Kristy, mpaminany,nisy hafa nanao asa nitovy Azy ve?Iza?
1. niryna
(
22/08/2007 05:07)
Amin'ny maha-mpaminany an'i Kristy ( Mk 6:4)dia nanambara ny ahafatesany Izy (Mk 8:31) ary nanao fahagagana maro sy nanasitrana ary nandroaka ny demonia Mk 5:8
Anisany tamin'izany ireto fahagagana ireto:
-Namahana olona 5000 tamin'ny mofo dimy sy hazandrano roa: Mk 6:39
-Ny nandehanany tambon'ny ranomasina : Mk 6:49-50
Mbola nisy maro ihany koa toy ny nitsaharany ny rivo-doza,ny nanovany rano ho tonga divay sns...
Tao aoriany ve nisy mpaminany nanao fahagagana mitovy ny nataony? Raha nisy dia iza?
Misaotra mialoha:D
(l)niryna

répondu par niryna le 08/09/2007 04:05
2. facri
(
22/08/2007 07:35)
Ie tena nisy,tsy fantatrao angaha fa ny mpaminany manaraka an\'i Jesosy Kristy dia Mohammad ((PBUH))
Tena maro ireo fahagaga nentiny fa ny tena lehibe indrindra amin\'ireo fahagagany dia ny CORAN..
Tena maro ireo fahagaga nentiny fa ny tena lehibe indrindra amin\'ireo fahagagany dia ny CORAN..
4. ikaretsaka
(
22/08/2007 13:45)
i chris angel nandeha teo ambony rano ry niryna an:P
I pere pedro mamahana olona 50 000 Isak'alahady @ komonio:-D
I pere pedro mamahana olona 50 000 Isak'alahady @ komonio:-D
5. Kwasi
(
22/08/2007 14:01)
Ireo fahagagana rehetra ireo dia mety ho nisy nahavita ny mitovitovy taminy ihany. Satria na ny mpaminany sandoka koa aza ange mety hahavita fahagagana mahavalalanina e.
Fa ny mbola tsy nisy nahavitaa dia ilay miteny hoe ho faty aho @ izao fa afaka zao andro aho dia hitsangana.
Fa ny mbola tsy nisy nahavitaa dia ilay miteny hoe ho faty aho @ izao fa afaka zao andro aho dia hitsangana.
6. rakaroka
(
22/08/2007 16:50)
'Zaho mahafantatra "Grands maitres" isan-karazany
nanao zava-dehibe sady mahavariana no mahaliana tokoa, tahaka na mihoatra ny vitan'i Jesoa koa
ny zava-bitany saingy ny "blem"-ko eto : sady tsy hino izay lazainao anie ilay oln eto no tsy mino koa rizareo hoe tena "marina tokoa anie" ny zavatra lazaina, niresaka an'i "Amma", anefa nanao zava-maro loha koa izy an! sady tsy valamaty fa azo hita mivaingana iainana izao.
Ry Pedro koa "nahavita mihitsy"
ry "soeur Théresa".
Dia misy finoana hafa koa mino ny réapparition'ny tel ou tel izany hoe équivalent @ hoe nitsangana t@ maty na réincarnation.

7. xxx
(
22/08/2007 18:59)
Inona kay no nataon'i Pere Pedro raha tsy mahadiso fa tsy mbola naheno anzay ndray za?
8. ikaretsaka
(
22/08/2007 19:26)
izany ennilava izany hono toa efa maty dia nitsangana ko!
za aloha tsy nahita fa mba henoko lazain'i niryna teto io
za aloha tsy nahita fa mba henoko lazain'i niryna teto io
9. xxx
(
22/08/2007 20:02)
Tsy mba mino anzany Nenilava zany kosa za na de tsy nahita aza kou! iza koa ono no mba nahita anzany?
10. rakaroka
(
22/08/2007 20:13)
Ary inn hono no mba nataon'ilé xxx raha tsy nametra-panontaniana:roll::?::roll::?::roll::?::-P
12. fijo
(
22/08/2007 21:23)
ireo lazaina fa fahagagana vitany ireo ve ,tena misy porofo fa vitany,sa dia hoe vitany fotsiny dia minoa?????
14. boubounezy
(
22/08/2007 23:24)
niryna @ko ny asan'A/tra tsy mila porofo satry tsy mila midedadedaka za Izy! zé mino azy mino fa zé tsy mino azy kosa d tsy mino. A/tra tsy mila manao cirque fa zé té anarakazy d afaka dôly(l):-*^:^
15. ikaretsaka
(
22/08/2007 23:43)
ka misy ny olona mihevitra fa mpanao mazi mazii izao Andriamanitra izao ko.
dia ilay azony baikoina @ izay itiavany azy
karaha le nataon'ny romanina hoe mahay manasitrana ny hafa fa tairo ny maziii, miala eo amin'ny lakroa eo
dia ilay azony baikoina @ izay itiavany azy
karaha le nataon'ny romanina hoe mahay manasitrana ny hafa fa tairo ny maziii, miala eo amin'ny lakroa eo
16. niryna
(
23/08/2007 04:32)
facri:
Ie tena nisy,tsy fantatrao angaha fa ny mpaminany manaraka an\'i Jesosy Kristy dia Mohammad ((PBUH))
Tena maro ireo fahagaga nentiny fa ny tena lehibe indrindra amin\'ireo fahagagany dia ny CORAN..
