Kristy, mpaminany,nisy hafa nanao asa nitovy Azy ve?Iza?

21. niryna ( 23/08/2007 05:01)
xxx:

Inona kay no nataon'i Pere Pedro raha tsy mahadiso fa tsy mbola naheno anzay ndray za?


Aleo valian'izay mahafantatra ny tantara.Ny hitako fotsiny dia hoy ny olona hoe iretsy toerana iretsy nataon'i Pere Pedro.Misy tranotrano kely nataony hipetrahan'ny mahantra.Ny hafa tsy fantatro.
Fanaovana asa fanasoavana izy eto fa tsy hoe fahagagana na miracle.Ka io no mba anontaniako.
22. niryna ( 23/08/2007 05:06)
ikaretsaka:

izany ennilava izany hono toa efa maty dia nitsangana ko!
za aloha tsy nahita fa mba henoko lazain'i niryna teto io

Ie,manana ny bokiny aho ary tena gaga ianao raha mamaky azy.Fijoroana vavolombelo,sy ny karamalaza.
Misaotra an'ika,anisany mpaminany izy ary nahay teny vahiny 12 samy hafa ary niteny amin'ny fiteny tsy fantatra,izay direct amin'ny fanahy masina.
Ny voalaza ao anaty boky dia niakatra tany an-danitra im-betsaka izy ary efa niteny izy fa hiverina amin'izao fotoana izao ka hivavahana fotsiny.Tsy mihetsika ny vatany kanefa tsy maty izy no tsy misy hoe fofona faty.Dia iny fa velona indray,tsy mihinan-kanina na misotro rano fa dia eo ambony fandriana eo fotsiny.Maro ny olona mbola mpiandry mahafantatra izany ary ny taizany sy ny zanany.

23. niryna ( 23/08/2007 05:10)
ikaretsaka:

izany ennilava izany hono toa efa maty dia nitsangana ko!
za aloha tsy nahita fa mba henoko lazain'i niryna teto io

Andraso aloha ho jerevako ny boky fa betsaka ny voalaza ao,hatramin'ny zanaka sinoa sy karana narary sy nalemy hatrany an-kibon-dreniny sitrana ary lasa nivadika kristiana daholo izy rehetra.Aty aminay koa izao efa mahavariana fa efa feno karana kristiana.Io aloha tsy fahagagana fa hilazako fa tena misy Atra ary tonga hiantso ny rehetra hibebaka sy hitady vonjy Izy na inona na inona finoanao ka mbola tsy nahita experience izany hoe miaraka aminy izany dia antsoy Izy fa mamaly foana.

24. niryna ( 23/08/2007 05:23)
xxx:

Tsy mba mino anzany Nenilava zany kosa za na de tsy nahita aza kou! iza koa ono no mba nahita anzany?

Tsy maninona ianao raha tsy mino,tsy omeko tsiny fa izaho efa naheno ny fisiany.
Mbola miorona ao amin'ny 67 ha ny tobiny ary raha resaka fanasitranana dia manasitrana tokoa ny mpiandry izay mbola manohy ny asan'Atra nataony.Nanao fiangonana ngezabe koa ireo mpiangona ao amin'ny toby ary feno vahoaka marobe,vahoaka madinika eo amin'ny manodidina,ireny olona mahantra kely ireny no betsaka.Toy izany koa ny toby ary mivoha isan'andro kanefa hipoka foana ny toby.Tena hitanao ny fifalian'izy ireo midera sy mankalaza an'Atra.Hitan'ny masoko ary efa nolazaiko teto foana fa niangona tany amin'ny toby foana aho tamin'ny fotoana nitsidihako ny dago.Hitako izay olona lazaina fa adala kanefa matanjaka be,ny fahadisoan'ireo masera sy olona niaraka taminy dia tsy nofatorany ny tanany fa ny tongony fotsiny ihany ka vao niditra ny toby izy dia nihetsika ilay aretina.Hay ireny olona ireny na dia heverinao fa antitra aza rehefa mihetsika ny hery ao anatiny tena mandrifatra be ary tsy misy mahatazona azy.Nofelapelahany daholo ny olona manodidina azy ary tonga dia niasa ny mpiandry enin-dahy matanjaka be.Ireo enina ireo vao nahatohatra azy ary tsemboka tsy misy toa izany.Farany niala ilay zavatra tao aminy ary dia nangina.Ny tanora sy ny ankizy izay niaraka tamiko,nasiako nivavaka mafy sao variana ka mandeha na mifindra any amin-dry zareo:roll:
25. niryna ( 23/08/2007 05:24)
rakaroka:

Ary inn hono no mba nataon'ilé xxx raha tsy nametra-panontaniana:roll::?::roll::?::roll::?::-P



=))
26. niryna ( 23/08/2007 05:31)
fijo:

ireo lazaina fa fahagagana vitany ireo ve ,tena misy porofo fa vitany,sa dia hoe vitany fotsiny dia minoa?????

Nisy porofo ary omeko porofo ianao.Izay mino Ahy hoy Kristy ,ny asa ataoko no mbola ataony koa ary hanao asa maro mihoatra noho Izaho aza izy.
Mbola maro ny olona manasitrana,mbola maro ny olona hipetrahan-javatra ary mikarapo-drapoka miteniteny, ka sitran'ny fivavahana rehefa hivavahana sy alana ilay herin'ny devoly ao aminy.Maro ny aretina sitrana eny fa na dia ianao ihany aza rehefa manana finoana dia afaka manasitrana.
Mijoro vavolombelona izany aho raha resaka aretina an-doha,tsy mba mihinana fanafody fa mivavaka fotsiny dia sitrana.Manana porofo aho ary tsy azon'iza na iza alana amiko izany fa izaho no mahafantatra satria manana finoana Azy.Koa izay kristiana ka manana finoana Azy dia manana chance maro.Izy no mahalala fa samy nomeny fahasoavana isika rehetra.Angataho Azy dia ho fantatrao.:D

27. niryna ( 23/08/2007 05:39)
fijo:

ireo lazaina fa fahagagana vitany ireo ve ,tena misy porofo fa vitany,sa dia hoe vitany fotsiny dia minoa?????

Dia anome porofo iray ho antsika ihany koa aho,nisy olona nanao box malaza be taty ary tsy afaka niady intsony izy fa misy lavaka be hono ny fony hoy ny dokotera.Tsy tadidiko ny anarany fa ilay niady taminy ka resy no tadidiko(Mike Tyson).
Mpivavaka izy io ary sendra niresaka ity pasitera fa mila vola ny fiangonana andohavana ny (bill)na ny zavatra lany.Nanome $10.000 ny fiangonana izy,ary ity pasitera no niteny fa sitrana ny fony.Nandeha tany amin'ny dokotera tokoa izy ary dia nikombona ilay lavaka tao anaty fony ary vao maika nanana hery mihoatra noho ny taloha izy ka nahazo vola sy nanao vola mihoatra ny million de dollars mihitsy aza.Tsy ny pasitera nampiany ny fiangonana no nitantara fa izy no nijoro vavolombelona.
Tsy haiko ny any amintsika raha efa misy izany fa ny aty aminay dia maro ny olona mijoro vavolombelona amin'ny fahasoavana nomen'Atra azy ireo.Ary saika manerana ny fiangonana rehetra mihitsy.

