alamo

41. kallie ( 23/08/2007 15:16)
sakaiza> aaa za tsy mieritreritra anao an\'io ka, ampy a ny lavako :-D:-D
42. karinah ( 23/08/2007 15:27)
kiadi:

karinah> de refa mandro de manin?
de mampiasa gel dosy!:lol:


43. kiadi ( 23/08/2007 16:00)
inona zany gel dosy?
44. ikaretsaka ( 24/08/2007 01:34)
contrairen'ny gel fort
45. rariri ( 24/08/2007 01:58)
iksa iksa

de alamo
46. karinah ( 24/08/2007 14:55)
kiadi:

inona zany gel dosy?
fa le zavatra malama reny reh an!:°):-D:-D


47. soanja ( 24/08/2007 15:00)
Aty aminay dia ny baking soda no mahasolo ny zavatra tokony hanala fofona sy manamaina raha mitady zavatra tsotsotra.

Ohatra raha
-tsy tianao hisy fofona ny frigo de asiana an'io.
-ny fitombenan'ny zazakely, ilay avy nivalana ka madio nefa mbola mamaivay loatra na mitsovaka ny hodiny.

Saingy izao kosa,

-azo atao tsara ny manasa ny taovam-pananahana ety ivelany amin'iny raha afangaro amin'ny rano tsotra izy. Fa TSY AZO ATAO ny mandio ny fitaovam-pananahana any anaty amin'iny satria manimba sy vao maika manome fofona azy rehefa ajanona na tsy misy ilay izy.

48. karinah ( 24/08/2007 17:06)
mateza noho ny alamo ve izany? càd... 3à4jrs?:°)
49. karinah ( 24/08/2007 17:16)
Soanja: ie, ny taovam-panahina sasaina ivelany ihany hono!
tandremo izany rny alamo an! sady maina be eo vao houn!:lol:
50. Kwasi ( 25/08/2007 04:20)
Ary nareo angamba lehibe tany andafy daholo ka tsy mahalala hoe ampiasaina anasana ffn ny alamo.
Ny sipa gasy manko ny ankabeazany mampiasa azy daholo surtout ny avy any @ faritany; dia lasa ihany ny saiko hoe raha mandeha any andafy moa zany reto sipa reto dia aiza no ahita alamo, sa dia mivatsy amina kilao mihitsy. Dia izay no nampatonga ahy nametraka ilay fanontaniana.
Fa le izy ampiasaina ety ivelany fa tsy any anatiny izany.:wink:
51. kiadi ( 25/08/2007 20:25)
karinah> inona ilay malama ko
52. karinah ( 26/08/2007 21:02)
aiiiiy! mody fann eo an! sa fady an'reny kiadi?;-) :-D:-D
53. karinah ( 26/08/2007 21:24)
Kwasi: ka tsy maisatra ve ny raha anadiovana ny alamo?:°)... izaho nipetraka tany amoron-tsiraka fa tsy misy mafantatra an'izany izahay tany!8O8O8O8-)na niala avy tany aza!!
fa anti-septique ny alamo koa fafantarako azy satria manasitrana ny aretim-bavony ka......:lol:....:°) afangaro @ yaourt na ronono, (mpiara-miasa taminay talou ny mpanao anzany fa sode oe ...:{)

2)rah misy misasa @ireny ihany, ka raha toa ka tena ilainy isan'nandro le izy fa tsy ***ndray2** ihany! ny R .Cavalliès marque tsara (rah toa ol tsy mampiasa hafa-tsy px pharmacetiq ); na koa eny am reny Discount ireny aza misy konkoa! :* lol


54. ikaretsaka ( 27/08/2007 04:46)
karinah> ka ilay hahamasisatra tsara azy iny no ilaina ko.. @ izay mandeha tsara ny goma avy eo..
55. karinah ( 27/08/2007 11:20)
ikaretsaka: in klou zany ngoma e!;-)hihih...ary de hisy raha hanjary ve amin'izany?:°)
56. kallie ( 27/08/2007 12:25)
ika> ko ts mamparatra ve zany maisatra b zany, tsy adala akory ze namoron'azy nanao az mandomando, ny ol maisatra ary apina gel - misy gel fiosorana sex refa maisatra lôtra lé vevavy, fa tsy aiko ndray na tsara na tsy fa za mbola ts napiasa
57. Kwasi ( 27/08/2007 15:25)
ikaretsaka:

karinah> ka ilay hahamasisatra tsara azy iny no ilaina ko.. @ izay mandeha tsara ny goma avy eo..



Maisatra zany koa ve dia ho tsara?:-P:-D:-D

Sa resaka epilation nno tinao hotenenina?
58. kiadi ( 27/08/2007 17:01)
karinah> inona wa le malama?
59. karinah ( 27/08/2007 18:07)
kiadi: aaah ..savony...mila? hihihi
60. dibbah ( 16/09/2007 12:58)
alamo vazaha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0332