa alamo zany raha am elika aty fa
avy mandro sy miaratra ny elika dia mampiasa stick e! mitovy am asan'ny alamo ihany iny
fa ny roller mando be de maneligelina be ny déo koa tsy voako...
4. kallie ( 22/08/2007 14:35)
ay am elika ve? nénah ko stick , lé déo spray mamofona b d manepotra
5. karinah ( 22/08/2007 14:46)
Roller na déo ny mazatra anah, ny stick miraikidraikitra be otran'ny lakôly! :lol:
6. karinah ( 22/08/2007 14:57)
kallie: parfum neutre akia alaina ah!
7. fasaly ( 22/08/2007 14:57)
maina be aza ny stick fa ny déo no tena miraikitra am kay mando de malamalama otran'ny tsembokelika ihany....sam manana ny mahazàtra azy fa ny stik no tena hitako nikel....klou!
8. karinah ( 22/08/2007 15:02)
fasaly: endrasana ho maina koh! ny stiky manimba akanjo sady..!

9. kallie ( 22/08/2007 15:15)
d aôna ko zany oe manisy déo d atao ambony zany ny tanana mandra pa mainany? :-D:-D
néna ra vô zavatra spray d ts tantiko (désodorisant, insecticide sns, na lé atao am avion aloan'ny iainga iny ar efa miferotraina mintsy
10. nanoukely ( 22/08/2007 15:16)
citron tsotra sady tsy lafo :)
11. fasaly ( 22/08/2007 15:43)
karinah: non tsy manimba akanjo mitsy ny stik ary tsy endrasana maina fa ny roller njinja aza no mando be mitsy zay no tsy itiiavako azy...ny stik mantsy toundé manamaina ilay elika na lay oditra:wink:
12. fasaly ( 22/08/2007 15:46)
nanoukely: ny citron toundé manikitra mangirifiry be mitsy refa avy manala volkelikaavy mandro no manosotra citron hihihi sady toa tsy maharitra 24/24 fa ny stik ny ahy maharitra mitsy:-P

kallie: hungao tsara ny sandry aloha ho maina hiih mampmé kou zany:-D
zà kou tsy tia déo fa tsy efikasy tsara ireny no mifangaro am parfum de tsy hay tsony zé tena fofona eny amnao....refa manao sport ihany ngah de mitsifitra kely anreny fa ao misy maimbo elika na izany aza tsy zàtra aho
13. sakaizakely ( 22/08/2007 15:55)
mandro isanandro fotsiny d'efa ampy tsy misy fofonkelika izany

za tsy manao déodorant na stick na vapo fa tsy maninn

par contre ranomanitra yesssssss
14. karinah ( 22/08/2007 16:11)
fasaly:

karinah: non tsy manimba akanjo mitsy ny stik ary tsy endrasana maina fa ny roller njinja aza no mando be mitsy zay no tsy itiiavako azy...ny stik mantsy toundé manamaina ilay elika na lay oditra:wink:

fasaly: ny roller no tiko tenenina!:-D:-D

;ny stick manala humidité koh!:lol:



kallie: iza n mahita rah misy déo tsy maina vety2 kely akia koh!;-):-D:-D

15. xxx ( 22/08/2007 16:15)
sakaizakely: hita hoà eh! be haingitraingitra ve?:wink:
16. fasaly ( 22/08/2007 16:21)
sakaizakely! tsy hoe resaka fofokelika ange e! fa lay mando helika no ilàna azy mora tsemboka elika mantsy e!....ka raha manao an'io stik io aho maina be mitsy ny elika na manao sport aza mba kozé!
fa ny fofokelika ndray iny hafa mitsy....:-D:-D
raha ireo ve no hanafenana fofokelika tsy ho vao maika ho loza ny fofona:-P
17. karinah ( 22/08/2007 16:22)
nanoukely: lafo be ny citron ani koh!:lol:
18. diamondra27 ( 22/08/2007 16:25)
za koa aloha tahaka andry fa misy olona mora tsemboka de heno le fofona avy eo ka

nena ranomanitra ny tiko (ylang-ylang) made in gasy ihany e! sady manitra be, refa tonga any ny ry fasaly de mividiana an'io a!

alamo= pierre d'alam no fiantso azy raha hitady aty andafy

raha manana namana "frica "-nareo de anontanio we aiza ry zareo no mividy azy
19. fasaly ( 22/08/2007 16:28)
ka zà raha ranomanitra manikitra fofona be tsy voako fz mankarary andoha.....
20. karinah ( 22/08/2007 17:22)
Diamondra27: in ty "-frica"? sode afrikana ny tinao lazaina? zah manana namana afrikana fa tsy ho fantany ankory ary izany !
Mandro matetika ftsn ny an-ry zareo de stiky!! hihihi!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0086