Misaotra anao raha tsy mahadiso dia mba afaka manome ohatra ve ianao.:D
17. niryna
(
23/08/2007 04:37)
cutie:
Ry mosesy sy ny tariny :lol:
misaotra aky cutie a,marina izany,ary ny tadiavintsika indray izao dia ireo mpaminany nanao ny nataon'i Kristy.Mofo dimy sy hazandrano roa no fahagagana nataony ary dia nahavita namahana olona 5000 Izy .Nanao fahagagana(miracle) toa Azy raha nisy na mbola misy :D
18. niryna
(
23/08/2007 04:41)
ikaretsaka:
i chris angel nandeha teo ambony rano ry niryna an:P
I pere pedro mamahana olona 50 000 Isak'alahady @ komonio:-D
Iza izany chris angel ? Dia mba tantarao hoe :wink:
I pere pedro ,dia hisaorana azy ny zava-bitany fa tsy modia tsy hita.Nanao fahagagana mofo sy hazandrano nahavoky olona 50.000 ve izy ry ika? Sa nanao asa-pahasoavana? Tsy mitovy ireo,miracle no nanontaniako,izany no nahatonga ahy nilaza ilay mofo sy hazan-drano.Mahita olona ve ika?
19. niryna
(
23/08/2007 04:43)
Kwasi:
Ireo fahagagana rehetra ireo dia mety ho nisy nahavita ny mitovitovy taminy ihany. Satria na ny mpaminany sandoka koa aza ange mety hahavita fahagagana mahavalalanina e.
Fa ny mbola tsy nisy nahavitaa dia ilay miteny hoe ho faty aho @ izao fa afaka zao andro aho dia hitsangana.
=D=D marina izany ary na ny mpanao magie koa aza dia manao masobe tsy mahita na manao illusion,eny fa na ny mpangaro-paosy any amintsika aza sy ny mpangalatra dia manisy fonoka moa izy izany hono??? Mbola tsy nahita aho fa reko fotsiny dia matory maty daholo ny iray trano.
20. niryna
(
23/08/2007 04:59)
rakaroka:
'Zaho mahafantatra "Grands maitres" isan-karazany
nanao zava-dehibe sady mahavariana no mahaliana tokoa, tahaka na mihoatra ny vitan'i Jesoa koa
ny zava-bitany saingy ny "blem"-ko eto : sady tsy hino izay lazainao anie ilay oln eto no tsy mino koa rizareo hoe tena "marina tokoa anie" ny zavatra lazaina, niresaka an'i "Amma", anefa nanao zava-maro loha koa izy an! sady tsy valamaty fa azo hita mivaingana iainana izao.
Misaotra rako a,tsy maninona na mino na tsy mino ny olona fa alefa fotsiny ny hafatra.Tsy kivy amin'izany isika fa fomban-javatra io.
Ry Pedro koa "nahavita mihitsy"
ry "soeur Théresa".
Ireo olona ireo sy ny hafa dia hisaorana an'Atra noho ny fanomezany azy ireo hery hanao fanasoavana ny olona.Asa fanasoavana no nataon'izy ireo,toy ny organisation maro hoe misy olona tsy mihinankanina dia misy olona maro manome fanampiana na ny fiangonana no manampy.Midera azy ireo tokoa aho,ary enga anie mbola ho maro ny olon'Atra ny hanao ny toa azy ireo.
Ny fanontaniako dia ny fahagagana (miracle of Christ) izay nataony,nisy mpaminany ve nanao toa izany?
H>S kely ity fa mifampitohy ny resaka eo ambony.
Dia misy finoana hafa koa mino ny réapparition'ny tel ou tel izany hoe équivalent @ hoe nitsangana t@ maty na réincarnation.
Ny loza aza dia misy milaza fa rehefa maty isika dia lasa mivadika any amin'ny biby ny fanahy toy ny omby sy kisoa sy ny sisa efa naheno izany ve ianareo? Dia misy koa hoe ny Atra trareo reraka mijery ny rehetra ka tsy hitany aho fa izahay manana atra kely,antonona,ampovoany ary lehibe.Misy ambaratongany izany ilay izy ary bbbbe dia bbbe.:roll:Ny sasany omby no hivavahany.Ary hoy ilay tanora hoe nivavahanay ny omby satria kely sisa dia lany taranaka ka taty aoriana tsy nitombona ilay izy ary feno omby ny tanana ka tsy azo vonoina nefa ilay firenena mahantra . Ny mamanay no mbola mino an'izany hoy izy fa izaho aleo ihinana samosa (misy henomby io fa tsy mino hono izy.)
Hitan'ny finoana hafa hono ireo mpiray tanindrazana azy dia nodorany tamin'ny andro nivavahandry zareo ary dia tsy nisy afa-nivoaka fa maty tao daholo.
Izany izao dia azo raisina tsara fa tsy Atra- tsika izay mampianatra antsika ny ho tia ny fahavalo fa tsy hamaly faty ny ratsy(do evil to evil):cry: