alamo
22. kiadi
(
22/08/2007 18:24)
inona injay zany alamo?? tsy maharaka revy mintsy zah zany! marka rhum sa bex?
24. sakaizakely
(
22/08/2007 19:15)
fasaly>
:):):):)
hadinoko tokoa zafady : za tsy mba tsemboka raha tsy efa mafambe ireny ka manao effort
ankoatr'izay tena mi grevy mandavantaona ny ahy ny glandes sudoripares :-D:-D:-D:-D
zafady re e !
fa ny resaka hoe amazonie ary ambany ange no tiako lazaina am le fofona e !

25. kallie
(
22/08/2007 20:32)
:?: sakaiza> f'anga misy misasa am alamo ko ra tsy te hisy fofona ny foufoune?
26. fasaly
(
22/08/2007 21:04)

sakaizakely: ok! :wink: toy izao mitsy ilay tsembokelika be ...raha manao alamo io zao na asina stik vao avy mandro de mba tsy ho toy izao mitry;...
ho anzé tsy tsemobkelika mitsy de mi ékônomiz kely vola zany kou tsy tsara ve izany ry xxx fa tsy hoe aingitraingitra:-P
28. Kwasi
(
22/08/2007 23:41)
Tsy ho an'ny helika ihany ka. Fa angah nareo tsy kopy an'zany, sa mody fanina?
30. kallie
(
23/08/2007 07:05)
za kalo tena tsy nahalala oe azo anasana f ko ny alamo e, tsy oe mody fanina, d in ko ny ampesana azy?
sô d atao sira? tadidiko za tam mbola kely refa alefa any am bebenay d nisy alamo d iny fa nilelaka refa avy nangalatra nitango paiso manta fa averinay (cousines) oe sira vaingany :roll: adala mintsy tamzany

31. kelly13
(
23/08/2007 08:42)
hein, hanasana foufoune oe ny alamo???? tsy hikarainkona v? mba tsy arako indray zany ka!
32. fahamarinana
(
23/08/2007 09:53)
:arrow:Diam's:fanitsiana kely aky a,aza tezitra an,pierre d'alum lay izy ary misy mivarotra ary toy ny stick ireny ny présentation-ny fa vato no mipoitra eo,misy sarony zany e(en tube).Tsy haiko aloha fa misy mi-déconseiller hoe mahamainty helika hono fa zany hoe produit naturel koa iny dia mety tsara noho ny produit-mbazaha e.Asa zay nahita expérience am helika mainty zany sa resaka be fontsiny?.(l)
33. ikaretsaka
(
23/08/2007 11:51)
za nampiasa alamo fa tsy maintsy izany ny heliko le
fa marina tokao fa betsaka ny sipa misasa fofoune @ alamo an..
maha tetitery ny efa goaka hono izany.
alamo sy katrafahy... mba hitako tany morondava fa ny any toa misasa foune @ io aby sehefa avy mananona!

34. sakaizakely
(
23/08/2007 12:31)
kallie>
nifangaro be le resaka
ny déo no nataoko hoe tsy ilaina rehefa mandro isanandro dia ampy izay tsy misy fofona izany
Ny hatsembohana koa dia zavatra natioraly ka tsy tokony ho sakanana. Miara-mivoaka @ hatsembohana manko ny toxines isankarazany ka raha sembatsembanina amin'ireny anti-transpirant ireny dia tsy manao ny asany aradalàna intsony ny glandes dia mety tsy hihety tsara
tsy haiko aloha ze tokony ho conséquences-ny
fa za tsy niteny hoe fanaovana toilettes intimes ny alamo. Tsy mbola nahita klou za
Iza moa no niteny hoe tsy mamofona be ve izany foret vierge izany, de nataoko hoe tsy ny volo no mampisy fofona fa ny manque d'hygiène
ika> mahita raha

35. sakaizakely
(
23/08/2007 12:38)
ika angaha mpijery vhv any @ dousy no mahafantatra hoe mampiasa alamo ny vhv rehefa misasa sy avy manann ? Sa manao tatitra amin'i Ika ry zareo ? :o:o:o:o
Tsy azoko le hoe migorabaka rehefa avy manann ... F'angaha moa de lehibe sahala amin'inn izy io :-D:-D:-D:-D
hafa ny hoe vhv avy niteraka, jerevo ny halehiben'ny lohanjaza, mba kopy za raha hoe avy niteraka no manao an'le izy fa tsy hoe isaky ny avy manao am le kankana kely tsy ampahafiriny iny :-D:-D:-D:-D

36. kallie
(
23/08/2007 13:08)
ra ny fahazoko an'izany d ra manamaina oz nareo ny alamo d tsy manatery zany, fa lasa maina lé foufoune d manana sensation oe tery lé lhl... sa mety tsy ho zany ve?
38. ikaretsaka
(
23/08/2007 13:13)
sakaiza> ko mamofona alamo sy katrafahy be izy ko.. dia anontaniana, dia ny olona any mo direct be izay dia manambara izy ko
sady izaho indraindray ikaretsaky ny douche ihany :wink:
ka izay indrindra ry kallie, ny alamo manamaina, ny katrafahy mampihenjana sy manidy ilay muscle an'ny foufou... dia hainao ny tohiny!

39. sakaizakely
(
23/08/2007 13:28)
ika> inn zany katrafahy ?
kallie sy ika> tandremo fa efa misy équilibre ny ph n'ny vhv, raha sasanao @ sira izany, lasa acide be = manimba ny flore vaginale, mamono zozos
ilaina ilay hamandoana natioraly iny fa raha maina loatra de tsy misosa tsara ka na kankana kely azy marary ihany
raha tiana hifintimpitina dia tsisy afatsy ny fanaovana rééducation périnéale any @ kiné ihany
Tandremo re rankizy :-P:-P:-P:-P

40. ikaretsaka
(
23/08/2007 13:34)
sakaiza> karazana hazo izay ... atao tambavy sy hisasana . dia sady mahafa bizana no maha korazirazy
miverina mando natoraly ange ilay izy avy eo ry sakaiza e
toa efa fanaon'ny tsy mahafantatra kine sy netim-paharazana ilay izy fa toa tsy nisy side effects k'aloha hatramin'izao e