28. niryna ( 23/08/2007 05:40)
boubounezy:

farci sô d mba farce aza zany?????=))=))=))=))=))


Iza aky izany boubounezy?
29. niryna ( 23/08/2007 05:43)
boubounezy:

niryna @ko ny asan'A/tra tsy mila porofo satry tsy mila midedadedaka za Izy! zé mino azy mino fa zé tsy mino azy kosa d tsy mino. A/tra tsy mila manao cirque fa zé té anarakazy d afaka dôly(l):-*^:^

Marina izany,sady tsy isika koa anie no nifidy ny hanaraka Azy fa Izy no nifidy antsika e.Kanefa hafafy ihany aloha ny ketsa fa tsy maitsy misy maniry.:D

30. niryna ( 23/08/2007 06:02)
ikaretsaka:

ka misy ny olona mihevitra fa mpanao mazi mazii izao Andriamanitra izao ko.
dia ilay azony baikoina @ izay itiavany azy
karaha le nataon'ny romanina hoe mahay manasitrana ny hafa fa tairo ny maziii, miala eo amin'ny lakroa eo

Izany ve no fandraisanao azy:cry:
Ny tenin'Atra dia mila hianarana ilay izy,ka matoa ny olona mitsipona dia nianatra sy namaky ny tenin'Atra izy izay,matoa izy tsy mahita tsiponina dia tsy namaky ny teniny.Vakio ny salamo 119 fa lavabeeee mihitsy milaza izany.Raha tsy ampiasana ny teniny dia namany maty.Tsy hisy fivoharana ny tenin'Atra fa mitovy ny olona tsy mino ihany satria ny eritreriny fotsiny no hiadiany hevitra lava eto fa tsy ny tenin'Atra dia lasa mahamonamonaina ,tsy misy mofon'aina azo ampiarina amin'ny fiainana fa fitsikerana lava.:D:D .Indraindray matoa ny olona iray manohitra iny tenin'Atra dia tsy tena mpino fa saritsariny fotsiny ihany fa raha mpanaradia an'i Kristy tsy hanohitra izay lazainy(ataovy ao ambavanao mandrakariva ny teniko) dia manaraka sy mino ny teniny na izy fariseo ka misy zavatra tsy tiany hialana ao dia toherina foana ilay hevitra .
Tsy mila mamaky baiboly hoe,tsy mila mijoro vavolombelona, tsy mila mitsimpona ny teny ary tsy mila mianatra tsianjery:arrow:Ireo anefa no tokony ataontsika isan'andro.^:^^:^^:^^:mba ho sakafo sy vatsim-panahy hiainana sy hiadina ny asan'ny maizina rehetra.ka raha ny teny hoe Jesosy atao Jesoa dia tsy hisy dikany raha tsy manaraka ny didiny fa anarany fotsiny no hovaina dia andeha ho aiza:roll::D
Dia misy miteny indray hoe tokony hianatra teny grika sy hebreo:roll: kanefa ny teny efa voadika amin'ny teny gasy mazava tsara.:cry:
31. fijo ( 23/08/2007 21:16)
ka maro anie no afaka manasitrana e,ny mpimasy koa izao mahay manasitra zavatra tsy hain'ny mpitsabo.
32. ikaretsaka ( 24/08/2007 00:11)

Tsy midika ange hoe mahay matoa nitsimpona e, Raha hoe namaky dia namaky, ie ekeko iny,
Misy ohabolana Vakinakaratra izay manao hoe: \"Ilaikely ity ny akotry ro hay tsimponina koa midedaka hoe ny vary ro hay andrahoina\"

Ao amin\'ny Bokin\'ny fahendrena dia milaza hoe \"wisdom comes to the inquisitive mind\"
dia hoe
ny ahy aloha ry niryna ny andriamanitro tsy mpanao mazii izany le..
raha sanatria ka tsy mety @ ilavako azy eo na tsy mifandraika @ ilay tadiaviko manko ny mazii dia eo za no raisina
33. rakaroka ( 24/08/2007 14:58)
Ilay izy tokoa ve "fahagagana" no andrandraina @ ity resaka e :roll::?::roll:.:-w:-w:-w:-$ Koa raha ny "fahagagana" hitako tetsy sy teroa izay no ho tantaraina eto , tsy ho ritra ka!... Na tao @ ry "Maitreya" @ izao fotoana aza : misy tsy mijanona izany saingytsy izay loatra ny "fampianarany"-ny.
Na ny baiboly aza nampianatra ny tsy hiandrandrana "fahagagana" loatra!
34. fijo ( 24/08/2007 21:57)
izay mantsy,io samy mahit abetsaka mahay azy
35. Mitah ( 25/08/2007 04:35)
ikaretsaka:



ny ahy aloha ry niryna ny andriamanitro tsy mpanao mazii izany le..
raha sanatria ka tsy mety @ ilavako azy eo na tsy mifandraika @ ilay tadiaviko manko ny mazii dia eo za no raisina


:roll::cry:
36. niryna ( 27/08/2007 05:35)
ikaretsaka:


Tsy midika ange hoe mahay matoa nitsimpona e, Raha hoe namaky dia namaky, ie ekeko iny,
Misy ohabolana Vakinakaratra izay manao hoe: \"Ilaikely ity ny akotry ro hay tsimponina koa midedaka hoe ny vary ro hay andrahoina\"

Ao amin\'ny Bokin\'ny fahendrena dia milaza hoe \"wisdom comes to the inquisitive mind\"
dia hoe
ny ahy aloha ry niryna ny andriamanitro tsy mpanao mazii izany le..
raha sanatria ka tsy mety @ ilavako azy eo na tsy mifandraika @ ilay tadiaviko manko ny mazii dia eo za no raisina



Ka tsy anjarantsika no mitsara izany na mahay ilay olona na tsy mahay.Kristy irery ihany no afaka hitsara,ny anjarantsika dia ny mampita ny hafany,tsy anjarantsika koa aza no mamonjy ny olona fa Atra irery ihany no efa nifidy ny tsirairay. Fantaro amin'ny hazo ny voany.Ampianaro hiaina ao anatin'ny fiainana andavan'andro ny olona ka mampiasa izany fivavahana izany amin'ny fiainany.Izay no tanjona.
Toy ny mianatra mitendry guitare na piano tsy tonga dia mahay fa mila mianatra.Avelao izany ny olona hampiantra izay fantany sy hitany ato.
37. ikaretsaka ( 27/08/2007 17:02)
dia miverena ary @ ilay resaka mere theresa ary e
38. niryna ( 01/09/2007 05:07)
ikaretsaka:

dia miverena ary @ ilay resaka mere theresa ary e


niryna:

Heb 4:2 Fa isika koa dia nitoriana filazantsra tahaka ireny ihany ,kanefa ny teny izay efa reny dia tsy nahasoa azy satria tsy niharo finoana tao izay nandre

Ahoana ity ry ika fa notsimponiko tao anaty baiboliko?
Salamo 115:1-9
Tompo o ,aza izahay ,aza izahay no omenao voninahitra ,fa ny ananaranao ihany.Noho ny famindramponao sy ny fahamarinanao.Nahoana ny jentilisa no manao hoe Aiza izay Andriamaniny?
Nefa any an-danitra Andriamanintsika.
Efa nanao izay sitrapony rehetra Izy.
Volafotsy sy volamena ny sampin'ireny asan'ny tanan'olona.
Manam-bava izy fa tsy miteny;
Mana-maso izy ,fa tsy mahita,
Manan-tsofina izy ,fa tsy mandre
Manan-tongotra izy ,fa tsy mandeha
Ary tsy mahaloa-peo ny tendany.
Ho tahaka azy izay manao azy sy izay rehetra matoky azy.
Ry Israely o,matokia an'i Tompo;hery sy ampinga Izy

39. ikaretsaka ( 01/09/2007 05:12)
dia averiko foana foana... aiza no nisy resaka sampy teo?
40. niryna ( 08/09/2007 04:05)
Tsy afaka mamaly ny hafatra ao amin'ny Marie therese intsony aho fa nisy nanakana indray.
Too bad,ny tenin'Atra dia tsy maitsy voafafy foana na tsy eto aza no hamafy azy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0919